Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

thomas_radstrom

Membres
  • Compteur de contenus

    1 554
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par thomas_radstrom

  1. ka tsy aleo ve zalah asiana fety kely aloha ho fanohanana an'izy mitsam pour le Kenya ?
  2. Session publique milay be indray androany izay niafara t@ duel be entre Hents et moi (na koa hoe entre Evo 8 et Evo 6 ) Fa évidemment "izay ela nihetezana hono lava volo" dia nandresy ilay Evo 6 Fa ohatran'ny tsara kokoa ilay Evo 6 noho ilay Evo 6.5 rizalahy a
  3. thomas_radstrom

    Vive Kenya

    Manohana ilay hevitra à 100%
  4. Tsy koi lesy zany Mc a ny aty aza lesy sahirana foana matetika koa maika any aminareo any
  5. thomas_radstrom

    Ordi portable pour RSRBR09 gamer

    ça va io 8800m gtx io Firy hono ny mémoire graphique ?
  6. Izay ange le teneniko hoe "positivons positivons" e
  7. Positivons : 1) Ils se sont illustrés, c'est déjà un grand coup médiatique 2) Rien n'est encore joué, puisque il y a encore d'autres manches (bon à ce que j'ai cru comprendre) 3) Vu leur niveau, et même s'ils ne gagnent pas le PSD, avec un peu de "débrouillardise" sur les moyens financiers, ils peuvent très bien s'aligner en groupe N sur une manche du mondial et créer la surprise.
  8. Déterrage de topic kely : Efa en ligne indray ny vidéo duel Prez-McCrash sady tsy rapidshare intsony : http://racing-passion.info/duelrbr.php
  9. Nilay ireny session omaly sabotsy alina ireny an : avec Peno, Hents, Dadah, etc Fa raha tsy "retired" zany Peno sy Hents sur Pribram teny tsy niady mihitsy ny bôl fa tsy maharaka an'ilay Evo 9 mihitsy ilay vaviantitra Evo 6.5 (sipa kely jejojejo kely kosa ve moa hifaninana hazakazaka @ vaviantitra ? ) Zà @ io efa à fond partout @ ilay evo 6.5 fa e e e ny spekta fotsiny no mahita spectacle be fa ny chronos very segondra maromaro foana. Tokony ho voalohany mihitsy aza zà t@ ilay session fa noho ilay maximum attack foana dia bloqué ny boite sur Kaihuaavaara dia tsisy freins intsony sur Pirka Menoko Milay rizalahy, ary lisany efa tena adva henjana be daholo an
  10. Tsssss mahasosotra be zany vaovao zany Bon fa au moins aloha efa ni s'illustrer rizalahy e, ils ont attirer l'attention, c'est déjà ça de gagné
  11. Alors là, je passerai devant toi ENFIN !!!!!!!
  12. Tsara zany e - nous ici aussi on croise très fort les doigts
  13. Tena tsy ni-remarqué-ko indray izay, fa bobaka aloha rizalahy frantsay e
  14. Au fait mbola vitsy kely isika gasy no nandalo, i Stekam izao no hitako ao @ top 10 ao koa.
  15. AAASSSSIIIIIIOOOOO (rehefa azo asiana ) Zay ihany ny anay e Fa ity izy sur route ouverte ity angamba no somary mi-limiter an-drizalahy ...
  16. Conduite coulée Doda a, dia mihaino note tsara, dia mi-anticipe be (ilaina survireuse kely ilay daba). Aza misalasala manitsaka freins sy mi-retrograde sur Mustaselka II fa tsy hanenenana Aza maika ny ho tonga @ arrivée na hanao attaque be fa iny ilay mampisy mauvaise surprise, sady sarotra ny manao récupération @ ireo spegany ireo. Lava be ireo spegany ireo dia mitazona rythme ambony fotsiny fa tsy manao attaque à outrance raha tsy hoe efa hay tsianjery tsara ilay lalana.
  17. Vita ny rallye dia nisy zavatra nampihomehy : Diso nanitsaka loatra niditra gauche serré iray sur Mustaselka II dia nanao sortie large ilay daba, dia efa nanomboka nihazakazaka niampita ilay hazo dia niezaka nanao freins be + retrograde 1ère + frein à main (nosintomina daholo izay azo nosintomina rehetra ) dia ny tena nampihomehy tafajanona à environ 1 cm an'ilay hazo angamba ilay daba Dia marche arrière dia lasa indray izao ! Dia diso ni-coupe gauche loatra sur Sikakama 2ème passage dia tonneau be dia be, dia niverina nipetraka ilay daba --> dia tonga dia lasa - hay kay nanao sens inverse dia demi-tour be au frein à main de lasa indray zao ! Farany dia 30ème provisoire au général, fa mbola be dia be ny tsy nandalo aloha e (Prez, Fablide, Beels, etc)
  18. Vita ny leg 1 tsisy probleme fa i Doda no efa manomboka mifoka Tao @ Prospect Ridge 1er passage fotsiny aho no somary tsy à l'aise kely dia be dia be ny trajectoires diso, en plus mi-saute saute be le daba (tratran'ilay pression de session ) @ ilay tendance tsy hi-lache accélérateur mihitsy. Ilay Focus WRC 2000 koa aloha dia e e e tsisy couple mihitsy, mijaly be mi-relancer an-nedala, tena tsy hitondra an'io intsony aho @ manche manaraka. Résultat provisoire après leg 1 : 37è (2è gasy après Doda - 13è)
  19. Nilay kosa iny session publique androany iny an Mbola ahavitana zavatra ihany kay ilay Evo 6.5 na dia tsisy réglages aza Fa ny Diamond Creek II efa tsy tadidy intsony, dia ny Pribram S3 vao t@ iny mihitsy vao ni-roule taminy : dia KK tao Diamond Creek II t@ le ni-saute be hay ni-atterir ivelan'ny piste no sady nirefotra t@ vato
  20. thomas_radstrom

    Ordi portable pour RSRBR09 gamer

    oui Geforce GT 9700, ça va
  21. thomas_radstrom

    Ordi portable pour RSRBR09 gamer

    Sinon tu peux demander à Beels aussi
  22. Trop be zany kle tena zà aloha tsy sahy manao @ zany kle
  23. thomas_radstrom

    Ordi portable pour RSRBR09 gamer

    Généralement mahazaka foana rehefa tsara carte graphique : du genre ATI Radeon na Nvidia Geforce. Minimum mémoire graphique 128 Mo vao mahazaka RBR. Fa ilay Vista no somary manahirana kely @ RBR fa en suivant les instructions sur Rallyesim on arrive quand même à jouer avec. Ny tsara angamba tu passes la config ici dia on te réponds hoe ahoana io. Izaho ao @ www.ldlc.com foana no mividy entana fa ao no tsara sady mora, délai de livraison toujours respecté et frais de port azo iainana tsara. OK
  24. thomas_radstrom

    WRC/// Cyprus Rally

    Miasa mihitsy ve ny 10 doigts kle ?
×
×
  • Créer...