Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Soafikov

Slalom ACCT-Team SO 6

Messages recommandés

prévision 22 Novembre 2008:

Activités : Slalom auto et manche Cross Kart

na 1 jour(dimanche) na 2 jours (Samedi et Dimanche)

Circuit mbola jerena : Apangabe, Ivato, Masindray, Imertsiatosika

Samedi 8 Novembre reconnaissance circuit hoan'izay afaka

déroulement si 2 jours :

-Samedi 22 : - manche slalom auto et Cross kart

- Dimanche 23 : matin finale manche auto et Cross kart
aprem baptême cross kart et open

Mila fanampiana :

- Fitadiavana assurance (respons civile)
- Ambulance et personnel médical
- Logistique (chapiteau,groupe, sono)

NY ESPRIT HENTINA IZANY DIA "PARTAGEONS LES SO6" KA HEZAHINA MBA HO AMBANY NY COUT SATRIA DIA TSY MISY SPONS IO HETSIKA IO FA HATAO PROMO HOANY CROSS KART

Misokatra ny ady hevitra

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
soso-kevitra aloh

1- Aleo tsy atao @ toerana lavitra loatra fa na promotion aza ilay izy tsy hasintona olona maro noho ny alavitany.

2- ivato no efa fantatry ny olona raha vao resaka CK izany nefa cassant ihany io lalana io raha vao fiara tsotra no hilalao eo (mety fa sarotra)

3-Ny ambulance medicalisé afaka jereko ny ampidina ny cout

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Like a Star @ heaven

Mila maika be jerena dia

Manontany ny Fédération sy ny Officiel amin'ny zavatra rehetra ilainy satria manche officielle

Fotoana
Fitaovana
Olona
dia ny vola miaraka amin'izay rehetra zay

fa raha tafiditra ka vita 1 journée zay rehetra tiana hatao ; ka eken'ny fédé sy ny officiel de; aleo atao 1 andro

flower

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

za partant @lay hoe une journée no anaovana ilay izy satria plus mitombo ny andro plus ny dépenses koa miakatra be pale

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
+1 @ ilay journée iray alou e!! Dia ilay hoe tsy lavitra loatra no hanaovana azy cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Niova tanteraka ny toerana izany fa :

Eny @ SRK no hatao ilay hetsika dia ny daty no tsy fantatra fa miova lsa mety ho 07 décembre indray

dia izay afaka dia @ alahady 9 Novembre ao @ Ramarosandy no fotoana @ 8 h maraina

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
dia izay afaka dia @ alahady 9 Novembre ao @ Ramarosandy no fotoana @ 8 h maraina




misy inona @ io ra tsy mahadiso Question

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nerone a écrit:
clapclapclap +1 be mitsy zany 7 décembre zany fa efa manao zay amzany 1er no tonga ny santa


tsy nanaiky mitsy elà ra tsy nanao revanche a!!masaka zany e!!zay ko hitsena lay santa
Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nerone a écrit:
clapclapclap +1 be mitsy zany 7 décembre zany fa efa manao zay amzany 1er no tonga ny santa


Merci santasantabouncebouncemakafoka
Ary tonga alou b lery zany an Rolling Eyes

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

merci Nerone fa hatao 001 ny N° an'lah eeee fa tena henjana be hi santa zany marina fa vao manomboka ny volana dec ve d'efa présent leee .....Saody ho reraka ary lery refa any @ 24 dec any dia tsy tongany tsony ny anay le

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ampiana NOS kely lery rehefa akaiky 24 ra-prez dia @ zay mahavita ny asany tsara makafokalol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
SAli daholo!

Maninona ra eny @ 20 décembre...

Zay tsy eto an toerana...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
SAli daholo!

Maninona ra eny @ 20 décembre...

Zay tsy eto an toerana...


Hatao ilay proposition 20 dec @ fivoriana rahapitso dia manao compte rendu eto ihany eee

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

misy hoan'ny rehetra le santa ka! sady tsy reraka lery satria un certain Papy Biega no manatitra azy fa tsy le santa original lol!
raha 20 zany koa va me mety satria misy prise en main kely aloha an!
gravy be zany N°001 zany ry prezdà an lol! aleho faraparany ihany fa M9 nge e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Vao avy niverina avy any Imertsiatosika zao fa nahafinaritra ny kilalao tany fa tena malalaka ilay circuit dia gorisagorisa partie be ny tao eee.

