Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

thomas_radstrom

Membres
  • Compteur de contenus

    1 554
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par thomas_radstrom

  1. OK, zà hiezaky ny hitana rythme ambony ihany fa ny réglage fotsiny no atao an'lé stable bé lé fiara - aza matahotra lisany fa tsy hisy KKK tsony @ io
  2. Merci !!! dé hanao remake Mikko Hirvonen RMC 2010 kely aloha
  3. thomas_radstrom

    peugeot 504

    ouééééééhhhhhhhhhhh Miandrandra anareo zany fa izahay kou mou zany saika niketrika Type 2 fa hatr@ izao aloha mbola ny pneus ihany no vita
  4. thomas_radstrom

    RALLYE DU BRESIL 2010

    Merci Gogo, moi je prends Meeke
  5. thomas_radstrom

    Rallye Portugal

    Krizy tanteraka fa retour bureau sur Mineshaft II !!! nefa tena efa remontée fantastique mihitsy après D.A sur SS18 aaaaaaaaaaaaaaaa
  6. thomas_radstrom

    RALLYE DU BRESIL 2010

    Sur le virtuel, on est déjà out !
  7. thomas_radstrom

    Points team So6 chicken killer

    Efa namboariko ny tableau ka (hihihi prez mahalala azy tsara ) Tsy mijery foana koa aloha fa rehefa @ virages sasany ihany
  8. thomas_radstrom

    Points team So6 chicken killer

    Merci les gars ! aza omena tsiny raha KKK foana mr le manager tato ho ato fa mbola mitady limites é (ity virage ity firy km/h max no azo hihinanana azy ? ) Fa rehefa hitako @ izay ny limites rehetra an ... je vais dégouter quelques-uns
  9. thomas_radstrom

    Compte rendu RALLYGASY

    Tena izany vé no dikan'ireo fa tsy hoe SUSHI SOUPE MINE SAO, Milay éééé Zà angé lty mahay teny sinoa fa facture-na restaurant io aa !!!!!
  10. Soa ihany fa nisy revy fa raha tsy izany efa saika tsy nino an-drizalahy tsony aho klé
  11. Heu ... mitondra daba vé sa misy transport avy eo @ prez ?
  12. Ny ahy ato kou no tena misenina fa table ordi no misy ny volant dia chaise de bureau no playseat dia misy chaise de bureau eo akaiky eo nasiana joystick atao frein à main (tapaka ilay levier an'lé momo ) dé lé joystick fixer-na @ scotch bobaka bé andé hiketrika playseat mihitsy zao ...
  13. SSIIIIIIIOOOOOOOOOORRRRRRRRAAAAAAAAAAAA
  14. C4 07 ---> narysoa@gmail.com
  15. thomas_radstrom

    V-MRC Rallye Chill out

    Aza mamono tena tsony ny GrN fa efa vita indray radizina sady leg 1 dé vita Bonne chance daholo é !
  16. zà kou mila an'ilay RB ô, MP azafady indrindra !
  17. Vonona mon général !!! j'essaierai de passer les virages 20km/h plus vite !
  18. thomas_radstrom

    V-MRC Rallye Chill out

    Sub N14 URT ihany ny bibil é
  19. Beels>Ben oui, vous alliez trop vite, fallait bien que je trouve quelque chose pour vous ralentir !
  20. Nilay ny ambiance na dia tsy tao mihitsy aza ny tenanay Sady zà rery izao no abandon sur calage moteur an ! tsy misy mahavita ohatran'iny
  21. Fa tsisy hidiran'ny G25 zany an ! raha nandeha tsara izy momo tokony idem G25 fa vérifier-o marina sao misy logiciel mandeha en fond de tache ao ! Sinon miverena Momo dia antsoy aho pour le G25
  22. ô ry zalahy a ... fa dé matahotra KKK daholo vé sa ahoana fa toa betsaka izany tsy hanao zany an ... Bande de va
  23. thomas_radstrom

    V-MRC Rallye Chill out

    Zà kou lty Big ohatran'ny efa inscrit ho an'ny rallyes rehetra an ... mba afaka vérifier-n'ialahy vé STP ?
×
×
  • Créer...