Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

thomas_radstrom

Membres
  • Compteur de contenus

    1 554
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par thomas_radstrom

  1. Ary sao dia ialahy mihitsy aza no informateur an'ireo ory hava-manana ireo ? hihihi
  2. Présents : Prez - Hents - Dizina - Mirazo - His - Beels - Nirina Mekanika - Nari9 Ordre du jour : Projet DVD rallye ho amidy hitadiavam-bola Ho an'izay mbola tsy mahafantatra moa izany dia misy ity projet ity izay hamokarana DVD compilation-ny rallyes MRC saison 2010 (manomboka rallye TASAMM) izay ho amidy mba hi-financer-na ny caisse-ny Team SO6 sy ny activités rehetra ho avy izay fantatsika fa tsy maintsy hisy sarany foana. Ireto avy ary ny hevitra niainga momba ilay DVD : - Résumés par journée / classe / spéciale - Remise des trophées - Remise des numéros - Interview des pilotes - Parc de regroupement/réparation - VA/VT - Caméra embarquée Contenu du DVD : 1h résumé du rallye, 30mn bonus (remise trophées, numéros, parc, interview, sns) 1 DVD contenant le résumé général, puis sur commande manome DVD par classe ho an'izay mangataka (ny pilotes no tena intéressés @ izay) Fomba fiasan'ny équipe : - Capture des vidéos manomboka Dimanche - Montage : manao séance miaraka daholo, manomboka Lundi - Format des vidéos avant montage : DV PAL Ireto ny matos disponible : - Nirina Mekanika : cam 3, pied 1, micro 1 - Nari9 : cam 1 carte SD 2Go - Rallygasy + RTA : cam 4 - Riry sy Beels : cam 1 carte SD 8 Go - Dizina : cam 1 Ireto ny olona disponible (pour rallye TASAMM) + moyens de locomotion - Nirina mekanika (moto) - Nari9 (véhiculé ?) - Beels et Riry (véhiculé ?) - Rallygasy : bandy 1 + moto - Thomas (Samedi seulement, non véhiculé, miasa Andros @ io ) - Mika RTA - Prez, véhiculé Pour Samedi (rallye TASAMM) : - Filmer-na ny VA/VT - Interviews : départ, arrivée, conférence de presse, parcs - Any anaty spéciales koa évidemment Dia izay no tadidiko fa ny hafatra ho antsika rehetra dia ho tombotsoa ho an'ny TeamSO6 iray manontolo io zavatra io satria hi-financer-na ny futurs revy, charges, hetsika ho avy rehetra ka izay afaka manampy dia raisina an-tanan-droa foana. Tsy misy obligations io fa volontaires-bénévoles daholo ny bandy rehetra, fa rehefa te hanome tanana fotsiny sady afaka dia tongava. Ny tena ilaina izao @ rallye TASAMM ity dia moyen de locomotion hanaparitahana ny bandy rehetra haka sary @ ilay spegany 2 (pour la journée du samedi) surtout raha tsy afaka tampoka Prez (izay namonjy fahoriana any alavitra be ary tokony ho tonga Sabotsy maraina be). Na @ ilay interviews koa mety mila bandy 2 miaraka manao azy, ny iray manontany dia ny iray mi-filmer. Pour la journée du dimanche koa izao no tena mety mila fanampiana goavana noho ny halavany, saingy ny Sabotsy no mandamina ny Dimanche. Ny fotoana dia ao @ Prez Ampasamadinika ny Sabotsy @ 8 maraina. Dia izay rizalahy a ! Thomas Radizina-trop-même
  3. thomas_radstrom

    Test Serveur

    Miala tsiny fa tsy tafa omaly é ! be asa be ! Aleo mihitsy lé misy suspicion ka ! @ izay zahay rehefa resy dia manana excuses tsara hoe : ka nidegany lé excel é, nanao erreur ny copier-coller é , sns
  4. thomas_radstrom

    RALLYE TASAMM #3#

    Hents il s'efforce encore pour ne pas se pisser dessus hono é Hé Tsi² angé mbola amour cosmo é fa tsy eo hé ! zà milavo lefona aho face à Jojox raha resaka i Raloum angamba no hibata ny amboara ?
  5. Mampazoto an'ireo mpankafy VW hanao ... euh ... zavatra ity avatar-nao ity lahery
  6. thomas_radstrom

    RALLYE TASAMM #3#

    Mon pronostic : zà 1er sur 207 S2000 .... hay mou réel ty
  7. Ataovy mahitsy lty io fa reraka be ny tendanay mivilana a
  8. thomas_radstrom

    NESTE RALLYE

    KKK koa é, saika nahafaty record tao Newbobs fa indrisy niditra mafy loatra teo @ ilay "droite rapide sur crête" iny dia namely hazo ny vodiny !
  9. thomas_radstrom

    NESTE RALLYE

    Ni-assuraka no tena natao t@ leg 1 fa sur le gravier sec efa fantatra fa tsy ho tana ny fusées é (sy ireo apprentis fusées )
  10. Zany hoe tsy haiko aloha e ! mila atao sondage angamba ! zà alou aleoko aza tarmac toy izay gravel fa any aho mampihinana tsara mihitsy e
  11. thomas_radstrom

    Neste Oil Rally Finland 2010

    zà maka Hirvonen mba manana honneur arovana ihany ny finlandais any @ taniny !
  12. Ataovy gravel foana letsy fa 90% ny bandy ato ange tsy tia tarmac e !
  13. thomas_radstrom

    Slalom

    merci M6 amy ilay hany mba sary Tokana an! Ao @ fb feno sary cross kart dé ilay émission @ télé koa feno cross kart bdb fa aok'izay ny areti-po
  14. Merci Errorist @ ilay fikarakarana a ! zahay omaly kkk tao Joux Verte, hafahfa koa ny comportement an'ilay 306 S16 an
  15. Hiezaka ny hanao vao misy possibilité fa tena manao leg iray @ rallye officiel foana isan-kariva izao ... fa milay lé hevitra ka
  16. thomas_radstrom

    MDDT - Rallye Xtrem

    Avotra ihany moa zany ilay matos fa efa Pour une fois, le gros poulet master m'a battu avec même une avance de + de 40s bon faute-ko ihany ilay izy fa efa savony bé lé lalana mbola attaque trop ihany indraindray dé sorties maromaro ihany au total ...
  17. thomas_radstrom

    Animation au slalom

    zà sady tsy afaka sabotsy no tsy afaka alahady ! désolé les gars
  18. thomas_radstrom

    MDDT - Rallye Xtrem

    Nozonin'i Riry angamba ny PC-ko fa maty ny carte graphique !!
  19. thomas_radstrom

    MDDT - Rallye Xtrem

    hihihi nanao fanahy iniana nandeha mora aho ka, sao dia tsisy combat tsony De toute façon le poulet finit toujours dans la marmite !
  20. thomas_radstrom

    Test Serveur

    Zà lé 31 hanao, fa mety vé ihany vé lé olona 2 na 3 @ machine 1 ?
  21. thomas_radstrom

    MDDT - Rallye Xtrem

    Any aorinako indray ialahy Poulet Master @ io hihihi
×
×
  • Créer...