Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

ragnotti

Membres
  • Compteur de contenus

    584
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par ragnotti

  1. ragnotti

    concurrent

    fa naninona no tsy nanao tamin'ny 106 hono
  2. aza adino le sary insolite ry zalahy raha misy a
  3. ragnotti

    concurrent

    firy ny tasamm nanao tamin'ny rallye teo ry zalahy, ary aiza ny president no tsy nanao nefa mba animateur amin'ny rallye sa miandry fiara henjana
  4. ragnotti

    LIVE RALLYGASY

    mba asio classement championnat ato amin'ny site ry zalahy
  5. ragnotti

    3eme manche SRK / ...!

    tsara daholo ho an'izay tonga indrindra ho an'i Laza, fa ny tena mazana dia ny prestation-i Mathieu tena maxattack marina milay e! mampivanaka mihintsy
  6. ragnotti

    RDV avnt fijerena rallye SRK

    tsy nandray départ ve i Dany sa ahoana ry zalahy ilazao vaovao
  7. ragnotti

    LIVE RALLYGASY

    milay ilay rallye live e! aza adino ny sary insolite sy ny miresaka ny classe kely ry zalahy ay mbola tsy à jour ilay liste ny engage rehefa jerena, ataovy milay zany ny animation eny amin'ilay saut dia ny bouche à oreille alefaso mba ho be spect eny,
  8. ragnotti

    3eme manche SRK / ...!

    mba asio guide ho an'ny mpijery ry zalahy (toerana tsara sy milay ) ohatran' ny anaty echappement , raha possible
  9. ragnotti

    3eme manche SRK / ...!

    le bandy mikitika tsy mety miteny fa aleo hono rehefa azo dia ho hita eo, moa i Lalah koa tsy miteny fa hoe efa misy mikitika tantarao tsara ao amin'ny live ry zalahy ny zoma fa izahay tsy mahazo congé alefaso le prono, ity misy iray LAZA-MAMY-MICHAEL-TOAVINA-DANI-MATHIEU
  10. ragnotti

    Aiza o !

    alefaso indray ny pronos ry zalahy fa tsy nisy nahita ordre isika tamin'ny rallye farany teo LAZA - MICHAEL - DANI - MATHIEU - ICE MAN
  11. ragnotti

    3eme manche SRK / ...!

    ho henjana ny rallye fa kay be dia be ny pilote nandalovan'ny sady motive be daholo ry zalahy fa nahazo fiara vaovao, Yrdan , kopela, ice man, Yves, dia anankiray tsy mbola confirmer fa ohatran'ny efa nisy nikitika koa ny nissan i Lalah ho hita eo daholo amin'ny herinandro, ahoana ny rallye live mety efa ok ve amin'io
  12. nom: Hirvo pilote pref: Hirvonen (calme) pilote loc pref: tout le monde vao teraka dia efa tia rallye efa nanao rallye ihany fa nihasarotra ny fiainana dia aleo mjery indray aloha.
  13. ragnotti

    rallye

    inona ny vaovao momba ny rallye SRK ry zalahy fa toa mangingina équipage, voiture, préparation
  14. condoléances à la famille
  15. ragnotti

    www.rallygasy.tk

    mbola vizaka daholo ve ry zalahy, ilay rubrique momba ny pilote zany tsy misy tsony sa niova toerana, na tsy aleo ve asiana iray ihany ohatra hoe pilote fotsiny no titre dia ao daholo ny resaka momba ny pilote rehetra proposition io a
  16. ragnotti

    rallye

    ankoatran'i Mickael dia iza avy ireo notongavan' ry zalahy
  17. ragnotti

    rallye

    efa nisy bandy nanao prise en main ny fiarany tamin'ny asabotsy, ka tena hiady ny rallye amin'ity raha izany fa tena vonona be ry zalahy
  18. ragnotti

    ASACM / DZAMA SPORT

    mety ilay hevitra momba ny partie technique, sady afaka manoro ny bandy vao hanao rallye sy mifanome hevitra amina olana iray, mbola tsy misy resaka ve ny grille srk ry zalahy
  19. ragnotti

    ASACM / DZAMA SPORT

    ITY KOA NO HAMARANANA NY FILÔ E, MINOA FOTSINY IHANY
  20. ragnotti

    3eme manche SRK / ...!

    efa nilatsaka tany amin'ny Kmickaz zany ny pére fa yves ex - 106 no heveriko nitondra ilay fiara avy any ambatoroka tany kay diso aho, zay ilay ratsy, aleo tokoa i leiry ahazo fiara mantanjaka dia ho hita eo amin'izay ny combat, satria na ry ice man aza zany nivadika sub, dia tena combat izany, arbitré-ny mitsu io
  21. ragnotti

    3eme manche SRK / ...!

    milay ilay gag e! fa tsy aiko raha mitovy hevitra amiko leisany fa ny rallye taloha anie ry zalahy ka rehefa vita ny rallye dia entina mikandra ny vam lundi fa amin'izao ahoana no fomba hitondrana Gr A na N mikandra amin'izao, sady ny moyen mbola piesy gasy tamin'izany dia efa ok. ka izay angamba no mahatonga ny concurrent tsy mitovy amin'ny taloha ny isany (nisy fotoana ny RIM 60 participants)
  22. ragnotti

    3eme manche SRK / ...!

    aza atao budgetivore fotsiny ilay concept dia milay, manao daholo ny bandy
  23. ragnotti

    3eme manche SRK / ...!

    sao dia ny pére noel ra-yves no tonga alina mba confirmer-o hoe ry zalahy fa ohatran'ny hoe nahazo sub i leiry
  24. ragnotti

    3eme manche SRK / ...!

    raha ny pouvoir d'achat antsika aloha dia marina fa efa manomboka mividy 4 roues ny olona izay manana moyen, fa ny tsy tokony adino koa anie dia miady koa ny rallye amin'ny classe 2 roues kely cylindrée, tokony asiana coupe hafa mihintsy ireo fa tsy atao victoire de classe fotsiny (ex 205, golf, 106....) sady mba motivation ho an'ny concurrent sy tokony mba asiana kozy amin'ny rallye live
  25. ragnotti

    3eme manche SRK / ...!

    tsy milay kosa aloha izany coupe briky zany, rehefa tsy misy sôsy zaraina ihany tsy aleo kosa ve ny coupe mba atao milay. danz be aloha ilay radio fa ahitana vaovao mihintsy, iza izany no nividy ireo sub conduite à droite
×
×
  • Créer...