Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

thomas_radstrom

Membres
  • Compteur de contenus

    1 554
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par thomas_radstrom

  1. thomas_radstrom

    Test Serveur

    Zà lé 31 hanao, fa mety vé ihany vé lé olona 2 na 3 @ machine 1 ?
  2. thomas_radstrom

    MDDT - Rallye Xtrem

    Any aorinako indray ialahy Poulet Master @ io hihihi
  3. Raha ireo spéciales d'origine gravel navadika tarmac (ny pays rehetra izany sauf France) dia réglages gravel ihany hitondrana azy fa ataovy 220 fotsiny ny hauteur ressorts. Ny réglage France (Joux Plane, Joux Verte, sns) dia réglages par défaut dia efa ça va (na + pitsony kely madinika selon affinités )
  4. Na koa hoe "mettre une Veyron dans les mains d'un manchot et mettre une 2CV dans les mains de Schumacher" (vazivazy io an ! sao dia misy mi-se sentir visé) je n'y connais rien en run, et en mécanique ... pareil
  5. thomas_radstrom

    MDDT - Rallye Xtrem

    Mety amiko lé conditions dégany bé ka
  6. thomas_radstrom

    WRC - RALLYE DE BULGARIE

    Raha vao misy hoe "ferme" fotsiny izy dia efa tokony tsy hanao hitsapeta tsony izany ao ...
  7. Tongasoa Mr Benjamin Franklin
  8. thomas_radstrom

    Test Serveur

    Aleo marina alakamisy fa ohatran'ny kamo izahay zany androany
  9. thomas_radstrom

    3ème Manche RBR live

    zà hamonjy amour cosmo any Bongolava (Afaka foana manko é hihihi)
  10. thomas_radstrom

    MDDT - Rallye Xtrem

    Un jour aussi j'ai vu dans sa voiture plein de ces trucs en cuir là, avec des pièces de métal qui pendent ...
  11. Merci Ra-Prez, merci daholo zalah fa comme d'hab nilay ny revy a !!!!!!!!!! Fa ny tena misitery tao zany dia tsy nisy nety ny bandy na dia efa à fond aza ny é ???? (bon raloum alou efa nangalatra départ bé )
  12. thomas_radstrom

    Rallye Geko Ypres 2010

    Irina toa KKK, dia izaho tsy lasa ny temps-ko raha tsy novitaina mihitsy ny leg 2 7ème général provisoire aho no hitako farany tao dia ialahy no manaraka. Isaky ny mikapoka kely lé fiara mitaintaina fôna , sur East-West namely hazo mafimafy indray ny vodiny, hoy aho hoe mipotsaka indray zay ny freins san'a kay tena mba solide tsara lé 207 t@ iny. Fa lé Irina tena , efa masiaka bé sur asphalte !
  13. zà alou mahita hoe Big bogosy kokoa noho i Joy K é
  14. Fa hono ho aho ry zalah miala tsiny fa ny tena moa suédois mbola tsy fantatro foana hoe inona no dikan'ty "zaza mandry" ty ????
  15. Tsy azoko mety misy gidragidra angaha raha mandé elà ?
  16. thomas_radstrom

    Rallye Geko Ypres 2010

    zà t@ io tonneau bé sur Falstone fa diso ni-attaque loatra fa tsara vintana tsy KKK ndray Teo aloha teo misafo hazo dia "Your car is seriously damaged" (fantatr'ilay RBR koa angamba hoe dia ampijaliany tsara )
  17. thomas_radstrom

    Rallye WRC 2010

    Pour le Rallye de Bulgarie virtuel j'espère un bon résultat avec ma C4
  18. thomas_radstrom

    Rallye Asacm #2#

    Tena tsara angé lé sipa @ lé sary no tiko tenenina e
  19. Ra Prez a !!! tsy namako tsony elà an !!! Tsi²> sao dia tokony atao DJ Bongolava ihany mba jerena zany feeling zany
  20. thomas_radstrom

    Rallye Asacm #2#

    ie, sady lé sipa a tena mmmmhhh
  21. OK zà sady zà malahelo an'i Prez fa ela be tsy nahita an'lery
  22. thomas_radstrom

    Rallye Asacm #2#

    Marina loatra, ampiako kely koa hoe "Il n'y a de l'échec que lorsque le découragement s'installe"
  23. "Amour cosmopolite" angamba io ??? Izany hoe mifan-damoro ao daholo ny solontenan'ny foko 18 ???? Hitako Tsi² no te hitsoaka hay gravy bé lé revy ao @ lé fiasana kou !
  24. Tsy maintsy hoe ho champion des nations ihany zany isika fa t@ ireny qualif ireny aza tsy mbola nisy nanao ny henjana tonga dé qualifié 1/4
×
×
  • Créer...