Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

ragnotti

Membres
  • Compteur de contenus

    584
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par ragnotti

  1. ragnotti

    TVN

    TVN>>>angaha tsy moumousy
  2. ragnotti

    De Anders/Veroo

    ary inona ihany hono ny fiara ho entin'i Joda sa dia mbola wawawawa daholo ny hoe seat tdi , sa polo s 2000 , ny skoda aloha efa tsy ok fa i Bonnato no efa mitondra azy zao
  3. nirina 58>>racontes -nous comment ça s'est passé avec le moteur sub , et quand est ce que sera prete la préparation actuelle
  4. ragnotti

    RALLYE TOTAL 2008

    prend une fille pour le fun
  5. art malagasy route digue à 13h sinon sur le terrain vague avant le pont d'ambohitrimanjaka
  6. Aleo ny instruct sy ny manager no hifixer ny andro dia raha dimanche ny voalohany dia tsy maninona fa atao samedi indray ny manaraka
  7. ragnotti

    Rallye Finland 2008

    déçu kely aho hoe tsy resin'i Hirvonen i Loeb tamin'ny rallye de finlande teo nefa raha ny commentaire dia efa nanao izay azony atao i Leiry fa tena speed ilay loeb e!
  8. ragnotti

    Nirina58

    tsy somary dangereux ihany ve ilay hoe andohalo fa maninona raha eny ankatso (couse de côte taloha) raha tadidinareo i Joda tamin'i Lancia teo amin'ilay épingle voalohany fa tena spectacle milay be
  9. ok amin'ilay asabotsy aprem sady ok koa amin'ny 10 000, ary raha mitondra fiara perso dia ahoana ry Nirina 58, sur mantsy fa tsy ho afaka itondra ilay 404 wrc daholo izay tonga any, nefa mangidihidy te hikorisakorisa daholo ohatran'ny teo lazaina ihany e!
  10. aleo ho avy daholo izay ho avy fa spectacle ho antsika mpijery io e. mahita kôzy mihintsy ialahy isany ireto amin'ilay hoe renolf ilay bandy ao ambatomitsangana
  11. ragnotti

    Nirina58

    mahalatsaka koa zany kozy dra his sy ra vatanen zany ampiako kely hoe lanin'ny polisy daholo ny so6 sy ny poulet grillé, rehefa avy nifanenjehana eran'ny tanana izy ireo ka simba tamin'izany ny golf sy ny kangoo-ny polisy (tonneau sy sortie) satria dia tsy nahay drift ry zalahy ka tsy nisy azo ireo mpanendy so6
  12. ragnotti

    RALLYE TOTAL 2008

    eritreritra fotsiny ity maninona raha atao tsin dray ny copi e!
  13. ragnotti

    RALLYE TOTAL 2008

    ka maninona raha izay team so 6 be vazivazy no ataon'ialahy copy dia amin'izay mihomehy foana mandritra ny rallye aza manao video gag fotsiny,mahalatsaka marina ny kôzin'ialahy isany ato ka gaga ny ato ampiasana hoe inona no mampihomehy irery an'ialahy, lazaiko hoe misy so 6 mampihomehy ato vao maika gaga be ry zalahy
  14. ary avy taiza ry zalahy ilay sub -n'i Yves toa milay ihany ilay izy Gr N sa Gr M sa Gr A
  15. +1 amin'ilay dépense mini fa maxi ny plaisir
  16. mirary fiononana ho an'ny fianakavian'izy 4 - dahy! sady mivavaka ho an'ny fianakaviana koa fa tena tampoka tokoa!
  17. ragnotti

    LIVE RALLYGASY

    mahafinaritra fa efa mihabetsaka ny membre
  18. ohatran'ny ahoana ilay formule nefa, fiara iray no ampiasaina dia mandoa inscription sa samy mitondra ny fiarany dia zaraina classe, dia tsy maintsy fiara misy arceau ve sa de serie dia mety, alefaso fa milay zany hevitra zany.
  19. ragnotti

    RALLYE DU BOINA TMF 2008

    La fédé peut toujours se rattraper à organiser une petite manche à Tana, d'autant plus que le championnat est encore très ouvert et aussi une animation pour les vacanciers à Tana . C’est un ouf aussi pour les participants car le déplacement à majunga coûte vraiment très cher pour les pilotes et même pour les spectateurs.
  20. ny souvenir milay dia tamin'ny 206-ny Roi lion vao tonga, tena ohatran'ny omby nijery flôra, surtout ny tao anatin'ilay fiara sy ny bouton isan-karazany hoe avion angaha ity sa inona
  21. vaut mieux en français parque freiner va être accélerer et ainsi de suite malgré notre connaissance en anglais
  22. ragnotti

    3eme manche SRK / ...!

    en fait , tous dépend du budget de l 'organisateur, là je salue déjà le club SRK d'avoir pu organiser le rallye sans sponsors officiel, pour les scouts oui, mais il faut les former pour qu'ils puissent connaitre le minimum d'information sur le rallye surtout coté sécurité, je crois aussi que la voiture O est inevitable pour la sécurité, et si le moyen suit mettre une voiture OO même si c'est une voiture de serie comme ce qui s'est produit au rallye tasamm, pour le team so6 j'encourage leur bonne volonté tsy hoe mitoraka so6 aho fa milay ry zalahy, mino aho fa team so 6 no hanao ouvreuse amin'ny rallye manaraka
  23. ragnotti

    3eme manche SRK / ...!

    tsara ihany koa ilay hevitra PC amb/za ho an'ny mpijery satria tsy mila miverina aty amin'ny ville fa eo ihany koa dia mahita temps dia afaka miverina mijery spegany, ny animation no tokony atao milay be eny an-toerana (mpanentana - sakafo - .......)
×
×
  • Créer...