Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

thomas_radstrom

Membres
  • Compteur de contenus

    1 554
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par thomas_radstrom

  1. Ben tu montes à 80, et tu freines brusquement quand il est en pleine accélération dia avy eo ialahy tsy manaiky mihitsy raha tsy vidianan'i lery daba vaovao
  2. lé fiara aloha dé bogosy é tsy ohatran'ilay DS3
  3. thomas_radstrom

    WRC - RALLYE OF TURKEY

    Vita matavy indray leg 3 é sady tonneau kely vé rangahy dé maty ny boite, tssss Naleoko nijanona fa sonné trop loatra !
  4. Io ndray ra-prez tsy mba afaka hihantahantana mihitsy tss Hay vé mbola ao @ Hong kong ny inscription é bon handalo raha tratra fa au cas hoé tsy tafandalo letsy mba inscriver-vo ao aloha dia avy eo isika mifanaraka ihany a (tsy mbola ohatran'ilay farany iny ihany ny frais d'inscription ?)
  5. thomas_radstrom

    WRC - RALLYE OF TURKEY

    Leg 1 vita izay vao afaka lé poisse Ahoana zany chirdon 3:07 zany klé ???
  6. zà OK soaf miaraka @ ialahy (G27 zany ???) tonga dé valider-o any lesy fa lé fotoana hivezivezena tsisy !
  7. Efa namerina nandefa MP tany ahy, ho hita eo indray
  8. Tena efa nandefa an ... bon averina indray izany !
  9. Les uns les préfèrent jeunes et fraîches, d'autres les préfèrent matures ...
  10. ka t@ io angé Beels tsy nanao saisie-ny temps-ny tany @ rallyesim é Ary ialahy io moa efa nandefa MP tany @ Anthonyf211 ?
  11. Arooooozzaaaaaaaazzzzzzzzzzzy Prezzzzzzzzz aaaaaaaaa
  12. Tsy izaho no manao an'ity fa bandy akama a Fa minimum 5 commandes dia mahazo @ io prix io
  13. Ka mety izay mihitsy no mampandeha azy : mavesatra lé poignée
  14. Ela nietezana lava volo zany kou
  15. zà kou OK angamba, fa ho hita eo ihany
  16. Ary raha i KGB no co-manager ? ahoana ny hevitrao mr KGB ? Tsara zany nahazo points bé zany ka ! sady tsy dé niasa bé akory lé manager Miala tsiny fa sahirankirana é
  17. thomas_radstrom

    Jordan Rally

    KGBMAX contrôlé sur rallyesim ô !
  18. Zà efa OK foana Mr Beels a !!! sady tsy mitsoaka tarmac zao bandy zao, rehefa tsy KKK
  19. thomas_radstrom

    sub aw06-07-08-09

    C'est là qu'on voit bien que RBR n'est qu'un jeu ... les S1600 peuvent même être plus performantes que les WRC sur l'asphalte ! sur les spéciales rapides où il y a peu de virages.
  20. Nieritreritra aho ra-Prez hoe ahoana raha atao co-manager ialahy ?
  21. Beels aza letsy efa impiry 1er au général fa mbola foana kou Tonga soa aloha ShawnCarter e (mba hafa indray izany pseudo zany an)
  22. Mba cocher-o lé rallye hiakaranareo ambony podium é Zahay mba te hiakatra eny koa fa tsy afa-manoatra é
  23. thomas_radstrom

    Jordan Rally

    Tena mety ilay skin angamba letsy fa skin Solberg (Petter) no mipetaka @ ilay C4, sady fantatsika ihany fa indraindray lé zalahy iny la poisse bé ... (nandona kangourou t@ Australie 2005, nandona vato bé teo ampovoan'ny lalana Japon 2005, sns tsy voatanisa )
  24. Emsics>mila mi-confirmer sur rallyesim hoe hiala an (MP an'i Anthonyf211) Idem pour Soafikov fa mi-confirmer intégration indray Izaho efa nandefa MP tany mikasika an'izay rehetra izay.
×
×
  • Créer...