Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

thomas_radstrom

Membres
  • Compteur de contenus

    1 554
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par thomas_radstrom

  1. thomas_radstrom

    peugeot 504

    ShawnCarter> Ahoana @ izay lty ny mi-positionner lé pneus ? Ho hajanoko zany ilay type 2 rehefa hanao type 2 ihany nareo fa 256 an'i Maika angamba no atao
  2. hain'la tsara ann hihihihiihhihiihi Andeha ho enregistrer-ko mihitsy ny son @ io video io dia ovaiko an'io ny @ rbr dé mba atao kou rehefa milalao
  3. thomas_radstrom

    Rallye Asacm #2#

    Fantatr'ialahy ihany ny mpanao gazety fa aiza kou no hisy hanao rallye 26 zany raha tsy hoe slalom ao Mahamasina @ tank angaha Ny mety @ ireo mpanao gazety ireo fatorana dia dorana velona en place public mihitsy raha vao miteniteny foana @ rallye
  4. thomas_radstrom

    WRC-VODAFONE PORTUGAL

    Ny anay efa vita é ... fa saingy tsy dé nahafa-po loatra lé conduite tao ...
  5. thomas_radstrom

    peugeot 504

    ShawnCarter>Mba atoroy hoe lesy ny mi-positionner an'ilay pneus fa io koa izao no nampikatso ahy t@ ilay golf 2. Nampiasa ilay "Car Template" (lé petahana carrosserie fotsiny) iny zany aloha nareo ?
  6. thomas_radstrom

    trophée Mamykely

    Hi hi hi félicitations Fab a, tonga dé félicitations global pour la saison angamba ty ataoko ty fa tsy araka ny hi-féliciter an'là foana ka (be loatra ) dé mba andraso zay rehefa hitan'là ao aoriana ao é
  7. Hihihihihihi tsy efa mahazatra vé é mbola miampy ny RBR de la semaine kou
  8. Ka mahafinaritra angé io gros nounours bé io é ny vadin'i lery io zao sambatra mihitsy milalao gros nounours bé foana isanandro
  9. Elà zao no hitako bé style éo
  10. Henjana zany carrossage-n'i Nerone zany
  11. thomas_radstrom

    trophée Mamykely

    Vraiment une voiture merdique à conduire ! Na izy manao sous-virage be mahatapaka lalan-dra, na io vodiny io no tsy mahay mipetraka Et il faut la faire monter dans les tours si on veut en tirer quelque chose ! on dirait conduire une athmosphérique ! Résultat : 2 DA et 1mn de perdu, i Andrinoa zao no gasy mitarika ao.
  12. Raha misy tarmac surtout avec bad dia vonona ny tenanay ary ho ataoko affaire personnelle mihitsy @ reo hongrois reo (nisinisy ihany no voako t@ reo sur tarmac )
  13. thomas_radstrom

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    Milay zalah a, ny ahy efa nolazaiko t@ fb daholo fa tsy ho averiko eto intsony nahafinaritra ary mbola hahafinaritra ny lalao ! zà kou zany efa te-hanao rallye bé mihitsy mahita an-drizalahy reo (hééééééé ny RBR ato no atao mafotaka aloha é )
  14. Miala tsiny t@ lé fivoriana é ! tena fafah-tsy-kôpy zah raha tsy izao
  15. zany Tarmac sy bad zany possible mahita irika aho @ zany sa tsy mahazo manao intsony zà zany moa ?
  16. thomas_radstrom

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    GGB> Tsara kosa lé avatar an
  17. zà koa tena mpankafy Makinen, surtout pendant les périodes Mitsubishi où il était 4 fois champion du monde
  18. Tonga soa mr l'ancien copi de Makinen
  19. Vita ilay Nations Cup, la bonne nouvelle c'est qu'un hongrois est déjà out et la mauvaise un certain erbe mène la danse : 1 0= 1350 erbe Subaru Impreza WRC 2007 47:59.64 +00:00.00 +00:00.00 -01:57.56 2 0= 54 thomas_radstrom Citroen C4 WRC 2007 49:57.20 +01:57.56 +01:57.56 +00:00.00 3 0= 6142 Funtom Ford Focus WRC 2007 83:42.86 +35:43.22 +33:45.66 +33:45.66 4 0= 5577 andrinoa Ford Focus WRC 2007 103:13.00 +55:13.36 +19:30.14 +53:15.80 4 0= 5612 raloum Subaru Impreza WRC 2007 103:13.00 +55:13.36 +00:00.00 +53:15.80 ho an-dry Beels, Fablide et Zos et compagnie angamba io erbe io, je n'ai rien pu faire, même sans DA (fa erreurs betsaka ihany aloha e : tonneau dans Falstone après saut, dia tout droit vitsivitsy dans Joux Verte II fa efa vizana angamba ny pneus) Mbola vao ireo ihany no nandalo Bonne chance zalahy a
  20. hihihihihi...matahotra sao "ritour bureau" daooolo ny ekipa gasy Nos ...ny an'Radizina zao mbola hovainy indray ny "compteur" any ... Ny ahy efa fixe mihitsy iny ra-Prez an fa mahavariana fa misy virage sasany taloha raha vao jerena dia hoe mila mi-ralentir an ... fa rehefa nandramana afaka hidirana à 140 sans problème ! avec la bonne trajectoire na ampiana drift kely ...
  21. Misaotra rizalahy @ lé encouragements a !!!! on va faire le maximum (sans KKK)
  22. Marina mihitsy io, zà indraindray miezaka mi-assure bé dé tonga dé manatona vodihazo ho azy zany
×
×
  • Créer...