Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

hajax

Membres
  • Compteur de contenus

    396
  • Inscription

  • Dernière visite

Réputation sur la communauté

0 Neutral
  1. hajax

    CONGRATULATIONS OLY ET ZO

    arahabaina e!
  2. hajax

    ROND POINT RACING TEAM 2013

    Tena aleo hanao pause kely alo dia am 2014 manao metimety.
  3. ARAHABAINA E! MAROAROA TAIZA!
  4. hajax

    ROND POINT RACING TEAM 2013

    0 point ndray ny stableko tam semaine teo nefa rallye gravel. 6 semaines zay 0 point fona ka mangataka ny manager za hiala ao team RPR. Tsy motivé intsony hanenjika le rallye stable isan-kerinandro fa hilalao fotsiny rehefa mazoto. Kamo be hianatra le lalana vaovao be dia be no sady tsy voako ty dégâts Realistic ty. Betsaka ny bandy motivé ka aleo homena an-dry zalà ny toerana. Ny contest ra sendra tsy miasa dia mazoto fona ny hanala azy. Mazotoa ry zalà!!
  5. hajax

    CONTEST RPR 2013

    ireo nikarakara ny contest. Tena tsara e!
  6. hajax

    CONTEST RPR 2013

    sali daolo, tsy ho eto an-toerana manomboka rampitso ka hatram alarobia fa dia mazotoa ry zalà. dispo avy eo.
  7. hajax

    Rallye WRC Vodafone Portugal

    Novitaina hatram farany ny rallye fa te hanala azy kely sady fanaovam-beloma ny team monster. Herjo> tonga kozio leisy ry leirony ao am rallyesim fa hiala za. Semaine KK ty fa vmrc tao am leg1 vo falstone dia DA. Leg2 shepherds shield voa le pont dia retired ary leg3 es voalahany dia retired.
  8. hajax

    Rallye WRC Vodafone Portugal

    Vita ny leg1, Retired tao Es3 Newbobs . Miala tsiny Mr Manager. Aleo hiala ao team WRC Monster leisy za fa tsy mazoto intsony. Tsy voatanako mitsy le Fiesta WRC fa puissante be lotra d KK fona. Very vola ny team am car repair sy retired fa aleo za ijanona. Merci e.
  9. hajax

    CONTEST 2013

    Tsara be.
  10. hajax

    Rallye WRC Mexico

    Vita ny leg2. Retired tao Gran Canaria. Distrait centième de seconde dia sortie, rava ny fiara. Rallye tst mbola vita nefa efa lasa tany am manchester vs real ny saina. Miala tsiny Mr Manager. 3ème semaine ty zao 0 point ny stable. Ratsy be ty début saison ty (Sa le oe 13 ve?).
  11. hajax

    Rallye RPR

    Efa DNF ve dia mbola contrôlé ihany tsssss.
  12. hajax

    Rallye RPR

    vita ny leg2, KK tao sikakama fa nanjavona ny lalana, lasa bozaka daolo, very dia nidona tam vato, nanao DA dia nande teo am 100m vo hita indray ny lalana. Surchauffe moteur fa tonga ihany. Nanao car repair dia tsy nanao joux verte. Very temps be. Nanala azy fotsiny sisa avy eo.
  13. hajax

    Rallye RPR

    Vita ny leg1. Nande tsara fa very temps am es versme, 2:20 ny temps tsara indrindra vitako tao. efa +34s am voalohany am général
  14. hajax

    Remise des trophées

    tsy tafa le am 16 fa tsy eto an-toerana.
  15. hajax

    SUEDE

    Vita ny leg3. Naika vita tao Foron ny rallye. DA, tout droit, tête à queue, tonneau natao tao daholo. Mba tsy naninona le fiesta. very fotoana be tao. i beels koa very temps tao. Vita alo iny, aleo am zay hanala azy tsara am championnat bresil sy caraïbes ary .
×
×
  • Créer...