Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

thomas_radstrom

Membres
  • Compteur de contenus

    1 554
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par thomas_radstrom

  1. Ny ahy Clio S1600 no notsapaiko fa milay be Fa le insuffisance de couple no somary tsy tiako kely
  2. Legah/Fosy Cole/Trikle Joda/Teillet KKKmaster Dia iza koa??????, Za koa mba hanao leuh,fa ny anah ataoko iza re Faudrait que vous m'expliquiez le pourquoi de la création de tous ces pseudo J'essaye de trouver mais vraiment je comprends pas Cole Trickle t@ film "Days of Thunder" KKMaster mazava ho azy FastDracula mazava ho azy
  3. thomas_radstrom

    Projets pour 2009

    Tsy aleo ve lesy atao ohatran'ny rallye tena izy ? manaraka ny règlements MRC ?
  4. FastDracula dia Patty-Damaria no farany Njafan efa lasan'i McCrash
  5. Zà ihany lesy ilay Legah-Fosy a
  6. Session publique reco Curitiba androany avec un pilote de marque : Latvalaza
  7. Ary tena manao angaredona ireto mpitondra polo ireto an ! (izaho koa ange mpankafy fiara rainiboto e - surtout les belles de Stuttgart : Porsche e ! ) dommage fotsiny aza ilay Porsche @ RBR tsy ahavitana temps ... Eo ra-Prez dia mitady hi-se défile eo nangatahan'ialahy num tél mihitsy aza hono ny hotesse iray !
  8. Est-ce qu'on peut avoir des chiffres sur les coûts ? cela parait très amusant
  9. Fa dia nahoana no dia namadika palitao Ra-Prez dia nilaozanareo izany ny Team 207 ? (Sûr mihitsy zao fa ni-charmer-n'ireo hotesses-ny SODIAMA Ra-Prez dia tsy nisalasala akory ni-signer contrat ) Zà koa aloha efa nanao essai an'ilay Polo S2000 fa ilay paoziny no tsy dia naharesy lahatra ahy fa ilay 207 no hitako bôgôsy sady tsy dia nifankaiza ny temps vitako t@ ilay Polo sy 207 (dia nanontaniako rafotsy hoe iza no tianao @ ireto dia ilay 207 hozizy ) Ary zà zany koa toa miresaka an-drafotsy foana ...
  10. thomas_radstrom

    Processus réglages

    Izay mihitsy ka, na koa hoe mampiasa utilitaire du genre RBR Car Tune
  11. mba avelao kosa lesy zahay mba hanana excuse fa le 20 sec de différence aza ange efa tsy hita intsony izay excuses foronina
  12. Ohatran'ny hanahirana lesy ny miantso ny anaran'ialahy rehefa misy sipa manodidina kle
  13. Hi hi hi ny anay moa izany efa ... e e e ... "io indray ianao sy ny rallye-nao" "ataovy moramora io haut-parleur io fa mandreraka izany feona motera lava zany !" Dia avy eo "ianao ve tsy hanandrana e ? milay be ange e !" valin'i Rafotsy : "an an an ataoko inona koa io ?" Dia avy eo mandefa replay sady manao commentaire @ drafotsy "Jereonao fa milay be ny passage-ko teto ! jereonao ange ny fahaizako e !" Dia asian-ndrafotsy @ izay : en pleine session sady concentré tsara iny ialahy tonga dia tairina tampoka ! (izay indraindray no mahatonga ny KK sasany ) - ny tena nilay indrindra nanao session en ligne mihitsy dia voasitony (involontairement kosa aloha e ) ny fil dia tapaka ny courant Dia rehefa midofotra sy mi-KK moa dia eo @ izay rafotsy ilay mitehaka "applaudissements" aloha e Fa ny contrepartie an'izay fiaretan-ndrafotsy rehetra izay dia tsy maintsy miaraka aminy manao "Sims" tsindraindray
  14. Ilay hianatra spegany virage par virage kosa aloha mbola mila fotoana be e ! @ 2012 marina
  15. Ny an'i Beels letsy tsy milalao zany lery fa manana accès @ serveur rallyesim izy dia taper-ny fotsiny ny temps-ny a
  16. Le fampirevena @ fin de saison aloha i Beels sy Fablide ihany no ampirevenay e !!
  17. thomas_radstrom

