-
Compteur de contenus
676 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par dadah-mrallye
-
Etapes de restauration VW cox
dadah-mrallye a répondu à un(e) sujet de Catz dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
teamso6 dans le journal "la gazette DGI"
dadah-mrallye a répondu à un(e) sujet de henintsoa dans So6
-
-
Sary sy commentaires SO6 Control II
dadah-mrallye a répondu à un(e) sujet de Soafikov dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
Rallye REPCO New zealand
dadah-mrallye a répondu à un(e) sujet de Soafikov dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
-
Nilay be en général Encore Félicitation à L'equipage Latvalaza-Rautinaina : Champion boeny; avec plusieurs scratchs Big bravo hoan'i maximumattack pour sa 3ème place (efa gasy roa (2) sahady zay no podium .... alefa alefa So6) Bravao be koa hoan'izay tafiditra Top 10 (evolution par ci par là be mihitsy) milay koa hoan'izay rehetra nandray anjara e (otranay ) efa faly ihany aloha amin'ny vokatra azo e; fa mbola misy mystere kely ihany amin'ny es sasany; (tsy afenina aloha fa nahazo coach vaovao e) Vivement rallye fmmsam (hoan'ny MRC; MRC RBR) (fa somary lasa misy blem kely le live an; 3 fois za zay no nahita, le mibloc fotsiny eo le izy de zay no vita)
-
Coccinelle 1200 - aircooled engine
dadah-mrallye a répondu à un(e) sujet de Laza dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
Championnat tchèque
dadah-mrallye a répondu à un(e) sujet de Dude1111 dans RBR (Richards Burns Rallye)
Instruction how play Richard Burns Rally (RBR) using the plugin 1. Download RBR_v102.zip , RBRTM085Inst.exe , ZFix.zip , RBRSchool2.exe , RBRPribram1.exe 2. Install the official patch RBR_v102. Without it, the RBR plugin wouldn't work. 3. Install RBRTM085Inst.exe (this is the plugin itself) 4. Put file Z.dll into RBR\Plugins\ directory (it fixes RBR not to crash to desktop when using cars made in Z-modeller) from ZFix.zip 5. Create a new profile on rbr.onlineracing.cz. BEWARE! Use only US-ASCII chars!!! 6. Open file RichardBurnsRally.ini and put your login and password there - e.g. if you are registered as "NOVAK Petr" and your password is "zelva", put there [RBRTMSettings] AutoLoginName = NOVAK Petr AutoLoginPassword = zelva From now you will be logged in the plugin automatically, the plugin won't ask for your username / password. 7. Install new tracks into RBR. Run RBRSchool2.exe (reversed rally school) and RBRPribram1.exe (Pribram - Stryckovy). There will be more tracks for RBR available here. 8. Start RBR, go into Setting-->Plugins -- > RBR Turnament --> Setting and make your changes to configuration. 9. In Setting -->Plugins -- > RBR Tournament --> Online tournaments you'll get the list of open turnaments, choose one, entry into, set all you need, and then start race. 10. You can find all your results in the rally on plugin web pages. If anyone sends his/her replay from a stage, you can find it there. 11. If don't know anything check our forum If you can play online and already steaming RBR over internet, we can start tuning RBR :-) New cars for RBR 1. You can download all new cars for RBR here. 2. For this howto, we install Subaru Impreza WRC 2002 3. I recommend to use Total Commander, it is quite easy and it can open *.rar and even *.rbz files. 4. Open SUBARU_IMPREZA_WRC_2002.rar in the left window and Richard Burns Rally in the right one 5. Doubleclick on file IMPREZA_WRC_2002.rar --> SUBARU IMPREZA WRC 2002 --> - there are two subdirs, Model and Fyzika (Physics) there 6. Directory Model contains another subdir Cars and a file "pro cars ini.txt". Go into subdir Cars and copy all files and subdirs into RBR\Cars 7. Open file "pro cars ini.txt" and copy this text into clipboard: FileName = "Cars\impreza02\impreza02.sgc" IniFile = "Cars\impreza02\impreza02.ini" ShaderFile = "Cars\impreza02\impreza02_shaders.ini" ShaderSettings = "Cars\impreza02\impreza02_shader_settings" TexturePath = "Cars\impreza02\Textures\" 8. Go to the right window and open Cars.ini in RBR\Cars directory. Look for text [Car05] and paste the data from "pro cars ini.txt" here. (pic.1 preview) 9. Now you have to install car physics. You should still have opened on the left IMPREZA_WRC_2002.rar --> SUBARU IMPREZA WRC 2002 --> go to dir fyzika (or physics), on the right move to dir RBR\ and find file physics.rbz, doubleclick on it, go to Physics. There are all car and tyre physics in it. (obr.2 náhled) Association of cars.ini to physics.rbz: * position in cars.ini [Car00] = složka C_XSARA * position in cars.ini [Car01] = složka H_ACCENT * position in cars.ini [Car02] = složka MG_ZR * position in cars.ini [Car03] = složka M_LANCER * position in cars.ini [Car04] = složka P_206 * position in cars.ini [Car05] = složka S_I2003 * position in cars.ini [Car06] = složka T_COROLL * position in cars.ini [Car07] = složka S_I2000 10. We have chosen [Car05] in cars.ini, so we have to put the physics into directory s_i2003 , . It is possible to put the car to any slot you choose, but model and physics must be in accord with the table above. There is only one exception - don't put 4WD cars into MG_ZR slot, because then in RBR you wouldn't be able to adjust middle and rear differentials. 11. Put all files from directory Physics into s_i2003 - it should look like this: obr3. preview) 12. That's it! Now you have Impreza 2002 installed and you can start to race. P.S. The car will not show neither in the car menu nor in the splash screen, you will not see it until SS start. The menu can be adjusted in a different way, by editing *.exe and splash.dat Authors: Tomas Mikl, Vasek Koral Aleoko milamina fa sao mifanitsaka ao ny akoho sy ny vorona 1-mety miara maty 2-mety ny akoho no maty 3-mety ho maty ny vorona 4-mety mandeha tsara daholo 1/4 ny chance mety mampandeha 25% lol aleo amin'izao aloha -
