Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

thomas_radstrom

Membres
  • Compteur de contenus

    1 554
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par thomas_radstrom

  1. Zaho tokony ho afaka zoma fa izaho koa aloha mi-soutenir hoe 1 chose à la fois fa tsy araky ny saina e ! sady @ izay zavatra ngeza be daholo ireo
  2. Tsitsi> Ampiakaro ny braquage
  3. thomas_radstrom

    WRC/// ACROPOLIS

    On va venir on va venir ... et on va amener du lourd ... si on ne coupe pas du bois !
  4. Ohatran'i Johnny Hallyday andeha hihira i Henintsoa eo
  5. Zà zany dia hita mihitsy fa mpitsikanikany sy mpihomehy tany vaky sady en plus mbola nôrma aho t@ io fa tsy efa radizinastrom
  6. Efa kely sisa dia hiverina ampijaly kely an'lisany mpanao session publique thomas_radizinastrom fa raha zà lisany efa hamafisina hatrany ihany ny kotrana
  7. Mbô misy afaka manao skins EVO9, SUB 2006 GrN maromaro samihafa ve atao @ ilay résumé vidéo fa betsaka ny pilotes tsy manana skins ! Izay spons tianareo atao ao !
  8. Replays voaray atreto : Alexwelson The Doctor Maximum attack Nari9 Iamkosmis Peno Ny an'i Ari_Vata9 mbola any @ Prez Hé ! mbola vitsy kely ireo ry zareo a !!!!!!
  9. thomas_radstrom

    WRC/// SARDAIGNE

    Félicitations encore letsy Fablide, Tohizo ihany ô
  10. Iangaviana ireto pilotes ireto mba andefa ny replays-ndrizareo t@ rallye Jovenna teo anaovana ilay résumé video : Fablide Stekam Maximumattack Irdonen Andrianoa The Doctor Hajax Mahaitia-Miahy (1er GrN) KGBMAX (2è GrN) Alexwelson (3è GrN) Ari_Vata9 (1er 2RM) Emsics (3è 2RM) Na alefanareo e-mail : nary@vendre-internet.info na aterinareo @ ao Big (Netbox Ambatomitsangana) na an’i @ Prez (Net-Access Ampasamadinika) – tsara angamba raha miantso an’ireo olona ireo aloha vao manatitra. Dia lazao eto @ ity fil ity izay efa avy nanatitra Ny hafa koa afaka mandefa replays fa atsofoka @ ilay résumé foana. Aza adino ny skins Ny replays efa voaray : Peno Iamkosmis Misaotra antsika rehetra
  11. Oui c'est bien là aussi le problème ... en session j'ai tendance à attaquer à outrance donc il me faut un réglage où la voiture m'obéit au doigt et à l'oeil ... ou au moins est facilement "récupérable" sur un excès d'optimisme ! Mais des fois j'ai beau attaqué ET sans faire d'erreur, et le chrono ne suit pas ...
  12. Io resaka pression des pneus io no tena tsy hitako mihitsy hoe ahoana fa efa nandramako daholo fa tsy hitako ihany hoe aiza no tsara ? Si tu peux nous éclairer un peu là-dessus...
  13. Mampihomehy koa zany nahazo an'i N58 zany Zà kosa aloha na ho gisitra foana aza @ rallyesim tsy avelako zany rafotsy Au moins avec elle je suis le meilleur sp********** de ma bande ...
  14. Tonga soa e Fa nareo aloha efa firy taona nilalaovana RBR e ?
  15. Tonga soa e ! Raha mpitondra 309 t@ rallye marina zany nareo dia zaho koa mpankafy 309. Ce n'est pas une foudre de guerre, l'arrière est instable et elle est fragile, mais elle a du charme et elle peut transporter du monde En plus elle est légère et avec un bon moteur on prend toujours du plaisir !
  16. Tonga soa e ! mitondra Sub dia ao tsara ny réalisme
  17. Zany ny hoe enfin ! fa dia efa ela ihany no ahitana ny chronos de malade an-ity zalahy Stekam ity ! Tonga soa e
  18. Tohizako indray aloha : - Mampitombo ny stabilité koa ny fampiakarana ny angles de carrossage, saingy mampihena motricité sy freinage ka mila mitsapatsapa. - Raha hita fa mitady hanao tonneaux ilay daba (réception de saut ohatra na mi-coupe virages dia miainga ny ilany), dia ampiakaro ny barres anti-roulis : miteraka sous-virage koa io - Ilay mi-stabiliser-ny vodiny : possible mety mbola maditra foana ny vodiny na dia efa natao daholo aza ireo fika tetsy ambony rehetra ireo, dia farany dia azo ahena koa ny braquage. Fa évidemment aloha fa mety hisy sous-virage kanefa raha lalana somary mahintsintsy (Fraizer Wells ohatra) dia tsy dia olana io raha mi-respecter trajectoire tsara. - Raha maditra be koa ilay daba @ spéciale bosselée (Harwood Forest ohatra) dia vérifier-o sao dia henjana be loatra ny ressorts. Raha au contraire kosa mi-ballote ilay daba dia mila henjanina kokoa zay ny ressorts. Possible koa hoe iva loatra ny hauteur de caisse ka maditra be ilay daba su route bosselée. Raha ny tokony ho izy atao farak'izay iva foana ilay daba saingy raha ratsy ny lalana dia tsara ihany ny somary atao avoavo izy.
  19. Ny ahy clavier aloha t@ voalohany, dia avy eo manette dia avy eo momo. Dia rehefa tsy tanty intsony ny humiliation @ chronos dia hiditra @ G25 @ izay Manana DFP koa aho ato fa hilalaovako PS2 sy gran turismo 4 ...
  20. thomas_radstrom

    MRC RALLYE DZAMA

    ie !!!! asio misimisy ny mitondra M3 !!! Challenge Rakotondrabesa hoe @ izay koa mety mba betsaka kokoa ny points azonay
  21. thomas_radstrom

    WRC/// SARDAIGNE

    Leg 1 sy 2 no efa vita fa dia tsy milay ihany ity "good conditions" daholo ity fa diso mandeha mafy loatra ry lerony tsy araka intsony Mba misy fog sy bad cond izy fa misimisy ny mihintsana eny an-dalana eny Dia conseiller-ko mihitsy lisany hi-suicide be sur Hualapai II Ny ahy tsy haiko ny classement-ko aloha izao fa tsy nisy lasa ny chronos t@ session, dia vao nalefa tany @ Jim tany ny fichiers .7z
  22. Ny ahy indray tao @ forum Moov dia ry Tsi² sy ry poeticturbo koa no niresaka tamiko tao, dia nandeha tao @ ilay rencontre tao @ Soaf dia hatramin'izao Ny RBR aloha vao t@ herintaona no nilalao fa tsy nahazaka ny matos talohan'izay (izany hoe investissement spécial RBR mihitsy ilay carte graphique ) fa ny lazany efa ela no re ary ny tena koa moa tsy nisy izay jeux de courses sy fiara tsy nolalaovina
  23. @ ilay résumé "style 13 intense" Izay tsy afaka mandefa replays sy skins @ e-mail dia atero any @ Prez (Net Access Ampasamadinika na any @ Big (Net Box Ambatomitsangana) Ilay skin ao @ répertoire "textures" an'ilay daba no alaina fa tsy screenshot Dia mba lazao eto izay avy nanatitra fa indray mandeha ihany aho no mandeha mitety ireo cybercafés ireo fa tsy afaka ny hivezivezy eo foana !
×
×
  • Créer...