Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Soafikov

Asaramanitra :t6: 2010

Messages recommandés

à l'occasion de l'asaramanitra 2010 dia ny so6 dia hoe hiaraka hanal'azy ...
grillade en tout genre, karaoké, "jeu idiot", RBR (kely), dia NOS NOS NOS

donc proposition Vendredi 25 juin 2010 à partir de 14h30 à la villa "Mamorisoa" près Residence des charmilles

Mitondra izay sahaza pour grillades et NOS

Hatao tena familiale avec arendrana partie pour les enfants !!!

lazao eto ny fahafahana sy raha misy namana miaraka( qui sont les bienvenues)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ok pour moi,

samia mitondra boisson, sakafo manta à barbecuter, pkoi pas aussi sakafo masak kely iray style salades de pâtes ou riz cantonnais ou Question

rdv à 14h30 miarak manao sakafo kely alhoa mikarakara, ensuite manao barbecue et manal'azy am'zay

on devrait organiser aussi la sono de façon à ce qu enos artistes en herbe puisse s'amuser (un petit cabaret mitendry sy mihjira levata / tito à la guitare, big au clavier , his au saxo, sns...Wink

hevitra daholo io.

venez en famille avec le senfants et femmes et autres.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
R@loum a écrit:
ra férié dé afaka za de 14h30 à 20h.... geek

maninona tsy ho entina ny z'enfff fa misy azo hatoriany any eee !!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafikov a écrit:
R@loum a écrit:
ra férié dé afaka za de 14h30 à 20h.... geek

maninona tsy ho entina ny z'enfff fa misy azo hatoriany any eee !!!


Efa misy plan any @ io, dé za oavy anotrona dé aveo mandé!! geek

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
OK zà sady zà malahelo an'i Prez fa ela be tsy nahita an'lery lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!


midina leitsy aty raha te hahita ahy elà ....afaka matory indray alina mihintsy (hataonay zazamandry) raha toa ka tsy mbola afapo ............ geekgeekgeek

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafikov a écrit:
thomas_radstrom a écrit:
OK zà sady zà malahelo an'i Prez fa ela be tsy nahita an'lery lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!


midina leitsy aty raha te hahita ahy elà ....afaka matory indray alina mihintsy (hataonay zazamandry) raha toa ka tsy mbola afapo ............ geekgeekgeek


lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafikov a écrit:

donc proposition Vendredi 25 juin 2010 à partir de 14h30 à la villa "Mamorisoa" près Residence des charmilles

Normalement OK za, na izany aza atoroy ihany lay toerana fa tsy mahita anzany a, sa aiza no misy mifanao fotoana en ville?
Hents a écrit:
organiser la sono
Tsy dia mila logistique be nge fa amplis sy baffles dia mety e. J'emmène une fiche jack pour brancher la guitare (Je sais pas pour Levata et autres aloha an)
Sady refa mangatsiaka ny andro sarotsarotra lé mitendry mafy nefa misy miteny foana hoe "Ataovy mafimafy fa tsy henonay aty ôôôô" lol!
lol!lol!lol!lol!

Soafikov a écrit:
thomas_radstrom a écrit:
OK zà sady zà malahelo an'i Prez fa ela be tsy nahita an'lery lol! lol! lol! lol! lol! lol! lol! lol! lol!


midina leitsy aty raha te hahita ahy elà ....afaka matory indray alina mihintsy (hataonay zazamandry) raha toa ka tsy mbola afapo ............ geek geek geek

Lisany reto tena efa misosa mitsy!!! NOS ve sa RBR no antony??? lol!lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

zay ts hande amzany revy mifanao zazamandry zany kle!!! chaisechaiselol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Present avec G25+PC+Ecran (RATT= misy latabatra hametahana G25 zany ao an???).Fa ny lera ahatongavana no tsy mbola haiko fa miankina @le hoe PONT sa tsy PONT ny 25 QuestionExclamationQuestion
cheerscheerscheerscheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hiezaka hi-convaincre ny tribu ho avy aloha amin'io e!

resaka SONO, raha poins d mety afaka mitondra SONO any ny ekipanay (tribu io) avec micro ampli, baffle et animation (tsy DJ bongolava) DJ et karaoké

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Crying or Very sadCrying or Very sad , tsy mety afaka mintsy e. Tsy maintsy manafana an'i "Chez Peno" koa amn'io andro io. Fa mety mitsorika any ihany refa mikatona alou.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Présent Maïka 5 mianaka lol
Prez>mtondra otrn le + + teny ankadindratombo tam zoma iny 1 za d any mahita tohiny tokalah

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli et sa tribu vont viendre e!
ny resaka SONO koa izany efa OK (ampli+baffles+micros+divers fiches pour eventuel clavier)

+1 mihitsy MKR amle tany ankadindratombo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

resaka zazamandry aloha dia .....asaiko matory miaraka @ POOKY lery noho tena marina (mba 2 ny lahy ao antrano @ zay ) ...hihihihihi

Riri>ny latabatra misy aloha ka !!!

Ner1> cheers merci eeeee .... hita eo ny tohiny !!!

Tsitsi>milay zany sono zany avec DJ ....(fa aza hatao ilay animation fitiavana cosmo fa familiale io an !!! hihihihihihih)

Ny fatana gilady be dia efa vonona miaraka @ tonnelle sy chaise fa hita eo raha ampy naha tsia ...

Ny Ps zao asa hi Naina raha mety hampidiny dia ho hentina !!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
Ra Prez a !!! tsy namako tsony elà an !!! lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!

Tsi²> sao dia tokony atao DJ Bongolava ihany mba jerena zany feeling zany lol!lol!lol!lol!lol!



prierprierprier Naina!!!!


