Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

thomas_radstrom

Membres
  • Compteur de contenus

    1 554
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par thomas_radstrom

  1. thomas_radstrom

    essai 206

    en tout cas ça promet aloha an !!! combat ty zalah !!!
  2. rhaaaaaaaaaaaaaaa hay mbola nisy sary tato !!!!!
  3. thomas_radstrom

    Essai et prise en main Evo IX

    Mangitakitaka mihitsy ny tenanay mahita an'ilay izy klé ny an'i N58 angamba efa tsy ariny intsony ny handraisana départ ! (eeeeeee bye bye ndray aloha N12 en session public fa EVO 9 indray aloha izao ) fa tena bogosy lé 9 an ! lé 10 agressive be fa ohatran'ny imposante be fotsiny nefa !
  4. thomas_radstrom

    PRONOSTIC ASATANA

    Inona ity lazainao zanako, izahay efa nanao pari mihitsy hoe lasan'i Joda daholo ny rallyes rehetra @ ity saison ity ! tadiavin'ialahy ho very vola aho ?????
  5. thomas_radstrom

    IRC - le futur...

    C'est vrai que cette Fiesta a un joli petit minois
  6. thomas_radstrom

    essai 206

    tara loatra !!!! efa rangitra be @ là daholo ny mpankafy ny mpanjakan'ny liona tonga dé hono vao hitan-drizalahy anaty spéciales any elà !!!
  7. ASSSSSSSSSSSSSSIIIIIIIIIIIIIIIIIIOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOOO
  8. tonga soa e ! raha manarina type I nareo "vous êtes au bon endroit" hoy ny fitenenana !
  9. Ohatran'ny efa nahazo version complète daholo an nefa izao koa izao vao vita lé téléchargement
  10. Samy manao résumé-ny rallye-moa izany ? Résultat nahafa-po ihany na dia prise de risque ataoko hoe 3% angamba 1ère section : Tsisy frein à main sur Pirka Menoko dia molo-molo (1ère daholo ny épingles rehetra), spéciales 2 avy eo ça va ça va ... 3ème section : nilamina be sur Greenhills et East-West ... hay tsianjery PTD dia niezaka ny nasiana mafy tsara @ izay... diso trop mihitsy angamba fa efa tokony hiditra arrivée mbola nanohy du coup very teo @ 15s teo fa voatery nanao marche arrière ! 4ème section : sosit** t@ lé erreur bête teo dia tonga dia nanao coup de poker hoe gravel int no hitondrana ilay section. ça va ihany ny adhérence sur Greenhills II et PTD (tsy adino intsony ny arrivée ). Niezaka ny nidaroka sur East-West II fa bon ... raha niakatra angamba ilay prise de risque dia 5% . Tsy dé hitako koa aloha ny résultat an'ilay coup de poker fa niakatra ihany angamba ny classement tao. Dernière spegany : efa fantatra fa savony be Noiker II bad satria vitsy ihany no isan'ny fotoana nahavitako an'io spegany io sans faute ny nahafinaritra aloha dia tena concentré be mihitsy tao ka na tsy dia attaque à fond aza dia nahavita nitazona rythme ihany sady tsy nanao faute na 1 aza. Résultat : 5ème Groupe N et 11ème général. 0,7s ny écart entre le master et moi. izany hoe raha tsy nanao ilay faute bête izany dia 4ème GrN dia pouletisé indray riry master (sady tafiditra top 10 classement général koa). Donc tsy azo atao hoe résultat ratsy na dia tsy mbola au niveau-n'ireo fusées ireo aza ny kotrana no tohizana (dia mba ho sérieux @ izay angamba @ ilay fanafarana G25 )
  11. Vonona foana fa tokony haka sary hanampy ny rallygasy koa ny tenanay @ io
  12. ATAOVY MAMAAAAAAAAAAAAAAAAYYYYYYYYYYYYYYYYYYYYYYYYYY
  13. Miaraka poste 1 : radizina - tojo - jojox
  14. Vao any nanampy ram ny laptop-ko aho dia lasa misy barrette 1 Go tsy miasa izany ato. Marque HP SODIMM DDR2 PC-6400 800Mhz (1 Go) parfait état de fonctionnement - tsy haiko ny vidiny fa faire offre Garantie satisfait ou remboursé azo andramana vao vidiana Afaka manao RBR kely rehefa haka azy
  15. Aleo ary aho hanao 3ème pilote @ lisany e, sao dia mbola tsy résolu ny "selon santé" an'i RADM Dia mba asio an'ilay affichage de vitesse letsy lé compteur fa be zahay raha vao tsisy an'iny a
  16. thomas_radstrom

    TROPHEE ZAZAMADITRA

    Vita koa ny anay, tsy dé koi ihany lé daba na dia tonneau 1 aza tao Canyon Irina sy Kosmis
  17. thomas_radstrom

    Les photos old rallygasy

    Lé daba io aloha @ izao sûr fa efa tena maty
  18. Iza moa no miteny @ là Nari9 hoe alaivo ny music d'intro ny WRC ... raha takian-drizalahy droits d'auteur zao tsika dé ahoana @ lé montage é
  19. Rizalahy angé vao maheno hoe hi-contre @ Madagasikara dia efa mihoron-koditra daholo é ! tonga dia KKK
  20. thomas_radstrom

    TROPHEE ZAZAMADITRA

    De toute façon efa annulé ilay izy fa mampi-bug an'ilay jeu ilay deuxsaka Problème de physics hoy rizalahy ao @ rallyesim, tratran'ilay retour bureau daholo ny kil efa nanao. Reporté @ herinandro hono avec une autre voiture (izay isika ihany no mifidy azy, raha ny tokony ho izy ?) Ny suggestion-ko hoe maninona raha subaka N10 ?
  21. nahita officiel iray mihitsy aho tato ambany fandriana
×
×
  • Créer...