Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

emsics1

Membres
  • Compteur de contenus

    1 517
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par emsics1

  1. emsics1

    Tour de Corse 2008

    [quote="KGB MAX"] tena grand Loeb é, fa za oa fan des Ford et ses pilotes fa lé Team Manager tena tsy mlay ny reviny é le izy ange ry zalahy ny sport rehetra misy calcul daholo hoe eto migerer kely ohatra hoe rehefa ekipa maivana no adva amin'ny foot dia ny remplaçant no ampanaovana. Ohatra ilay amin'ny bisikileta koa ioe misy bandy manao valaka be mitarika sprint à 500 mètre de l'arrivée fa ilay ry sur fa tsy hahazo an'ilay sprint mihitsy fa tsy maintsy miady ho an'ny leader ny izy en tout cas mety hoe mitovy ihany ny point azon'ny Ford amin'ny championnat constructeur fa en tant que Manager i wilson tsy maintsy mijery koa ny chance an'i Hirvo eo amin'y championnat pilote na dia hoe minime aza. Manana marge be i Loeb au niveau 'ny championnat fa raha teo amin'ny situation an'i hirvo sy Duval ary Latva i quesnel mety nanao an'ilay calcul ihany koa. d'ailleurs izay koa no ni engager na an'i duval hampisy pression an'i Loeb (autant que possible) dia mandefitra amin'ny hirvonen amin'ny rallye ange lety ary mazava ny jeu hoe misy arrangement fa amin'ny F1 ohatra atao tara kely fotsiny ny changement de roue na ahena ny débit an'ny pompe amin'ny lasantsy dia efa azo ampifamadihana ny place raha ilaina izany.
  2. emsics1

    session cross car SO6

    izay handefa photo hanaovana an'ilay article alefaso any amin'ny mail ko yahoo : emsics at yahoo.fr
  3. emsics1

    Tour de Corse 2008

    abandon de Sordo au début de l'ES 3. (sortie) général à l'issue de cette ES Loeb hirvonen +14.4 sec duval +16.4 sec c sur qu'il y aura un consigne chez ford pour faire passez mikko devant dudu grosse bataille pour la 4è place Petter devance Latva de 0,2 sec. atkison est à 2 sec
  4. i joda izany hanao demonstration de concours amina sarety propulsion alohan'ny omby e!
  5. emsics1

    rallye total 2008

    fa io ohatra ilay mijery baolina ao mahamasina hoe raha somary ao ampovoany aho no poritra.....brrrrrrr Nefa izao le bandy tompon-kevitra tamin'io tena miseho milay mihitsy hoe eto no tena favy ny place motivant be io izao ho an-dry zalahy favoris raha misy aty amintsika
  6. emsics1

    session cross car SO6

    fa ivato aiza lety le izy?
  7. fa voky vady ialahy sa vaky v.dy? io mantsy no tonga amin'ilay ohabolana hoe ''ny tranom-pody no vitan'ny vava, fa ny tranonkala vitan'ny v.dy''
  8. emsics1

    rallye total 2008

    comment kely amin'ilay site bobaka kosa ilay kill mijery spegany eto a! Ny team So6 kosa ngamba tsy inconscient ohatr'izao e! quel tour de corse? mitovy amin'ny avatar an'ilay bandy izay taloha mihitsy _________________________ "Deux intellectuels assis vont moins loin qu'une brute qui marche" (M.Audiard, Un Taxi pour Tobrouk)
  9. Tsy hitan'là ngah ny recherche google mbola Terrence Hill
  10. zah izany vonona hitabataba amin'ilay animation au micro e!
  11. emsics1

    session cross car SO6

    partant, mba tsy mivavaka amin'io any amin'i Gaucheplus misy minibus raha antonona.
  12. dans 3 semianes ohatra an'izao izany efa mijery rallye indray??? sady farany io
  13. emsics1

    Rallye catalunya 2008

    Ny an'ahy i duval no tsara jerena ny position n'lery amin'ny farany. Raha hoe efa elaela ihany lery no tsy nanao WRC nefa lasa alohan'izy mitsam (Latva sy hirvo) mety hilay ny tour de corse. Nijery archive eurosport.com aho teo fa querol1-2 nihatsara be ny temps an'i Hirvonen fa izany hoe i Loeb mihitsy no E.T
  14. emsics1

    Decès de Tonton Karl

    mampalahelo izany. Izy dia olona nanamarika ny fandalovana teto an-tany raha tsy diso aho efa nahazo grand rallye izy tany amin'ny taona 1986 tany tsy adino koa ny fikarakarany ny lafiny mozika. Tsy hoe maty vao ramalala fa sahiko ny milaza fa i karl no isan'ny technicien de studio matotra sy mazana voalohany teto amin'ny tanàna Mirary fiononana sy faherezana ho an'ny fianakaviany. Mino aho fa efa miara-manao rallye miaraka amin'ireo champion nialoha lalana azy any amin'ny paradisan'ny rallymen izy veloma Karl
  15. emsics1

    RALLYE TOTAL 2008

    arahabaina i Laza sy Solohery. arahabaina manokana i solohery (Première victoire scratch) arahabaina ny mpifaninana rehetra nandray anjara na ny tonga na ny tsy tonga hatramin'ny farany. Isaorana ny mpikarakara rehetra (FMMSAM sy mpanohana ny rallye) ny team SO6. Mahafinaritra ny mpijery dia mankalaza ny fihaonana amin'ny rallye manaraka
  16. emsics1

    RALLYE TOTAL 2008

    Eric (Kopelà) - Japa nissan Sunny
  17. emsics1

    PRONOSITIKA

    ny pronostic ko ato no alefako no alefako sady anasana antsika hatrany handray anajara http://forums.rally-live.com/viewtopic.php?f=4&t=379&start=0&sk=t&sd=a Laza Mathieu Mickael Dani sitraka
  18. emsics1

    Pirelli star driver

    raha tsy diso aho efa nikozy an'io i emontspool hoe raha misy gasy te ho any dia ''mora'' kokoa ny manao location amina structure efa misy any noho ny hoe mitondra daba avy aty
  19. emsics1

    RALLYE TOTAL 2008

    sissi sy patr(e) Peugeot 101 Patty Citroën Visa
  20. emsics1

    Tweet

    Azo atao an'izay ny menu le refa manao concours de saut Tongasoa Tweet
  21. mipao-tsatroka e!!! fa tahak ilay amin'ny pimp my ride : ohatrinona izao ny teti-bidin'ny fanarenana tahaka izao (raha tsy mahadiso?)
  22. merci ho an'azy mitsam e!!! saotra e!!! sambany vao nivoaka gazety ny sariko kle
  23. sao dia tsy maraina : mety tsy vao nifoha fa mbola tsy natory
×
×
  • Créer...