Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

thomas_radstrom

Membres
  • Compteur de contenus

    1 554
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par thomas_radstrom

  1. thomas_radstrom

    Rallye VRC

    Tandremo lesy fa je suis chez moi ange e Je vais vous faire bouffer de la neige bien fraiche Heu ... laingako zany
  2. Raha tsy diso koa izany dia mi-marquer points ny tenanay @ classement national GrN enfin la prudence (et la chance) paient !
  3. thomas_radstrom

    Rallye VRC

    Avy lisany aty @ team chicken killer fa aty misy specialiste an'io ody lolo io
  4. Ary lé droite rapide long "misababaka"
  5. thomas_radstrom

    Mitsubishi evo IV

    Io asio Nerone a ! masaka bé io zao
  6. thomas_radstrom

    Ecuries RSRBR 2010

    Poster-na ao @ ilay topic fotsiny vé rehefa hi-créer ilay écurie sa mandefa MP any @ Anthony ?
  7. thomas_radstrom

    Ecuries RSRBR 2010

    Raha ny fahitako azy izany dia isak'alahady dia samy mifidy ny rallyes tiany hi-marquer points daholo, efa misy interface fisafidianana izay ao @ rallyesim zany. Fa ny tsara manokatra topic 1 ato dia samy milaza izay rallye nofidiany avy, mba hi-gérer-na ilay zavatra
  8. Vita ny leg 3 dia connerie bé no natao fa adino ny nanova pneus !!! Dia pneus sec sur bad conditions, afaka mi-imaginer tsara lisany @ gorisagorisa bé tao I Andrinoa moa zany no tsy nety azo tao (mbola nampian'ilay pneus tsy izy koa), dia i alexwelson latsaka bé tsy hay hoe naninona. Fa mbola vitsy kely no nandalo ...
  9. thomas_radstrom

    Ecuries RSRBR 2010

    ka zà ange spons an'i lery e (io kou no sary hitako voalohany tato)
  10. Vita ny leg 2, tsisy erreur mihitsy sady tena nahavita ni-attaque ihany fa saingy rdrazafimbelo tena tsy azo mihitsy e
  11. thomas_radstrom

    Câble S-vidéo

    zà kou tô manana Mr Titô Babar Andraso raha tsisy any @ big lé ato omeko an'elà
  12. thomas_radstrom

    Ecuries RSRBR 2010

    Ireto avy izany aloha ny mpamono akoho an : Riry (il tue sa race ) N° 3747 thomas_radstrom (manager) N° 54 Mikanos (omeo ny pseudo sy numéro ô ) Nerone (omeo ny pseudo sy numéro ô ) Dadah (omeo ny pseudo sy numéro ô ) Soafikov (omeo ny numéro ô) His N°45 Emsics N°1580 KGBMax N°555 Iamkosmis N°2528 Zos ??? Hents ???? 10 ihany moa ny nombre maximum de pilote ???
  13. thomas_radstrom

    Ecuries RSRBR 2010

    Ty ary lé banner ô :
  14. thomas_radstrom

    Ecuries RSRBR 2010

    Aiza moa lesy ny topic miresaka an'izy io ao @ rallyesim ?
  15. thomas_radstrom

    Ecuries RSRBR 2010

    Ny banner efa kely sisa ô, ho avy tsy ela ingahy manager
  16. thomas_radstrom

    Reo Manana licence RBR

    Hay, 54 lesy ny numéro ko big a
  17. thomas_radstrom

    emission mekanika

    Manette vé lty no ahavitan'ialahy an'ireny temps ireny ????
  18. thomas_radstrom

    Reo Manana licence RBR

    Big a > aterin'i Damix any ny ahy ato ho ato
  19. thomas_radstrom

    Skin pour 2010

    Mahavoa an'ilay skin nge tsy mampadeha mafy an'ilay fiara eeee Mavesatra loatra lé mastic ...
  20. Mba ialana @ ilay retour bureau zalah dia redémarrer-o aloha ny machine alohan'ny hanaovana session an. Ny ahy nataoko an'izay foana dia tsy naninona intsony.
  21. Vita ny leg 1, tsisy erreur afa-tsy TAQ 1 t@ ilay G90 voalohany @ Newbobs, tsy tokony hanao ilay izy aza fa diso niandry ela loatra vao ni-freine
  22. thomas_radstrom

    Rallye VRC

    Dia mi-encourager an'lisany aloha fa ny anay ny team "chicken killer" vao eo an-dalam-panamboarana. Nefa toa aza no betsaka ao Génocide dans la basse-cour !!!!
  23. thomas_radstrom

    Rallye Monte carlo

    Gogo, du grand art !!!!!
  24. thomas_radstrom

    Reo Manana licence RBR

    Tena tsy nisy fotoana mihitsy letsy nandalovana a, ato ho ato tsy maintsy ho tonga, miala tsiny bdd
×
×
  • Créer...