Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

thomas_radstrom

Membres
  • Compteur de contenus

    1 554
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par thomas_radstrom

  1. thomas_radstrom

    Rallye Monte carlo

    Gogo, du grand art !!!!!
  2. thomas_radstrom

    Reo Manana licence RBR

    Tena tsy nisy fotoana mihitsy letsy nandalovana a, ato ho ato tsy maintsy ho tonga, miala tsiny bdd
  3. thomas_radstrom

    Lasa i SIMBA! :(

    tssss gravy koa zany lé ... nefa mbola jeune léry iny an
  4. Mpamono akoho zany no lany e !!!
  5. tsara izy zany klé Indray andro any angamba raha mahita type 1 mety hividy ... La faute à vous tous !!!!
  6. Lé aza sintomin'ialahy ho any koa Fablide fa inona sisa no ho anjaranay ??? des miettes de katsaka ????
  7. Hatramin'izao aloha dia mpamono akoho daholo tsika Zoma 29/01/10 ny faran'n voting --> weekend aho manao banner dia début semaine mikarakara azy @ rallyesim Okay daholo
  8. misy olona invisible eo ra-Tsi² an ! ny tokony atao eo après arrivée tonga dia mivoaka ny lalana à gauche
  9. Safidio rapide eto ary aloha ny anaran'ny écurie SO6 @ ity taona ity e
  10. aaaaaaaaaaaaaaa tsara e milay e !!!!! tena mba reveko kou ny manao an'izao fa zany hoé ny tenanay moa tsy mahay afa-tsy ny manadio bougies sy mandrava carbu (tsy mahay mamerina tsara akory aza )
  11. thomas_radstrom

    Ecuries RSRBR 2010

    Tsy maninn ataoko lé manager e ! raha izay notenenin draprez zay fotsiny no asany
  12. Inona ary ty !!!! Pour Fablide, maximumattack, stekam, etc l'arrivée de PTD ne se prend pas sur le G90 mais tout droit !!!! et ensuite stopper après 100m, caler le moteur et attendre ...
  13. Asivo fôna e !!! zahay koa mba manararaotra mitsapa vam sy mba mijery ny forces en présence
  14. thomas_radstrom

    Ecuries RSRBR 2010

    Zahay koa !! Ahoana, misy vé ny team so6 alpha sy zen @ ity ?
  15. PTD tsisy blem aloha aty amiko, nefa config RAM 512 Mo + Geforce 8400 GS (512 Mo), na atao high aza ny graphisme. Fa ô ry zalahy a, il faut peut-être penser à investir dans le matos et non seulement dans le volant ... io RSRBR io ange hiakatra fôna e, na ho ela na ho haingana hitady matos matanjaka fôna io dia sô dé ho tavela eo isika ! Sady tsy lafo ange e, moi j'ai à peine dépensé pour le mien : En fmg daholo : Carte mère PCI Ex : 750 000 CPU : 500 000 (Celeron D) Geforce 8400 GS : 800 000 (t@ zany, zao sûr fa efa latsaka io) DDR RAM 512: 350 000
  16. thomas_radstrom

    Rallye Monte carlo

    Inona ary ty !!!! nga tsika tsy maka Loeb foana !!! hihihi laingako zany an ...
  17. Tokony mba nasiana pilote tsy dé rapida ihany fa rehefa midofotra daholo lisany mba au moins misy tonga eny @ arrivée
  18. thomas_radstrom

    calendrier 2010

    Mba lé tsaratsara alefa eny mba alainay !!!
  19. Tonga soa enao Mr Arizona Bôgôsy lé deuxsaka ... zà kou indray andro any mety mbola hitaiza GTI ohatran'io raha tapa-kevitra (raha mbola mahita koa @ izany )
  20. thomas_radstrom

    Rai

    Bienvenu Rai Apparemment donc tu suis ton idole ... enfin c'est super d'avoir des passionnés toutes catégories (pas comme certains qui détestent le tarmac ), moi aussi j'apprécie la F1, le rallye, les compétitions de GT, le karting, le run, le drift, l'athlétisme, les courses de chevaux, ...
  21. thomas_radstrom

    Fifampiarabana :t6:

    aaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa @ manaraka zà tsy maintsy mandeha na hampiditra divorce aza !!!!!!!!!!!!!!
×
×
  • Créer...