Ny décision zany dia @ Alahady 07 Décembre no hatao ao @ enceinte SRK ilay hetsika dia : Manche cross kart sy Slalom auto zany ny hatao dia mbola ho dinihina fa mety manomboka ny Asabotsy 06 Décembre dia any ny Team miaraka @ ACCT dia hanao session RBR miaraka sady mamita ny asa rehetra aloha ny aprem dia efa sur place ny alahady avo maraina.
Mbola hisy ny fivoriana miaraka @ ity semaine ity fa mbola ho alzaina eto ihany ny Ora sy fotoana. Ny tsara mba jeren-tsika dia raha misy @ tsika manana contact @ média raha afaka hatao partenaire média.

Désolé Nirina 58 fa tsy mety @ rehetra ilay 20 dec fa matahotra oe hakaiky Krisimasy loatra de...

Information: IZAY METY HO INTERRESSE HANAO COMPET CROSS KART DIA MISY CK 3 AFAKA HIARAN4IZAY HILALAO MANOMA MIARAKA @ ILAY TOMPONY FA MISY PARTICIPATION @ FANOMANANA SY NY KOKJA KOJA MOMBAN'ILAY CK. IZAY INTERRESSE DIA MILAZA @ HENTS NA HY TENAKO

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
Fa piste SRK ve lty tsy goudron ? sa misy terre ao ?


ALWAYS GRAVEL MOD ..... flowerflowerflower

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
Ny tsara mba jeren-tsika dia raha misy @ tsika manana contact @ média raha afaka hatao partenaire média.


misy ka, arakarak'le zavatra tadiavintsika. Atao milamina tsara fotsiny ny plan média dia ok io

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
je vais m'occuper du plan média et du dossier de sponsoring pour la saison 2009 (du moins les grandes lignes qu'il faudra remplir avec l'ACCT ensuite)

Pour rappel hisy ny OPEN auto amin'io. Ny team dia ny sabotsy dia efa mankany manao ny organisation rehetra omban'ny piste.


Sinon, tena interessant lé proposition am'lé cross kart 3 malalaka reo.
Ny dépenses nareo amin'io dia licence = 150.000 fmg + visite médicale = 75.000 fmg. Ny ambony dia izay hifanarahanareo sy ny tompon'ny fiara. (eto moa zany tsisy location fa mangataka zareo participation hanamboarana an'lé CK fotsiny >> tsy lafo B io fa resaka boulon, na tôle na zavatra pitsopitsony kely otran'zany hono)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

za ry zalah dia miala tsiny dieny zao fa tsy ho eto an-toerana amin'io fotoana io fa ho any amin'ny sisiny kely pendant 10 jours eo. Raha tsy oe misy fiovana tampoka ngamba! palepale
Na zany aza dia manome courazy ny ACCT sy ny TeamSO6 amin'ny fikarakarana fa ts mora ny manomana manche officiel zany! cheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Crying or Very sadCrying or Very sadCrying or Very sadCrying or Very sad za ko ry zalahy dé mialatsiny @ io fa Alahady fandraisana @ io, sady miss zandry ho raisina Mpandray...


"bouncebounce Na zany aza dia manome courazy ny ACCT sy ny TeamSO6 amin'ny fikarakarana fa ts mora ny manomana manche officiel zany! bouncebounce "de rajout"

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tsy manankana an'lah ho avy hiakrakara am'sabotsy ngamba zany ann cheerscheers ny alahady aprem ko anié mbola any éé

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Reunion du 12/11/08 Slalom ACCT – Team So6

Début : 16:20

Lieu : Ampasamadinika

Présents : Jackol – Rado – Andry – Nerone – Henintsoa – Focus – Tsitsi – Mandimby – Soaf

Média :

Partenariat media à contacter :

- RTA : Soafahana
- MaTv : Tsitsi (mahery)
- TV plus: Nerone ( fan de moto)
- Mbs: Jackol – Tsitsi (Nos)
- Kidaona
- Viva : ???
- Thierry TVM : Jackol

Campagne de presse :

