Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
focus11

rallye total 2008

Messages recommandés

je commence donc, asiana sarin'ireo fiara kely ihany nadia izany aza e, t@ rallye voalohany, 2è ES.
Golf type III
mbola golf ihany
citroën
manainga fe ila
ry Bera
AX

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Merci zalah, dia manantena ny sary rehetra izany.

Au fait ra-Mikkah, raha ny tena marina dia tsy izaho iny hitan'lisany tany @ La Toque enchantée iny Embarassed fa ny kambana amiko (Nerone afaka mi-confirme ny véracité ny lazaiko dia ra nirina58 koa) Fa nanatona niarahaba hono lisany dia tsy sahy niteny lery hoe tsy za Focus kah Razz
fa na dia izany aza mitovy ihany ny passion anay mitsam Laughing dia lery no andeha haka sary any fa za tsy afaka mitsy fa misy exam be @io andro io. SadSad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!
koboka laisany mitsam kay!!! ary hitako lery otran tsy dé niresaka zany an!!! lol!lol!lol!lol!lol!lol!
D inona lty no anavahana an'laisany mitsam???????

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ra Henintsoa nga mahakobo anay moa???? scratch (misymisy bandy koboko ihany ve zany ato e???)

ie, zay ngamba no tsy nampiteny be an'lery lol! tsy araka lery hono hoe iza avy moa ry zala reto fa tonga miresaka be zany???ha3. fantatro tarehy fotsiny ozy lery ny bandin'ny rallygasy sy ny bandy sasany hoe tany @ Alliance sy ny tariny fa hoe ry lerony tonga dia mahafantatra an'là (Focus io zany) no nahagaga ana dia tsy niteny aho fa notohizako. lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
quelques nouvelles série. ce sont des photos de l'année dernières mais je les met quand même (images dans ma page sur tsenagasy.com)
subaru en action
205
équipage féminin
d'un autre point de vue

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ireto misy sary avy @ bandy hafa hitako en surfant. tonga dia ataoko ato ihany ny lein au cas où mbola misy tsy nahita, fa normalement ngamba tokony efa kôpy daholo

Sinon ny sary nalain'i Fôkasy lol! efa ho alefa en ligne ihany koa

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Laughing Focus aloha dia tsy afaka nijery rallye mihitsy t@ty indray mitoraka ity dia sûr zany fa i Fokassy no niresaka t@là zany lol!lol!lol! fa tsy niteny lery hoe tsy focus lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Le rallye s'est terminé avec la victoire de nirina58. Masaka be letsy a! Voici donc les photos de ce rallye.

Coucou ho an'ny Team so6 rehetra fa tonga dia nafotaka be hono ny fandraisana e cheerscheers masaka be ry zalahy a!!!

Dans l'esprit de partager la passion, fôkasy donne l'autorisation à rallygasy.tk d'utiliser les photos avec quand même l'apposition de son pseudo sur les photos (propriétés intellectuelles obliges Very Happy )

En espérant que vous apprécierez.
LEs photos suivantes sont les photos de la première journée.

au siège de Total
petites fleures
A LIRE
voiture ouvreuse
voiture zéro
big up ho an'ny bandy rehetra
nourriture nationale cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Voici donc les photos des sauts cheerscheerscheerscheers

Subaru total
Subaru Shell Helix
Maximumattack
Mitsubishi Lancer Sicam
GuiGui Bone
Polo TDi
tsikonokonina
ny bandy
miasa mafy
Mozzila Firefox
alors là, il garde bien la corde.
Mickaël-Fafah
bonne glisse
notez bien ce que font le pilote et le copilote L'autre regarde les spectateurs, tandisque l'autre regarde son rétroviseur. Ils sont pourtant encore dans la course ce jour là.ha3. Grand lery io kah.Mahay lery.
cinq's

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsy maintsy ho havoaka ao @ site rallygasy marina ny sary rehetra ka Wink
Focus > iza no ho soratana eo "Focus" ve sa "Fokassy" sa hafa QuestionQuestionlol!

Samia mandefa ny sariny ato dia ho selectionner-ko izay tsara ho hitan'ireo tsy mahay miteny gasy ka tsy afaka mijery eto @ forum petard dia ireo no avoaka ao @ rallygasy Wink

Sary sy ny pseudo ho hapetraka @ no atao eo Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Tsy maintsy ho havoaka ao @ site rallygasy marina ny sary rehetra ka Wink
Focus > iza no ho soratana eo "Focus" ve sa "Fokassy" sa hafa QuestionQuestionlol!

Samia mandefa ny sariny ato dia ho selectionner-ko izay tsara ho hitan'ireo tsy mahay miteny gasy ka tsy afaka mijery eto @ forum petard dia ireo no avoaka ao @ rallygasy Wink

Sary sy ny pseudo ho hapetraka @ no atao eo Very Happy


Very Happy "HATHOR" lesty apetraka @ireo sary fa lery no naka an'azy manjary tsy mety ra ny ana no atao eo a!
Hathor manko no pseudo an'lery mipetraka @ sariny rehetra (cf. tsenagasy.com) dia aleo tazomina hoy lery

Sûr a fa hiditra forum lery ka afro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
affraid akaiky làlana mitsy anie elà zany leuh.
mlay beuh. mlay kosa refa bobaka ny sary ka misy angle de prise de vue maro isan-karazany an.

ity misy lien kely sur la notion de photographie nangatahin'ny bandy Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
zao ilay mapinana transmission sa tsy maninona?? Very Happy
tsy mijery làlana lery kle
dessert kely Very Happy

ato koa misy fampianarana kely

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tsy haiko ry focus houé aiz ialahy no mba maka sary affraid fa tsy hitako intsony ny andefasana an'ireto vonikazo bdb ireto an. Hoe an'i amin'i photos insolites v? sa ato v? sa any amin'i rallye? Fa ankafizo ry zalahy an.