Dj bongolava.... lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ny sympathisants moa zan yaccpeté amin'io an? je pense aux autres amis des autres clubs VRC, RPR sns Idea

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ok pour moi aussi, avec 5 kilos de saucisse fumée lol!lol!
fa tsy maintsy mbola itondra ny ankizy ijery AFOMANGA avant.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
@ io mou lay tsy mahazo mitondra akama externe zany na i participer azy izy v QuestionQuestion

aleo manontanytany foana iany manko affraidaffraid

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
indamix a écrit:
@ io mou lay tsy mahazo mitondra akama externe zany na i participer azy izy v QuestionQuestion

aleo manontanytany foana iany manko affraidaffraid


si si mety be mintsy kah, sa awn ahoz zlisany, za azamiteny hoe tkn mb ahandefasana "invitation" na dia verbale ohatrany rpr sy vrc sy ny manondidina antsika am'lé taranja an Wink toundé dafety beuh

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fa iza avy moa izany le sympathisants??? betsaka ihany manko raha ny eritreritro an club virtuels + clubs rallye + club midera.

amin'ny firy ihany izany no mila tonga any @ prez satria tsy maintsy mbola miasa ny maraina?

Samy mitondra izay ho entiny ihany ve sa ahoana? ny ato an-trano klou favorable am le samy mitondra fa le Tany Ankadindratombo iny kosa ngamba tsara ataon-tsika koty ôtran'iny ihany ra prez e?

KGB>mandeh amin'ny TV direct anie lety ny Afomanga sy ny bôl e! ka asakasak'ela z te hiharitra embouteillage klou.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

fa nisy inn tany ankadidratombo é? :scracth: zay tort fa tsy présent manko Laughing

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Noho ny olana izay tsy miankina aminay lesy zany d amin'ny alahelo lehibe no anambarana eto fa mety tsy ho afaka ndray a pour le bien de tous a Embarassed

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
MKR a écrit:
Noho ny olana izay tsy miankina aminay lesy zany d amin'ny alahelo lehibe no anambarana eto fa mety tsy ho afaka ndray a pour le bien de tous a Embarassed


Tsy azoko elephant mety misy gidragidra angaha raha mandé elà ? lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Fa hono ho aho ry zalah scratch miala tsiny fa ny tena moa suédois lol! mbola tsy fantatro foana hoe inona no dikan'ty "zaza mandry" ty ???? lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheers milay eeee cheers tena somary valaka ihany ny hafarany fa misaotra any rehetra eee !!!!

sary vitsy² tany @ Papale (fa ny anay ny appareil refa vita lanonana vao hita ...parksss ve ???)



Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Merci Ra-Prez, merci daholo zalah fa comme d'hab nilay ny revy a !!!!!!!!!! cheerscheerscheerscheerscheers

Fa ny tena misitery tao zany dia tsy nisy nety drunken ny bandy na dia efa à fond aza ny thbthb é ???? (bon raloum alou efa nangalatra départ bé lol! )

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Les absents auront toujours torts e! izay no azo nambara dia tena gaga mihitsy tokoa fa tena tsy nety ni-rupt mihitsy an asa azon'ilay nivazavaza teo amin'ny micro ngamba! lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

RADIZINA<< Nen'là eo ampanaovana RBR no avoakan'là @ échangeur le thb de zay no tsy naha -dizina anlà lol!

TSITSI<< Demi-dizina kosa nareo fa aza mody manahendry tena eo e makafoka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tssssssss....tsatsan'ny angrenazy tampoka dé tsy tonga é tsssss. @ 100è anniv de l'indépendance ndray Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
MKR a écrit:
zao hatram Jojox aza tsisy naka sary fa ts mety hatao mascotte lol


Tena efa resy largement-ny Boum izy kosa tamin'iny an!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena nilay iny an!!!! thbmakafokamakafoka mankasitraka ny mpampiantrano indrindra indrindra ary koa ny akama rehetra! @ manaraka ndray zalah aaa!!! so6poulet

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Sad tena miala tsiny tsy tonga fa ny tena moa tsy nahita connexion mitsy dia tsy au courant n'in n'in mihitsy raha tsy sendra nifankahita t@ Nerone teny andalana. ny andro nefa efa 16h, mbola namita adidy t@rafozana dia tsy poinsa tsony... Embarassed am manarka indray zalah

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
petardpetardpetardpetardpetard
Milay éé!!!!
efa ela loatra tsy nandé fety ny so6 ka tenn faly loatra sadd eff nangalatra avance nanomboka t@ 12 atoandro.....
16h de fisotrona zann za t@ inn léééé thbthbthbthbthb

fa lé votonvorona kosa aloha milay na dé eff Nosséé tsara aza annnnn!!!! tokalah

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Msaotra an RATT Family & Group bouncebounce

Msaotra ny réhétra koa makafoka

Nlay iny a!!!!!! hiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiihaaaaaaaaaaaaaaaaa cheerscheers

avc r@loum t@ lé scratch partout, téna tokalahtokalah bé kay lédala iny rogthb

+1 téna mlay trop lé VTV an, fa lay PK29.... otrany misy pitsopitsony kely
misy arénina sisa flower

drunkendrunken

Reny k téna kaly a gogo et Noss non-stop drunken mitsy, misy arrivaka
foana, t@ 3h30 maraina teo aza mbul otrany nisy champagne ray tonga dray tokalahtokalahtokalahtokalahtokalahtokalahtokalahtokalahtokalahtokalahtokalah

prierprier ho an TsitsiGalli tokalah du Bongolava, saika no-relevény lédala ny défi r@loum fa é é é, natao daholo ti diesel, Nos gold, Nos white... déssert diesel hihihihihihi fa é é é é rogdodo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...