-
Compteur de contenus
1 517 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par emsics1
-
A noter qu'un certain Loeb Sebastien (en vue d'une participation au Monte?) a pris le départ du Var (Championnat France Asphalte) au volant d'une Citroen C2 super 1600, avec Madame comme copilote. Alors que son copilote attitré en WRC, Daniel Elena, pilote une C2R2. C'est un peu le retour à ses débuts pour Seb. Au terme de la 1è étape (3 ES). Le quintuple champion du monde est 6ème au général avec 1 minute 37 de pénalité. Il termine 1er des 1600 derrière 3 WRC, 1 Kit Car et 1 Super 2000. JF Berengeur qui est plus habitué avec cette monture est 12è avec près de 2 d'écart par rapport à Loeb. Tandis qu'Amourette (une référence en 1600) est relegué à plus de 3 minutes 15 Elena occupe une ''modeste'' 67ème place à 9 minute 01 du Leader tous les resultats =>ICI
-
-
-
-
-
-
apetrako eto izarana fifaliana e nanao session Var11 ny tenanay omaly fa tena faly be fa scratch tamin'ny ES1(Pribram R), 207 S2000 somary nokitihina ny reglage fa tonga dia nilay ilay vam. Marina fa mbola misy session maromaro sady tsy mbola manao ny favori fa mampirisika ilay ohatra izay. Na dia hoe mampirisika ho sahisahy be aza ka tonga dia KKK ny 2è sy 3è spegany. dia demande d'assistance 3 tamin'ny ES4 dia nisy regret ihany fa 45 sec no ecart nefa ny assistance iray 15 sec. Dia faly be ilay efa ohatra izay na dia tamin'ny 10 aza vao nirava tato ampiasana.
-
-
-
miala tsiny fa tsy afaka nivory omaly. Sady ohatra ny tsy naharaka (déphasé) kely tamin'ny taranja sport auto mihitsy tato ho aho noho ny fanompoana firenena sy ny famelomana vady aman-janaka. mazava tsara ny tatitra ireto ny fandraisana anjara kely: mialoha : hiezaka hanatrika ny fivoriana fanomanana rehetra, afaka manao lahatsoratra sy hiangavy ny mpiserasera namana hilazalaza momba ny hetsika. Tsy maintsy hanao tsiliantsofina amin'izay mpankafy sport auto rehetra mandritra : afaka ny 6, fa tsy afaka ny 7 maraina (mandray ny Fanasan'ny Tompo e!) handalo ao amin'ny Prezida handrotsaka ny latsakemboka Novambra sy haka ilay lobaka Team So6 Mahereza daholo Raha misy peta-drindrina azao apetraka amin'ny fiara. fanontaniana : hisy fandefasana RBR (replay) ihany ve ny Sabata 6?
-
-
-
-
-
-
Le boky ve tsy mety mbola hisy any amin'ny mpanoratra? dommage tapaka goujon lery tamin'ny dernier rallye tamin'ny 1995 fa raha tonga fotsiny ilay ry dia i Alliot no champion à la place n'i Nono. Ny Celica isan'ny nalaza sy nanana palmarès betsaka indrindra angamba dia i 1205, fa ny nitondra Celica voalohany tamin'ny rallye tany amin'ny 1994 tany dia Ranary bouliste. Ilay rangahy io no nitondra Mercedes 300 tany amin'ny faramparan'ny taona 1980 tany
-
anisany (tanisako araka izay tonga ao an-dohako) Peugeot 204 Rabenjamina (izay lasa pasitera Benjamina) sy Jackson avy any Toamasina fa mafy be izany. Tamin'ny GRM (Tana-Mahajanga-Antsiranana-Toliara-Tana), 1986 angamba izy izay, ny lalan'i Janga tamin'izany tena gidraka be fa izy tafita foana niaraka tamin'ny R18 an'i Karl sy ny R12 an-dry dadan'i Max. ny fiara baché Danielson dadany nitondra 504, dia i Nonot 305 efa nitondra Peugeot 404 baché ihany koa Teo koa ny DS 21 an'i hery dadakely. citroën CX an'i Nanoo, Austin Mini an'i Benaivo. Miresaka 540 lesany sy ilay 304 an'i Pick fa tany amin'ny 85-89 tany nisy simca 1100 izay fa efa nanapahana koa ilay izy. Fa aza adinoina koa ny 505 an'i Elie Razakandrandria. Be dia be raha tanisaina fa aleo aloha hikandra kely amin'izay
-
-
-
-
-
-
Rallye SICAM-ORANGE 2008, ASA TANA 3
emsics1 a répondu à un(e) sujet de michigan dans Photos - Videos