Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

thomas_radstrom

Membres
  • Compteur de contenus

    1 554
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par thomas_radstrom

  1. thomas_radstrom

    Polo :t6:

    OK milay zany tonga dé anaovana sabotsy (mba mizesta @ polo rehefa tsy hamely ihany au volant )
  2. Lé épingles mihitsy no soupçonner-ko mahavery fotoana satria ny fidiran'i Beels épingles ao @ io Joux Verte io no efa hitako fa tsy mety vitako mihitsy ilay ataon'i lery Il met la voiture en travers très tôt, et le reste consiste à je ne sais pas quoi (gravel mode no resahina an)
  3. Ao @ passage d'épingles no toa mahavery fotoana raha ny eritreritro ...
  4. Aza afangaron'ialahy mihitsy ry Big ny "virtuellement" suédois sy ny sandoka an !!!
  5. Manohana sy mitrotro am-bavaka an-lisany mihitsy lesy fa tena milay lé izy, tena ho tsara ny spegany gasy an !!
  6. thomas_radstrom

    Le Mag Rallygasy

    Ny ahy raha misy pdf mba andefaso lesy His fa lé fotoana ivezivezena manko tsisy ...
  7. thomas_radstrom

    RBR mi-saccade

    réinstall ihany é, raha mbola tsy mety reinstall hatr@ windows !
  8. Joux Verte io é Sady efa vita koa ny anay fa lé gravel @ lé Momo koa zany toa tsy ahavitana temps fa dia nandray anjara fotsiny ... Fa mahafinaritra mitondra an'ilay Sub
  9. Tsy zà aloha zany Ra Prez a Te hanao mihitsy fa lé manao @ PC-n'olona zany tsy vitako é ny ahy efa novaiko daholo na ny tableau de bord, na ny frein à main, na ny réglage volant, sns sns Nefa lé hibata matos koa tsy voako ...
  10. thomas_radstrom

    Polo :t6:

    1 pour moi fa lé taille tsy haiko, mitovy taille @ mikkanos angamba fa sur aloha fa tsy XXL na XL e
  11. thomas_radstrom

    Roadbook

    Efa maika mihitsy izahay hijery zany sary zany !!!!
  12. thomas_radstrom

    Le Mag Rallygasy

    zé tsy nandefa an'lé news aloha no nanenina e
  13. tongasoa eee , tandremo fa tsy mi-tolérer "error" eny @ spéciales an
  14. thomas_radstrom

    Rallye WRC 2010

    Bah pour moi, + il y a de fous + on rit !!! (ou + il y a de pilotes, mieux c'est) Et puis, l'argent a toujours dominé le monde ... Il faut s'adapter à cela et en trouver
  15. thomas_radstrom

    IRC - le futur...

    Voilà pourquoi j'aime ce sport Il y a de belles filles, de belles caisses, de la vitesse, des sensations, ... le bonheur complet quoi
  16. thomas_radstrom

    Ecuries RSRBR 2010

    Un nouveau scratch pour Mr le manager votre serviteur Bon fa provisoire aloha e
  17. Fa inona lôtra ary izao tadiavin'ialahy tsisy farany ao izao ? Io ange lty efa miseho azy ho "roi de la basse-cour" mihitsy @ live ao e Tu devrais venir le remettre à sa place Si j'étais pas son manager, je l'aurai déjà plumé et passé à la rotissoire
  18. Hi hi hi Beels tena ndeha hifindra monina any @ ialahy aho klé Force dynamics sisa !!!
  19. thomas_radstrom

    ///WRC/// RALLY SWEDEN

    J'ai réclamé chez rallyesim que tu as modifié les physics de tes voitures. et puis si tu n'es pas toujours disqualifié, je réclamerai que c'est moi qui ai conduit ton pseudo
  20. thomas_radstrom

    Ecuries RSRBR 2010

    ie miala tsiny mr le manager une semaine avant dia efa cocher-na ny rallye tiana hi-marquer-na points ho an'ny écurie
  21. thomas_radstrom

    Ecuries RSRBR 2010

    - Ny rallye nosafidiako @ ity semaine ity hi-marquer-na points ho an'ny écurie : Hungarian Championship Teneno eto koa ny an'ny hafa
×
×
  • Créer...