Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Catz

Membres
  • Compteur de contenus

    52
  • Inscription

  • Dernière visite

Réputation sur la communauté

0 Neutral
  1. Catz

    Marcus206

    Salut Andrew! Mba ampatsiahivo ahy kely oé iza moa énao io sao dé mba afa-baraka eto zà oé mody tsy mahalala Mba mamenoa kely an'lé présentation alou dé any miresaka misimisy é !
  2. Catz

    Marcus206

    de souvenir,je pense que c'est 1/24 si c'est la taille des BURRAGO.
  3. Catz

    Marcus206

    tiens!...j'ai voulu faire pareil avec ma cox...et j'en ai justement une sur mon toit !je lui ai mis les sabots d'ailes,les enjoliveurs chromés,les baguettes de marche-pieds ça risque bien de me passionner fort les miniatures:geek: ! qui sait si la "BEST COX 2008" n'était pas plutôt la miniature
  4. Catz

    Marcus206

    Salut et bienvenu à toi Marcus206! il y a un truc que j'ai dû louper !surtout après le post de cox-à-tac; tu (et cox-à-tac aussi) reproduis des voitures légendes sur des bases 1/43 existantes ou tu confectionnes (voir sculptes) carrément des miniatures à partir de rien ! En tout dans un cas ou dans l'autre , chapeau!! c'est effectivement une très belle passion ! Moi j'ai réalisé une ville de 21ha à 1/200è et je reconnais un peu les broussailles qui animent tes miniatures ! Rija.
  5. zà zao mety 411 ndray no entiko @ 2009 ! dé "best inona zao no mety mba hahazoana loka @zany rà mba vita milay bé ? lé loka mba ezahina atao bédébé @ 2009 zalà à!dé atao lé tena manaingo salon reny ! non...tena sérieux an!
  6. tsy mila valaka akory reny dé efa tsy maazo antsika tsony indrindra @ 2009 ! oui M'sé,dé samia kou mikarakara tsara ny cox-ny mba ho favy daolo @ 2009 é !
  7. Catz

    Rija (Catz)

    mankasitraka antsika reetra é !dé misaotra naka sary an'lé bandy mpamafa fiaranay é tena faly be zao lery fa miseho télé
  8. zay mbamin-dry 6535TE ,0107 TK nanao course (am-pahendrena an )teny @ bypass mandé 150kmh hono zalà nefa mbola ao aoriana ihany lé 1200 keliko ka tapitra ary lé tableau 140-ko koa ataoko aôna ! Nisy 305GTX nanenjika anay dé farany naka sisiny fa tô tsy hahazo an'lé volsa bédébé ! lé anà lou michigan tena manao 6l/100 mitsy an ! resahatsika ra-prezy oé mba asiana pom-pom Girls ndray @ manaraka é sa tee-shirt mouillé !sô dé tsy zakan'ny tsenatsika zany Tsy ampy kou ny hoenti-manana fa tokony ho tonga h@ top10 lé fifidianana ngé é dé @zay mba bebe ny mitondra loka mody sady mba fantatra ny ezaka atao @ 2009. Hodinihintsika ny momba izay @ manaraka é ! Michigan vé tsy mba tao @ top5 t@ reny omaly reny !
  9. Salut daolo é ! Mankasitraka antsika reetra tokoa t@ lé omaly iny é !tena efa misy hoankafizina mitsy lé park cox-tsika é ! Ny sary azoko ato tena tsy mena-mitaha @ lé meeting-ndry zalà any ivelany tsony fa tena ! Mankasitraka ny Biraon'ny Madacox tarihin'i Toon kou @lé hetsika é ! tohizo zalà fa tsara a . Misaotra ihany koa @ lé mari-pankasitrahana: BEST COX 2008 sy 1er PRIX "RUN 1200cc" !tena tianareo mitsy ve zany zà ry zalà a Hiezaka andefa sary ndray vao malalaka é !
  10. jante alu 6.5 pouces io fa tsy origine kosa alou é !tsy misy élargisseur kou fa tonga dé fixé au tambour Ka tsy misy accessoires bedebe ôtranlé maintso kely lé izy dé tonga dé natao look old school by mada alou ! io ary fa nifoha @zay ny split-ndra Rado an aoka fotsiny ! ary ngà dé tsisy naka sary mitsy lé t@ sabotsy é sa ao ambadika?
  11. salut daolo é! ity koa misy dernier arrivage zalà a! tsy mbola hoavy @ lé rapitso fa ezahina ho tonga @ lé 02 Novembre ! mbola mila droppage kely fa midingina bé lôtra ny lohany. Resto complet kou io fa alefako ny sary (étapes) @ manaraka
  12. Catz

    Fred

    zà teto ihany fa mbola nasain'ny Tompo dé tsy sahy nandà !fa hoe refa mirava mankany! t@ 12h45 vao nirava,saika handé ihany saingy ny papier an'lé volsa kay moa natao t@ volsa hafa nolokiona Sabotsy any Ambohibao ! tena ngamba t@3 vô tonga tany raha nandé ! Lé izy koa zany tsy maintsy Alahady Fandraisana fôna é ! Sarotra bé lé safidy ! ngà moa tsy efa nisy resaka hoé 22 Septembre t@ zany é ?
  13. Catz

    Fred

    FELICITATIONS RA-Fred à ! ! Efa tena enjana zany 2è zany rà ny fikafikan-dry zalà sasany no jerena Zà moa zany lé notantarain'i Njaka 6535 fotsiny fa tsy nahita mivantana saingy azoko an-tsaina ihany daolo Mankasitraka é
  14. jereo aingana ! Mahaiza miady varotra tsara !sady somary mandany andro zay ny miresaka @lé ranamana io. Miova hevitra tampoka izy au dernier moment ! Tao aminy mantsy zà no saika nahazo 1200 gros montant,efa vita ny ady varotra Alarobia,tonga zahay ny Asabotsy hitarika ilay fiara araka ny nifanarahana,dia nisondrotra tampoka indray ny vidiny ! Pour le principe,j'ai laissé tomber (500.000fmg de plus nefa) ! tsisy nanenenako alou é!araka ny hitanareo io !
  15. Catz

    Rija (Catz)

    Misaotra é ! asa izay tena sarotra tadiavina na lé 1303 na lé 1200 gros montant !fa na zaho aza mbola té hanao iray rà mahita
×
×
  • Créer...