- Responsable de presse no resahina (emission de sport mécanique)
- Hanaterana DVD ny Télé rehetra (images & Vidéos). Conception Rallygasy à finir avant 20 Novembre
- Si possible inserer dans J.T ilay hetsika
- Semaine du 01 décembre : trouver créneau pour kidaona maraina
- Spot audio à finir avant 23 Nov (SRK)
- Contact RDJ à voir

PRINCIPES : ECHANGES DE SERVICES pour minimum de dépenses

QQ répartition de taches :

- Affiche A4 à apposer sur les voitures de chacuns ( Tsitsi - Bandy gasy )
- Flyers (madacox : Tsitsi-bandy gasy)
- Sono (madacox – Soaf)
- Coupes ( une coupe Madacox)
- Autocollant N° fiara ( Michigan)
- Voir restauration (ACCT et Team So6) date 06 et 07 dec 2008
- Talkie walkie ( ACCT )
- Drapeau ( ACCT – SRK )
- 10 commissaires de piste à definir (sinon 20 pour doubler )
- Contact fédération ( Jackol ) règlements-officiels- matériels officiels – Licence
- Trano SRK pour 06-12-08 (Jackol )


- Voir sponsor possible pour saison 2009 à inviter pendant la manifestation

Dia mba jereo izay tandrify fa "partageons la passion "eeee

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

O ry zalahy alefaso ihany ny bouche à oreille fa efa mba nikozy kozy tamin'ny mpanao rallye ihany aho fa mazotoa ny hanao slalom ihany ny ankabeazany fa mila fantatry ry zalahy aloha hono ny date hanaovana prépa na dia ny minimum aza cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ka dieny zao hoe ny prepa ko!! Ny date efa io 7/12 io clap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nerone a écrit:
ny asacm otrn toa manao sortie koa ny 6/12 dia samy mitondra ny fiarany fa misy slalom kely koa hono


oui oui, com dab iany io annnnnnnnnnnn bouncebounce
misy sortie mitsy an.... sam mtondra ny vam-any d misy particip kel cherry , ny toerana d ts miova fa any @ lay circuit Tasamm iany sad to ef misy resto o any zay mila sakafo jocolor

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
INFORMATION :

REUNION ACCT sy TEAM SO6 AO @ RAMAROSANDY ISOTRY NY ALAROBIA 19 NOVEMBRE à PARTIR DE 18 H 30 KOA DIA TONGAVA MARO RY ZALAH FA MILA HIFANAMPINA ILAY HETSIKA FA TSIKA REHETRA DIA CONCERNE NA NY HO EO NA NY TSY HO EO FA HO HITA EO NY "partager la passion " eeee

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mba anaovantsika organisation sô dia afaka miteny eto daholo izay afaka sy tsy afaka ny journées du 06 et 07 Décembre 2008. Pour savoir finalement on sera combien au niveau des effectifs. sunny

Ny zavatra dinihana rahapitso dia momba ny organisation rehetra, les ressources disponibles finalement, le déroulement de la manifestation, sns. Hiangaviana mba ho tonga daholo tsika moa éééé flowerflower

Excuser déjà pour le WE >> rajou izay tsy eto an-toerana. Boum pour la journée du 07. D iza koa???

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
7 avy mvavaka za OK fa ny 6 mbola tsy sur tsara atreto satry misy fetimpianakams d tsy mbola fantatra ze mandeh.
Ny 2m1 ko ho ita eo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Petit recap avant ce soir :
Seront présent ce jour tsi2 - Beels - Mikkah - Thomas - Peno - Soaf - Hents - (à voir >> Michg - Mands)

disponible pour le WE = Beels - Tsi (07 seulement)- Ari - Mands - Mikkah (07 seulement) - Nerone - Beels - Thomas - Soaf - Hents soit 10 personnes

Mbola tsy niteny tao D i His - KGB -Dodanen - Irina - Big - Focus - Emsics - Hirvo

His>> ahoana lé video?
Nerone>> logo et partenariat?

misaotra antsika rehetra éé cheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Dodanen afaka 6/12 fa ny 07/12 no tsy afaka raha tsy ny aprm fa be adidy ny alahady maraina NeutralNeutral ..ny anio ariva d tonga ao za raha mahita daba afa fa tsy poinsa clio fa mbola tsisy paps !!!!!!! Embarassed

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Afaka rariva!!
Ny 06/07 tokony tsy hisy olana ihany koa Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...