-
Compteur de contenus
1 517 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par emsics1
-
-
Exclusivité Team SO6 Zen
emsics1 a répondu à un(e) sujet de Dude1111 dans RBR (Richards Burns Rallye)
il y a 2 RM et 2 RM propuls sa traction le izy efa natao an'izay mihitsy ny profil aloha hatreto, izay no nisafidianana an'ilay Polo 2RM (A5) fa tamin'ny manche farany championnat Asphalte henjana be koa izay manao A5 (ny an'ah aloha skoda tamin'izay e!) fa ilay polo mora entina kokoa Fa ny adidy amin'ny tokatrano tokoa tsy azo adino mihitsy, marina izany -
-
-
-
-
FAilalahy ity aiza no teny misy azy e?? tsy araka tsony !!! ..mbetika atsy @ ecurie ralygasy mbetika ato ndray !!!! l'un n'empêche pas l'autre ra doda ohatra hoe latva izao sady TEAM BP FORD ABU DABHI WRT fa écurie Colin MC Rae Motorsport. raha nitondra Sub 06 koa aho dia mety afaka no recruter ndry zalahy.
-
atomboko ary 1ère manche rallye Jovenna qui pour une fois déroge au classique tour de Tanà pour un plein Sud aller et retour (efa redac sahady izay izany kle) Organisateur TASAMM qui fête ses 10è annif. Après 1 entame par la classique Vontovorona Morarano le rallye emprunte des spéciales plutôt inédites (Andriambilany, Ihazolava, antanifotsy,etc...) pour rejoindre Antsirabe et retour ensuite. Ce sera un rallye d'endurence Le Champion en titre, Mathieu, s'est engagé avec l'ex 205 de Guigui bone. ce dernier prendra le volant avec la Subaru Championne de Mada 2007. Laza (Mitsubishi) Mickael (Toyota) sont parmi ceux qui vont leur donner la replique. Egalement Sitraka un quadman qui s'essaie au rallye participation étrangère Sandrine sur AX M9. ES Anosizato 1 départ retardé pour cause de pbl avec l'échangeur dani a eu un problème avec sa Clio qui refuse de démarrer et a même failli ne pas prendre le départ mais il a quand même pu partir in extrémis. spéciale remporté par Laza avec une vitesse frolant les 90 km/h Mick et Sitraka 2nd ex aequo Mathieu 4ème, Ice Man (ou Mamy Kely-Elena-Tommi) ferme le top 5. Nashemy étrenne sur ce sa nouvelle acquisition une Toyota Celica (8ème de la SS)
-
-
-
-
-
-
-
1580 emsics tsy dia hanao WRC (Subaru A8W - 01) fa hiezaka ny hazoto amin'ny PWRC Subaru N12 JWRC VW Polo A5 na A6 MRC Subaru N12 Skin MADAGASCAR Escape2Africa izay mbola ketrehina miaraka amin'ny ZDRC ankoatra izay raha manampotoana dia Championnat nationaux hafa Subaru N12 Championants frantsay ankoatra ny Gravel VW Polo A5 Championat france gravel Subaru N12
-
Miombo-kvt @zay lédoda !! Seulement ny réalité dia zao: Mety sarotra be zany fa ny fitondrana eto amin'tsika anie tô faly manambaka sy mihinana fotsiny e !!! dc mety tsy priorité -ny mintsy zany rallye zany !!! fa raha misy mahasahy mi convaincre azy ho milay ireo bandy ary hitondra laza tsara ho an'i dago... inona moa lesy ny hitototan'lery any andafy isaky ny mihetsika io? hampisehoana hoe milay Madagasikara. Fa hevitra tsara ilay an'i Doda hoa manao 1ère manche dia mi assure tsara na tsy scratch amin'ny Pirelli Driver aza fa podium fotsiny dia mi négoce any sy aty amin'izay pour la suite
-
-
rehefa nanao essai privée omaly dia tapaka ny hevitra fa ajanona ilay sub 2001 fa efa hita fa tsy hanampotoana hanaovana reglage. Sady sao dia misy la poisse ilay izy fa ex Burns (lol) Tsy hanao WRC fa kosa arakaraka ny calendrier dia hanao PWRC amin'ilay Sub N12 na JWRC amin'ilay VW Polo A5 Fa i M6 no mety hanao WRc indraindray hitondra Sub 99 na 01 (rehefa amin'ilay épreuve feno lala-mahitsy ireny). Fa lery tsy ho afaka hanao MRC fa raikitra any ivelany. Championnats nationaux sy JWRC na PWRC. Mahafa-po aloha ny comportement an'ilay Polo hita eo ihany raha hiady championnat de France A5. Fa propre be ilay mitondra azy à fond amin'ilay izy tsy mandeha mihitsy. Mbola misalsala aho hoe hiakatra classe ve? Izaho koa mahay noho ialahy ra doda raha blablablabla (aiza le skin telma e!)
