Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Raddoo

Membres
  • Compteur de contenus

    216
  • Inscription

  • Dernière visite

Réputation sur la communauté

0 Neutral
  1. puréééé, quel récit, c'est très bien rapporté, on dirait que je vienne de vivre un week end fou de rallye dans le baquet à droite d'un grand champion. Merci fond_de_6
  2. Fabrique et Vends Frein à main vertical pour PC *Vertical SimHandBrake* Mise à jour: Amélioration de l’esthétique et de l'emplacement du bouton. *Nouvelle version Ici, pour plus d'information.
  3. Tena mandeha be izany fotoana izany an ... my "Date d'inscription: 17/02/2010" ito misy ketrika kely izay liana http://www.mrallye.com/t2200-fabrique-vends-frein-a-main-vertical-pour-rbr-et-autres
  4. Raddoo

    Team So6 Flat out 2012

    ohatran ny mila mihetsiketsika ny manager mandefa msg sns manao recrutement an Ho ahy manokana aloha dia iny no saison feno nataoko voalohany na dia nisy semaine tsy nahavitako stable ihany aza. Mazava ho azy fa mahafinaritra, saingy misy fanamarihana azo atao ihany raha te ampiakatra ny niveau: - ohatra, tsy ampy ny communication indrindra ny avy am manager ;-), - tokony ho fantatry ny pilote rehetra ao am team raha toa ka misy tsy afaka milalao intsony ohatra, - mila manova effectif en cours de saison raha tena ita fa pilote 2 sisa motivé manao stable - tsy tokony misalasala ny mametra pialana ny pilote raha hita fa definitif ilay tsy fahafahana sns - ataoko angamba fa tsy voatery ho fuzé dôly ny ao am team, fa rehefa motivé anao stable dia efa OK - mila apetraka mazava tsara ny objectif n equipe na ny tsirairay ... Misaotra ny Flat 1 sy Flat 2 fa nilay iny 2011 iny ka, ny session publique sns reny ... Miala tsiny raha andeha itady traikefa any amin'ny ékipa hafa ry zareo a fa afaka mijanona so6 d'honneur angamba an
  5. Tsara izy izany ry zalah, milamina!! Tena milay kosa ilay photo de groupe isaky ny team ka (pi maso ho an ny equipazy cascade/onycas )
  6. Tongasoa dia aza misalasala na mizara na manontany na koa mitantara ny zava misy fotsiny aza!!
  7. Fa mbola nitohy hatramin'ny farany n combat an
  8. Tongasoa e!! ito misy sary "no comment" fa mety misy bandy tohina zao ao ambadika ao haha
  9. Sao dia misy paika ahitana ny règlements rehetra ry zalah fa tena tsy afaka maka (mi telecharge) an ilay pdf goavana beuu!! Tsy afaka adika eto angaha :-)
×
×
  • Créer...