    RSRBR2009

    Ny hivavahana mafy dia enga anie mba hivoaka soamantsara ireo projets ireo Rizalahy vazaha ireo koa ange tsy azoko fa betsaka ny tsy mifanaraka e tahaka an-drizalahy tchèque izao efa manana Fabia S2000, Lancer EVO X, Polo S2000, spéciales vaovao kanefa fihinin-drizalahy ho azy irery fa tsy mba zaraina misy an'ilay eddy3spain ao @ bhmotorsports koa nahavita daba milay be fa tsy avoakany koa ... dia efa nisy nahavita Lancer WRC, Sierra Cosworth, etc aza fa tsy mifanaraka ry lerony dia tsy misy afaka mampiasa ilay daba ... Manahirana mihitsy ireo olombelona ireto
  18. Nivoatra be Rajoù ka asa madama angamba no kôpl ?
  19. Ny ahy rehefa session officielle dia manomboka zoma hariva sy sabotsy ary alahady aho no mi-roule. Dia dans la semaine manao reco sy mitady réglages. Dia mitazona fichier excel misy ny réglages, ny zavatra ni-modifier-na, ny temps + remarques sasantsany mikasika ilay reglages sy ny spegany ary ny comportement an'ilay fiara (ohatra hoe sous-vireuse sa sur vireuse ilay daba, migorisa be, manao ahoana ny direction, sns). Ny spegany dia asehoko @ tableau de bord ny point kilométrique dia tadidiko fotsiny hoe : "à 1.6 km de l'arrivée mila mitandrina , à 3.0 km manala tongotra etc etc" (fa ny gaigy indraindray tsy tadidy ). Nisy fotoana rafotsy no natao copilote nanonona hoe "eo moramora, eo tandremo fa misy an'izao etc etc " (fa leo ihany izy ny farany dia aleo tsy no-forcer-na ) Dia ohatran'i Doda dia avant session manao échauffement kely : na session public na jeu en solo fotsiny dia ao. Fa ny tena manahirana ahy dia ny "pression" de session na "trac" de session fa ohatran'ny sady matahotra hi-KK kanefa mahita ny temps an-drizalahy dia te hi-suicide be - ka ny zavatra matetika mitranga dia lasa diso mi-assure loatra dia latsaka ambany ny temps ... Rehefa session publique nefa na reco en solo tsy misy an'izay fa mahavita temps milailay mihitsy indraindray, indrindra rehefa mahita réglages mahafa-po (mahavariana hoe ce n'est qu'un jeu nefa dia misy an'izany asa hanao ahoana rehefa tena hanao rallye )
  20. Ilisany reto manapaka tsinay mihitsy
  21. Comme d'hab dia nahafinaritra be ny kotrana curitiba androany (ary hay ve i Beels mety mi-KK e ? ). Fa mahavelom-bolo izany fa mba manana an'i Peno sy Prez ary Hents ny Team Alpha izay tsy mitsahatra ny mivoatra isan-andro (ny tenanay moa zany dia capable du meilleur comme du pire, surtout du pire ) Fa ilay Diamond Creek II aloha tena tsy mety tadidy e , androany izao nahazo mahitsihintsy kely dia nasiana be dia droite légère fa tsy tafavily intsony le daba dia ni-sort dia notatazana vato --> dia vita kabary Rehefa hanao session officielle angamba io ihany no atao reco Tsy aleo ve Chypre indray @ manaraka e ? Okay !!!
  22. thomas_radstrom

    RSRBR2009

    Fa raha mitovitovy @ ilay 106 aloha ny physics an ... tena mety ho tapaka ihany ilay accélérateur an'ilay momo-ko ato
  23. Tara t@ ilay session androany kle t@ 10 izahay vao niditra dia tsy tafiditra intsony @ manaraka indray e !
×
×
  • Créer...