Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

thomas_radstrom

Membres
  • Compteur de contenus

    1 554
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par thomas_radstrom

  1. Rehefa degany bé ny conditions il est préférable de se concentrer à rester sur la route ... ce que je n'ai pas fait durant la 1ère boucle du leg 2, évidemment ...
  2. thomas_radstrom

    Rallye WRC 2010

    Moi quand même j'aime bien le style très agressif de Kimi en rallye
  3. Hi hi hi vita Beels leg 3, je suis 1er Malgache ! (bon provisoire aloha e ) Tay bé iny rallye iny klé, tena trop bé lé conditions, adhérence, halavana, sns ... Fa milay ka, misimisia ny ohatran'ireny mba hikotranana, sady afaka handresena an'i Beels ny ohatr'ireny !
  4. thomas_radstrom

    Rallye WRC 2010

    D'un côté Big a raison mais d'un autre (du côté marketing), c'est une formidable publicité ... et puis Kimi, il a le droit de faire ce qu'il veut non ? ?
  5. thomas_radstrom

    Ecuries RSRBR 2010

    Beels> Tsy azoko marina lty lé écurie a ... nandeha hi-cocher ny rallye tiako hi -marquer-na points ho an'ny écurie aho dia rallye 1 par semaine ihany no azo cocher-na ... izay mihitsy vé ?
  6. thomas_radstrom

    Rallye WRC 2010

    Marcus a eu des problèmes avec la voiture et n'a pas pu se battre, il paraît ...
  7. thomas_radstrom

    Ecuries RSRBR 2010

    efa créé ny écurie ka dia ho alamintsika @ izay ny fandraisana anjara
  8. Trop bé lé leg 2 klé - tsy hita isa intsony ny tete à queue sy ny aquaplanning Fa mbola nahavita 21ème au général ihany aloha ...
  9. thomas_radstrom

    Ecuries RSRBR 2010

    Ok, miandry isika, tokony ho vetivety @ izay
  10. zany an ? zà zao tsy haiko mihitsy @ io fa rizalahy reto henjana bé daholo @ lé gravel ... raha tsy hoe atao bad daholo ny météo ...
  11. Tsindry daholo vé izany leuh! ptdrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrr. tena mila kotran iasn'andro tokoa fambola alvitra ny afo ny kitay mbola tsy zatra 4Rm mitnsy ny marina . ho anareo efa zatra>>> normal V fa otran manana impression misosa b zany foana ny vodiny, otran'hoe malama B zany? (G fais eu le même sentiment avec la C4 et la S2000 en test pour la suède) Normal io raha misosa bain a - fa sur ligne droite aloha raha mbola misosa dia quelque chose ne va pas kosa é
  12. zà efa nahavita leg 1, fa roadbook mifoka bozaka koa io an !! Inona ny pneus an'ialahy ? tarmac sa gravel ?
  13. thomas_radstrom

    Ecuries RSRBR 2010

    Ny ni-confirme hatreto : Ny tenako fablide emsics riry iamkosmis ZoS KGBMax His Damix Nerone
  14. thomas_radstrom

    Ecuries RSRBR 2010

    Ka ny compte-n'i Soaf no nampiasain'ialahy t@ voalohany dia tsy pris en compte iny ! Rehefa ni-confirme par MP daholo ny pilotes vao créé ilay écurie izany no ilaina hoe mba lazao eto izay avy ni-confirme Dia ilay hoe mandefa MP @ calendrier-ny rallye, ho imposer-na vé izany ny rallyes ataon'ny tsirairay ????? De toute façon aleo aloha créé ny écurie vao alamina ny @ izany.
  15. thomas_radstrom

    ///WRC/// RALLY SWEDEN

    Riry > efa namerina nandefa ilay confirmation tany @ Anthonyf211 moa ialahy io ?
  16. Les pilotes du GrN risqueront aussi d'avoir des envies de meurtre si tu ne changes pas de groupe !!!!
  17. thomas_radstrom

    Don Rallyesim

    Hitako no tsy misy sipa miditra mihitsy ato
  18. thomas_radstrom

    ///WRC/// RALLY SWEDEN

    Leg 2 : après Sikakama sy Harwood Forest II nilay tsara, dia maty tao Chirdonhead ilay C4 sur problème électrique. (Ny tena marina dia tapaka ny jiro ) Sosopouxxxx total mihitsy !!!!!!!!!!!!!!!!!! ndé hitady onduleur milay kokoa angamba ... Mazoto daholo zalah a ! i Andrianoa izany no mitarika ny gasy ao izao. Asio e !!!!!!
  19. thomas_radstrom

    Ecuries RSRBR 2010

    An an an i Soaf efa niteny hoe il cède sa place dia efa lasan'ialahy izany Tsy olana fa écurie manal'azy ny antsika tsisy obligation tsisy pression fa izay mampa-afaka ny tsirairay ihany - fa ny tsy maintsy atao fotsiny dia ny mandefa MP @ Anthonyf211 ao @ forum rallyesim miteny hoe : "Izao pilote {pseudo} N° ... dia hiditra ao @ écurie Team So6 Chicken Killer" Ato ny forum rallyesim ho an'izay tsy mahalala http://www.rallyesim.com/forum/index1.html Dia manaova inscription (ny pseudo-nareo ihany ampiasaina) dia alefaso ny MP Dia mba confirmer-o etp rehefa lasa ny MP-nareo
  20. thomas_radstrom

