Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

thomas_radstrom

Membres
  • Compteur de contenus

    1 554
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par thomas_radstrom

  1. an'i @ rdrazafimbelo daholo zany manao leg 1 !!!
  2. thomas_radstrom

    Ecuries RSRBR 2010

    Mety tsy tantin-ndrizalahy lé ni-scratchiavako sur tarmac iny nefa t@ lé pays ajaccien teo efa je suis bien parti koa fa zany hoe tapaka ny jiro
  3. e e e hay vé e ... raha ny conseil-ko zany dia aza manao leg 1 @ machine-nareo raha mi-bug PTD rendez-vous any @ izay bandy tsy mi-bug ny PTD-ny !
  4. thomas_radstrom

    Skin pour 2010

    hay moa mba mi-arbitrer kely an'i Big sy Peno @ subkiller sy mitsukiller lesy
  5. PTD mitovy @ Pribram ihany ... raha mahazaka pribram tsisy blem tsy tokony hanana blem sur PTD ... sinon, ataovy "Low" daholo ny réglages graphiques-n'ny RBR.
  6. thomas_radstrom

    Skin pour 2010

    Nanao tests comparatifs intensifs mihitsy aho teo entre N14 URT, EVO9 GrN, N14 prodrive fa ilay N14 URT ihany no ahavitana chrono milay. Sady agile tsara izy sur le sinueux, ilay Evo9 koa misy vovok'aina be fa tsy à l'aise loatra rehefa be virages ny lalana.
  7. thomas_radstrom

    Problèmes insrcitpion

    Désinscriver-o ra-prez a !!!! mitady raharaha !!!
  8. thomas_radstrom

    Rallye Gasy Asphalte

    zahay koa tia tarmac e !!! fa aleoko le somary bad cond migorisarisa fa sur le sec lé vozongo tena tsy azo
  9. thomas_radstrom

    REGLAGE MOMO RACING

    CB+> nga lty lasa menamena timon ????
  10. thomas_radstrom

    REGLAGE MOMO RACING

    Moi je laisse tout par défaut
  11. thomas_radstrom

    REMISE DES DIPLOMES 2009

    Stekam aloha efa tsy surprise tsony e Efa any finda moa ialahy io ? tokony mba mijery an'ialahy milalao mihitsy letsy zahay !
  12. thomas_radstrom

    Ecuries RSRBR 2010

    Oay lé adinoko marina ty : N° 54 login : thomas_radstrom : IRC : 207 S2000 MRC : Subaru N14 URT
  13. Raha azoko tsara zany je suis 1er malgache provisoire en GrN ??
  14. Tonga soa dé mazotoa ary mirimorimo miaraka amintsika rehetra @ RBR
  15. Leg 1 vita ihany androany, ni-régler an'ilay Evo9 GrN CB+ no natao reco 1 DA dans Sikakama (coincé entre les arbres ) dia ny ambiny mba tsaratsara ihany. Efa masiaka be sahady daholo !!!!
  16. thomas_radstrom

    Le futur WRC...

    Ben espérons alors ! ce ne sera que mieux pour le championnat !
  17. thomas_radstrom

    emission mekanika

    zà ry bain angamba tsy poins fa ny leg 1 aza hatr@ zao mbola tsisy tokotaniny fa ho avy hanao spect raha azo atao
  18. zà lesy mbola tsy tafa hatr@ izao klé, ho atao tsisy reco angamba izy ity, raha misy fotoana androany dia hi-régler ilay evo9-n'i Ari ...
  19. thomas_radstrom

    Le futur WRC...

    Petter ne devrait pas avoir le droit de se bagarrer contre Loeb ... signer des podiums oui surement mais il y aurait surement consigne d'équipe si Petter s'approche un peu trop de Loeb Quesnel n'est pas Wilson malheureusement ...
  20. sô dé tokony Irina indray ary no antsoina hoe radizina @ ity taona ity
  21. thomas_radstrom

    Skin pour 2010

    hihihihi merci Big an !!! (tsy dé tiako lôtra letsy lé "narysson" fa tsy aleo vé thomas ihany )
  22. Ilay A7 ve ? tena mi-patine be an !!!
  23. thomas_radstrom

    Skin pour 2010

    hangotraka izany guerre des peugeot zany Ny anay moa zany tonga dé le Subaru N14 URT no hanaovana, asa raha hahatanty ilay Tanà-Tuléar ilay turbo ... (sady à fond foana )
×
×
  • Créer...