Am Total 2009 hono ho total lé miala. lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
affraidcheerscheerscheers ouhlalala, antsoy letsy zay refa haka sary ôtrinizao kle. efa kely sisa dia sur GTV reo kle. ilay sipa en premier plan à droite tonga dia ouway be mitsy clapclapclap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Misy tsy rallye mihitsy no alain'ny sasany sary an!!! fa milay k! mety mivanitika rery ho azy eny @ arabe raha mahita an'io jô io kle lol!lol!

Ari ô! any raprez misy sarin'là azo tsara k

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Aza atao an'izany iz lesy ra tsi² fa manjary tsisy Total eo am 2009 an Embarassed .
Ary reto bandy ireto manky vices daholo petard . Vo mba natao tao lé sary d tonga daholo ny commentéra. Tssssssssssssssssssssssssssssssiiii² lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Za letsy Vatanen tsy mbola kôpy ny tarehy na fiara mifandraika @ pseudo rehetra fa rehefa koboko dia aza matahotra elà fa tonga dia asiko page ho an'la manokana mitsy a Wink
réaction normal mitsy zany ra irina a. bouncebounceVery Happy
fa ireto ny sarin'ny 3è jour. Bobaka be ny sary zany kle. tsy hitako intsony hoe iza no alefa Very Happy


raha toa ka tsy tian'la hoe aseho ôtrin'izao ny sarin'là dia tsy maninona afaka tsoahina a. tsy nanontany autorisation an'là marina manko za.ok? Wink













mataty ihany ity fiara ity kle affraid

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheerscheers
le sarin'i Gus letsy otran tany zamerika tam'lé X-games iny mintsy kléé affraidaffraid
lé sarin tsi2 reo kouh misy milay annn!! (saut tsiry- miam's sy patou clapclap )

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ireto indray ny sary 2ème saut


préparation




ruée des photographes


en alerte mijery ny saut


le vainqueur du saut


Team So6 côté cuisine


Calcul des sauts avec Mr President


Voiture officielle Rallyegasy


Et une photo de famille avant de rejoindre le PC


Et enfin la coupe

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
michigan a écrit:
Tonga tany daoly ry vero isany lol

Taraiky ialahy fa tany ry vero an.
Tena very ialahy ka.
En tous cas, longue vie à la team So6 et félicitations ho anareo rehetra ry zalahy an.
Atramin'i ra Emsics tena henonay b lé commentaires tamin'ilay porte-voix teny vontovorona é.

Lasa mia malaza mits zao so6 nanomboka tamin'ny nihinanan'ny team azy izay an.

Félicitations é.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
clapclapclap felicitation à l'équipage Nirina58 et ainsi à ceux qui ont franchi la ligne d'arrivée,pas mal du tout les photos et les videos,on s'y croirait dedans,ampio foana ilay sary e!! bombom

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Echos du 2ème journée

Mavesatra lôtra ry zalah lol!


parc de réparation ho an'i Mpijery



Special lava sy gidra indrindra











Patou avant touchette






















Tsy manohana kely aloh fa mbola ho lavitra ny dian'ireto mpaka sary ireto

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:
Tsy haiko ry focus houé aiz ialahy no mba maka sary affraid fa tsy hitako intsony ny andefasana an'ireto vonikazo bdb ireto an. Hoe an'i amin'i photos insolites v? sa ato v? sa any amin'i rallye? Fa ankafizo ry zalahy an.



Am Total 2009 hono ho total lé miala. lol!

aleo atao "citer" ty sao esorin irina tampoka eo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ataovy fond d'écran eo angé io é? Tondé voaroaka daholo ialaisany Mianakavy. lol!

Lé Patou après tousety lesy ra tsi² an.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:
ataovy fond d'écran eo angé io é? Tondé voaroaka daholo ialaisany Mianakavy. lol!

Lé Patou après tousety lesy ra tsi² an.


i Prezdà sy KGB no manana an'iny misy vidaka mihitsy aza iny

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah a écrit:
silent
fa ny tena mahalatsaka ahy de le hoza-pe ery aoriana ery drunken


io ko no itako fa tena enjana kle, tsy vo any crampe v io sipa io.

Fa ra reo kosa no ...... ngamba d ........ fona ra vo ..........

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
michigan a écrit:
dadah a écrit:
silent
fa ny tena mahalatsaka ahy de le hoza-pe ery aoriana ery drunken


io ko no itako fa tena enjana kle, tsy vo any crampe v io sipa io.

Fa ra reo kosa no ...... ngamba d ........ fona ra vo ..........

avereno mazava tsara ilay kozin la ra michigan a! refa eny ivelan ny tunnel ialahy vao mitenena fa tapatapka ilay lazain la fa tsisy réseau

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...