Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

j879

Membres
  • Compteur de contenus

    10
  • Inscription

  • Dernière visite

Réputation sur la communauté

0 Neutral
  1. Salut tout le monde, je vends ma ///M5 (pour cause départ) Rien n'a été modifié (Stock) E34, année 1991, 3.6L 315ch., 6papillons Faisceau et boîtier de direction à changer A part celà, elle est en très bonne état. Ar. 18.000.000 à débattre 0331189383 / 0341640404 Merci
  2. j879

    Les rallyes du soirs

    Sali, sali daôly ndray! Malahelo mintsy ny bandy ela ela tsy nanao rallye du soir, nohon'ny antony connexion, izay efa andalam-panovana amzao. Mafana tsara mihintsy ato zany sady!!! Maztou daôly!!!!
  3. j879

    Team So6 en deuil

    Miala tsiny fa izao ndray fa vao tafaverina eto @ forum nohon'ny antony maro samy hafa. Dia miara ory tanteraka @ fianakavian'ny Namana izay lasa... Ary miala tsiny indrindra fa tsy nahare ny momba ity resaka ity raha tsy vao haingana kely. Mampahery ny fianakaviana. Jao879
  4. Sali daoly zalà! Mba mila fanampiana kely fa tena dépassé ny akama e! Mitady tutoriel @ fampiasana RSRBR09 ny tenako. Hazavaiko le zavatra: Tsy mahay an lé reglement rehetra momban'ny inscription sy ny formalité tokony atao rehefa hanao session officiel aho. * T@ 2008 dia au moment de l'inscription izy no manontany zavatra be dia be (mifidy fiara pour chaque rallye...), fa t@ ity inscription 2009 ity, tsy nisy an'izay ka tsy azoko loatra * Misy hoe replay sy temps tsy maintsy halefa rehefa vita ny session officielle raha tsy diso aho [tsy haiko ny mandefa ny temps fa ny repaly hitako ny mandefa azy]. Raha mba misy lien ohatra any anaty rallyesim d mbo ameo azafady e! Efa mba nitady ihany balita fa tsy nahita e!!! Merci d'avance e!!
  5. j879

    J879

    Vao mitady handeha mafy be @ RBR ialahy dia efa manao ny tsy mety ! Raha izay indray tompoko aleo dia alain'ny manam-pahefana an-keriny dieny izao aho satria hanota fady mihintsy no eritreritro!!!
  6. j879

    J879

    Merci pour la bienvenue et j'espère ke les "fofr" vont bien tripper sur ///mrallye heinnn!!! Suga suga sugaaaa!!!
  7. j879

    J879

    Milay tsara mintsy kosa ny ambiance ato atanàna ato ah!! Le 879, numéro an fiara e! Efa mba manandrana manao session public mba hijerena niveau ka!! (logitech momo fa mbola tsy G25 ah), fa milay zao io raha mba asiana isan-kariva mintsy, hanadinona sorisory!! Hataoko manaraka eo ny présentation an M5 ra-hents ahh!! Maztou daôly zalà, ameo TOP refa misy rencontre Team So6 fa ho avy mintsy. Siora N.B: mbola tsy nigadra aho tompoko ary tsy manana ny eritreritra ny hanao ny tsy mety!
  8. Salut tout le monde! Je suis passioné de sport auto, je fais du run à madà avec une BMW, et de temps en temps, RBR pour le fun!!! Okay
×
×
  • Créer...