    ///WRC/// RALLY SWEDEN

    Nandeha ihany ilay izy farany (redémarrage machine mihitsy ) Vita ny leg 1, nahafinaritra ihany ny résultat. Combat be izao entre zà sy Andrianoa, 4s d'écart entre-nay 2 lahy 9è et 10è position provisoire. Dia efa miomana aloha nareo izay handalo fa malama dia malama ny lalana, kanefa rapide ilay rallye. ES1 : tsisy ambara fa dia nanao izay ialana farak'izay haingana tao fotsiny ES2 : Aleo nitandrina, sady mbola tsy échauffé tsara ny pilote. I Andrinoa angamba efa mangotraka mihitsy fa hampihinan'i lery secondes maromaro mihitsy aho ES3 : Mbola tsy chauffé ihany dia prudence toujours. Andrinoa continue sur sa lancée ... ES4 : Eto aho vao nanomboka nahazo feeling ary nanitsaka tsara @ izay. Nanomboka nihena ny écart ES5 : retour Pribram, nampiakarina @ izay ny rythme fa vetivety ihany dia nahena indray fa efa saika nanao tonneau dia excursion hors-piste kely. Tsy dia very fotoana aloha fa niakatra 50s ny écart @ Andrianoa Es6 : Manomboka mangotraka @ izay. On ne se pose plus de question fa attaque à fond. Andrianoa koa angamba efa manomboka reraka fa je lui prends 18s à l'arrivée ES7 : Hualapai andro alina, niezaka ny hamely ihany fa nitazona réserve fa ohatran'ny hafahafa ihany ilay tsy mahita lavitra @ lé andro alina i Andrianoa koa angamba nanao erreur tao fa au final je passe devant lui au général avec une avance de 3s. ES8 : saika tenté ihany hidaroka bé @ ilay hoe 3s fotsiny ny avance. Saingy mbola misy leg 2 sy 3 dia aleo maka milamina ihany. Tsy maninona raha miverina eo aloha indray aza Andrinoa ... bon fa tsy izay no nitranga fa on termine la spéciale avec 1s d'écart ! Mbola ho ady alika izany ny anay mitsam leg 2 fa dia ho hita eo
  21. thomas_radstrom

    ///WRC/// RALLY SWEDEN

    Saika hanao leg 1 androany dia "Installation du rallye impossible" foana hozy RSCenter rehefa avy selectionner-na ilay rallye, nandramako ny rallye sasany dia izay daholo Problème any @ serveur vé io sa @ machine-ko ?
  22. thomas_radstrom

    Ecuries RSRBR 2010

    Mba lazao eto izay efa avy ni-confirmer tany @ rallyesim ô
  23. Félicitations Beels dia mba mivadiha @ izay GrA mba mitombo ny points-nay
  24. thomas_radstrom

    Ecuries RSRBR 2010

    OK ary i Dadah izany nosoloiko an'i Fablide dia i Emsics tafajanona ihany (sady i Emsics toa mi-participer be an ) Tena 10 ihany ny maximum ny isan'ny pilotes fa raha tsy izany nampidirina daholo (mbola misy nantsoina aza ) Fa raha ZoS sy fablide izany no ato tena mety hiady classement ihany ny chicken killer an zà sy emsics manao izay hi-assurer point fotsiny (na kely aza ), Riry rehefa tsara ny provende-ny manidina be Nerone efa avec G27 Damix efa mikotrana be His ampiantsika rehetra mba tsy hanao tonneau intsony Emsics le roi des A5 KGB naika champion GrN 2009 Iamkosmis challenger favy ao @ S1600 ... Aiza moa ry rond point teo ??
  25. thomas_radstrom

    Ecuries RSRBR 2010

    OK, efa lasa ny demande dia ireto izany no pilotes nalaina : thomas_radstrom (manager) - N° 54 Riry - N° 3747 Damix - N° 2688 Nerone - N° 918 Fablide - N° 120 ZoS - N°1165 His - N° 45 Emsics - N° 1580 KGBMax - N° 555 Iamkosmis - N° 2528 Dia ianareo voatonona rehetra ireo mila mandefa mp mi-confirmer ny intégration anareo any @ Anthonyf211. Dia aza adino zalah ny misafidy izay rallyes tianareo hi-marquer-na points ho an'ny écurie ao @ : http://x.rallyesim.com/ dia etsy ambony @ menu "PROFILE" dia "YOUR STABLE CALENDAR", dia ao mi-cocher izay rallyes tiana hi-marquer-na points ho an'ny écurie. 3 pilotes par rallye ihany no mahazo mi-marquer points, ka dia hanangana sujet iray eto @ forum mrallye angamba dia mba samy milaza ao izay rallye nosafidiany avy (atao par semaine izay zavatra izay). Ho an'izay te hanao tarmac afaka régler-ko ny fiarany. Na i ZoS koa toa manao tarmac be , afaka mizara traikefa Izay ary, omano ny antsy, allons tuer du Même s'il y a aussi des dans nos rangs ...
×
×
  • Créer...