Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

thomas_radstrom

Membres
  • Compteur de contenus

    1 554
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par thomas_radstrom

  1. thomas_radstrom

    MRC RALLYE DZAMA

    Mikotrana tsara aloha lisany ireo fa mitaimbaka fa be dia be ny Evo9 resina Evo6 t@ ilay rallye jovenna teo
  2. thomas_radstrom

    Insciption Rallye DZAMA

    N°54 thomas_radstrom Mitsu Lancer EVO6 A8 Ho malina tsara @ izay @ ity miditra session
  3. Tsisy tantaraina firy t@ iny fa : - adino ny nanova pneus dia nitondra gravel dry sur bad conditions sur Harwood Forest II - Boite bloqée sur Pirka Menoko pseudo Joda-Teillet io Alefaso @ izay ny replays sy ny skins : narysoa@gmail.com
  4. Ni-bug ny RSCenter-ko dia tsy tafiditra session intsony thomas_radstrom Dia ilay pseudo Joda-Teillet no nentiko, bon tsy quoi fa tsy mi-marquer points izany @ ity rallye ity
  5. OK : ho an'ireo mbola sahirana mi-régler daba dia mba mizara izay kely hay eto aloha - Rehefa maditra vody ny fiara (genre vao mi-braque ka mandeha mafy dia lasa ny vodiny) dia : * raha mi-freine mafimafy ka lasa ny vodiny dia ahenao ny freins arrière (environ 2000) raha en braquage no lasa ny vodiny dia : * ahenao ny top mount position (miakatra ny angle de chasse) - afaka ahena koa io raha mandeha any @ tsy izy ny lohany rehefa ratsy ny lalana (be bosses na be lavaka) * raha mbola maditra dia ampidino ny hauteur de caisse arrière, na ampiakaro ny hauteur de caisse avant (atao mitraka izany ilay vam) - ny anton'izay dia lasa any aoriana ny poids ka manampy stabilité an'ny vodiny Miteraka sous-virage daholo ireo fika 2 ireo : ka raha hita fa tsy mivily ilay daba dia ampiakaro ny braquage (ny ahy eo @ 554° - 605° eo) - afaka ahena koa ny pincement train avant (na asiana ouverture mihitsy aza) * raha eo @ réaccélération en virage no lasa ny vodiny dia ahenao ny couple différentiel arrière (na ampitomboy ny avant) Raha mahatapaka lalan-dra ny réception après saut dia ampiakaro ny compression amortisseur, afaka ampiakarina koa ny dureté ressorts de renfort, na ny dureté ressorts principaux mihitsy (saingy mety hiova indray ny comportement @ io) * rehefa tsy mahafa-po ny virage au frein à main dia ataovy 100% ny handbrake release (menu differentiel) * rehefa ratsy ny lalana ka mitady tsy ho voa-controlé ilay daba rehefa mandeha mafy dia ahenao ny détente (eo @ antsasany eo hitako ca va) * Azo ahena koa ny détente rehefa malama be ny lalana (bad conditions, snow, etc), mampitombo motricité io dia mampitombo adhérence * rehefa mi-patine be loatra ilay daba dia ahenao ny couples différentiels rehetra (avant, arrière, central) Izay aloha fa ho tohizana @ manaraka
  6. thomas_radstrom

    qui peux parrainer

    Raha te ho parrainner-ko dia il faut me présenter une jolie fille bien célibataire
  7. Dia ahoana ny critères @ zany kle ? Sa asiana séance de passage de licence izy ity ?
  8. Azonao tonga dia alefa ny replays sy skins-nao Mr Emsics sy His @ adresse narysoa@gmail.com
  9. thomas_radstrom