-
mirona kokoa amin'ny hevitr'i hents le mignon aho... amiko tsy amin'ny rallye ihany fa na amin'ny foot ihany koa (ahoana tokoa ilay hoe team SO6 hi organiser tournoi de foot en salle?). Satria ho an'ny foot matetika - HS kely- dia olona tsy manana poids no atao chef de délégation (tsy raharahan'ny afrikana izay SG n'ny Fédération) dia tsy mahagaga raha any amin'ny hotel any amin'ny 150 km miala ny stade no apetraky ny olona ny ekipa dia valaka. Nefa jereo fa rehefa mankaty ny afrikana tamin'ireny 2000 2001 tamin'ny andron'itompolahy Maitre Tsoa, natahoran'ny Afrikana ny gasy tamin'izany dia jereo fa minisitra na secretaire d'état foana ny chef de délégation. ary tsy izaho irery no mihevitra an'izay: rehefa milalao miaraka amin'ny afrikana ho'zy ilay consultant afrikana eto amin'ny tanàna izay dia il faut agir comme les africains (apetraho any amin'ny Arotel antsirabe ny délégation afrikana refa tonga hanao match eto amin'ny tanàna ho'zy lery) Ny rallye tsy mitovy chéminement amin'ny foot raha jerena hoe tsy voatery ho champion de Madagascar no ho any amin'ny championnat d'Afrique (aza adino fa i Max dia champion de Mada 2007). Fa manokatra varavarana malaky kokoa raha miaraka amin'ny manam-pahefana mankany (Izaho miteny hoe ny afrikana tena manome importance betsaka ny poste politique) d'autant plus raha hitan'ny any ny potentialité n'i Max.... sady angamba tsy tokony hisy influence amin'ny championnat national ny fanosehan'ny minisitra ny mpilalao iray any ivelany. Tsy hoe raha notohanan'ny minisitra ohatra i Mathieu dia lasa pilote atahoran'ny officiels. bon hevitra ihany ny ahy aloha fa courage foana lesy ry zalahy na ho an'ny Frantsa na ho atsy afrika. Ho anay : Gasy foana lesany any Saina Maitso fotsy mena (sy ) no entin'lesany azy. Asehoy fa tena Milay ny Gasy e!!!
-
-
saika adino ny spons vao en cours de négociation amin'ny Paramount sy DreamWorks fa mety ho ity ny base n'ny skin (au fait piste pour un spons ho an-dry zalahy ho any andafy io) miaraka amin'ny logo rallygasy sy team SO6 mazava ho azy. Afaka manao offre izay atelier de peinture inspiré, base Sub N12
-
tsy nanana fotoana nanaovana test ary sur fa tsy hanana fotoana firy hanaovana reco mihitsy rehefa tena raikitra ny saison fa hatreto izany ny fiara tsy hita fa nanano sarotra ny fandraisana an-tanana azy dia Subaru Impreza N12 no hanaovana MRC. Fa mety hiketrika location Sub N12 any Europa koa hanaovana an'ireo championnats nationaux hafa Ny WRC hatreto aloha dia Sub 2001. raha tsy izay dia VW Polo A5_1 (eh oui 1,4 litre, ce qui équivaut à peu près à deux bouteilles de THB) Championnats any Frantsa ankoatra ny Terre (izay atao amin'ilay Subaru N4 location). Ny IRC no mbola manandrana an'ilay Peugeot 207 S2000 fa ho hita eo amin'ny farany na mety hijanona amin'ilay Sub N12 ihany
-
-
-