    rhf

    Moramora ihany ialahy big fa mety hanahirana raha croix bleu ilay olona Sinon tonga soa eeee
  10. Tonga soa e ! tsara tarehy izany avatar an'ialahy zany
  11. Ahoana lty ty mivadika Gpe N ity a ? (les gars faut faire gaffe quand même ... il risque de ne plus y avoir personne en Gpe A )
  12. An an an sérieux fa leo be aho dia tiako soloina ny moteran'i Andros, raha mba misy manana na mahita motera peugeot (de préférence petite cylindrée : 1.1 , 1.3) fa azo eritreretina ihany koa raha 1.6 na 1.9
  13. Aza adino ny manao skin bogosy be fa hisy résumé vidéo style 13 intense io an dia averiko ihany ny hoe aza adino koa ny mi-enregistrer replays !
  14. Aza adino ny mi-enregistrer ny replays-nareo rehetra fa asiantsika résumé vidéo style 13 intense be ity rallye ity a
  15. thomas_radstrom

    IRC/// SATA ACORES

    Mahagaga fa la poisse foana rehefa IRC tato ho ato ... RBR qui n'a pas voulu démarrer sur Pirka Menoko (problème vaovao indray io ) trop frustré dia aleo namely ilay Rallye Alsaces-Vosges (15è au général i Joda sy Teillet )
  16. Inscription MRC : thomas_radstrom N° 54 Mitsubishi Lancer EVO6 Ex-Soaf
  17. thomas_radstrom

    WRC/// ARGENTINA 2009

    zao vô hitako ny résulat final mais BRAVO THOMAS, premier des rallygasy men avec la subaru qui pointe à une honorable 30ème place BRAVO EEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEE. tatrao ny rally an'la klouh Misaotra e ! Tokony ho tsaratsara kokoa noho io aza ny résultat fa diso nafana fo loatra dia betsaka ny erreurs, mais bon @ Sardaigne indray manao tsaratsara e !
  18. Arahabaina lesy nahazo fara aman-dimby sady sipakely koa (ilay tian'ny dadany tsara reny ) Dia aza matahotra fa mety ho pilote gaigyvavy be iny any aoriana any na "rally-addict" be koa Te hiteny aho hoe "tohizo ny 7 lahy 7 vavy" saingy izay tian'ialahy ihany io
  19. Aiza ho aiza moa lty zany fa ohatran'ny tsy kobo ?
  20. thomas_radstrom

    WRC/// ARGENTINA 2009

    Mivadiha ialahy na i Beels Alpha e ! Sinon félicitations lesy ! enfin nisy gasy nahazo manche mondiale @ izay ary ce n'est qu'un début ! Sinon tena misy importance be mihitsy ny réglages satria mba nahita réglages mampitombo stabilité be koa izahay t@ iny Argentine iny dia mba nahitahita temps tsaratsara - saingy diso confiant loatra indray aza ka betsaka ny erreurs - soa ihany fa tsisy KKK Mahabe fanantenana ho an'ny manche manaraka daholo izany rehetra izany !
  21. Ahh les passages de Joda avec la Golf, Clio, Sub On prend du gravier plein les dents mais on est heureux
  22. Mazotoa zalahy fa session publique aloha tena tsy afaka manao kely ny tenanay @ ilay mbola tsisy connexion ato an-trano. Fa vao misy connexion permanente ato an-trano dia ho avy masiaka Thomas @ session publique dia
  23. thomas_radstrom

    Autres championnats 2009

    Qui est intéressé à aller contrer emsics dans son petit monde ? Le mitondra an'ilay traction A5 aloha surtout sur le glissant aloha tena tsy voako fa te-hatory aho no farany indrindra rehefa spéciale rapide du genre joux plane na fraizer
  24. thomas_radstrom

    WRC/// ARGENTINA 2009

    Leg 1 et leg 2 terminés : Résumé des erreurs (à défaut d'autre chose ) - 2 Tout droit sur Prospect Ridge - Tonneau sur Diamond Creek - 1 tout droit sur Tanner - TAQ sur Prospect Ridge II - 1/2 TAQ sur Fraizer - Sortie et Assassinat de spectateur sur Hualapai Beau rallye quand même, et on a trouvé de bons réglages pour scotcher carrément le cul de la voiture sur la route
×
×
  • Créer...