-
-
Trophée Propuls et leçon de pilotage en 404
dadah-mrallye a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
-
Trophée Propuls et leçon de pilotage en 404
dadah-mrallye a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
Trophée Propuls et leçon de pilotage en 404
dadah-mrallye a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
Tena le Team so6 mihitsy aloha no tsara apetraka tsara (na de efa tafapetraka aza) le resaka membre sns zany e; tokony asiana inscriptio, cotisation, carte lolll; satria amin'ny hetsika otran'izao no tena ilaina an'ireny zavatra ireny mba ny Membre aloha zany no privilégié De avy eo indray ny membre mbola mandoa participation; fa resaka otran'io zany an ; kozy tsy tanora vavy sy lahy 100 no eny de te hanao daholo de tsy hita izay hisakanana azy; handaminana azy moa izany e efa karazana ecole de pilotage azo hitarina anie ity resaka ity e; Mihetsika ny team so6 an ; ny moniteur indray ity no tonga miantso ; mbola misy an'ilay grand moniteur iny koa efa niresaka tamin'ny membre ihany : Joda Otran'ny milay ihany zany hoe team so6 organisateur ecole de pilotage virtuel et réel zany an, -
Info ou intox???
dadah-mrallye a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans News & Informations des Clubs
-
Salut Andry master Pourkoi master ; satria zany Andry zany no anisany raha tsy hoe voalohany amin'ny fanomezana ny sehatrin'ny rallye mivoaka tamin'ny internet toa izao ; I Andry manko no MASTER tao amin'ny Fiarakodia.com Règlement: indray lol, mmmmm misy azo raisina amin'ny lojikany ihany io reglement io e;na misy valiny azo porofoina ka tsy hifamaliana Ahoana tokoa moa zany assistance interdite izany; nefa rehefa manao repechage azo entina mody mihitsy aza ny fiara de azo amboarina amin'izay hitiavana azy de misy temps imparti fotsiny hampidirana azy ao amin'ny parc; de mitohy ny lalao Fa teo manko ny olana ireo ekipage roa ireo N°3 sy N°15 dia nahavita ny sepegany rehetra tsy mba nanao repechage izany; ary teo amin'ny liaison alohan'ny Super special no maty ; eto no bizarre fa tsy azo atao ny repechage eo amin'ny liaison io; de nefa nisy ekipage hafa maty tany aloha aloha tany de afaka nanao repechage ka afaka nanao assistance accordée, acceptée ( ) raha te ho objectif na ho tiana objective le decision de tonga de natao temps repechage le special nataon'ny farany ; na tonga de hors course raha efa nanao repechage teo alohan'io ; de point repechage no azony; tsy misy discussion angamba raha izay nirina58: raha io no natao de mety io ihany angamba ny point azo mdrrr Andry: raha io no natao de sur aloha fa tsy hors course lisany
-
Rallye de Finlande
dadah-mrallye a répondu à un(e) sujet de thomas_radstrom dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
-
Tena kivy amin'ny tmf aho le dommage be No comment lay raison Colin mcrae mort tragique ; co-pilote Martin; ... fa tsy ho foanana mihitsy ny manche amin'ny championnat zany Fa mba ahona tokoa moa zany hoe manche amin'ny championnat azo foanana fotsiny izany e mandoa 2 000 000 ar anie de vita kabary e Amin'ny anaran'ny Asa tana 3 no hitenenako eto: Mbola misy importance ve ny hi organiser-nay anio manche io , Vola, fotoan sns; aleo aloa le sosy de samy miala ; de aleo zarana ny coupe ny championnat 2008 ; asa angamba amin'ny 2009 indray hita eo; FA Hoan'lisany namoy ny ain'lisany anio fitiavana rallye io no tsy maintsy hikarakaranay anio e; amin'ny fomba rehetra na de efa natsidikay ihany aza fa sarotra ny mahita sosy indrindra fa raha enao no manao ny manche farany ; ary raha efa fantatra ny champion; eny fa na de mbola mafy koa aza ny mahita solon'ny Naina nirina58 : fallait pas l'ecraser le chat noir , ça porte malheur ..., maiiiis la vie continue eeeeeeee
-
IN MEMORIAM "Gaston, John, Romain et Naina"
dadah-mrallye a répondu à un(e) sujet de Laza dans mrc Old
+100000000000000000000000000000000000000000000000000000000000 Raha tsy izany tokoa de sanatriaviana ve? fa otran'ny matimaty foan ireo mahery fo an'ny fitiavana Rallye, raha hitanondrika sy hiraviravy tanana Mino aho fa tsy sanatria tsy ho pretexte ny fahafatesan'izireo fa tena alahelo feno fanajana sy fitiavana azy ireo ahafahana manafoana manche amin'ny championnat ; amiko aloha minoa za fa raha afaka hanontaniana ny hevin'izireo any de ozy izy rehetra hoe : tohizo zalahy ny revin-tsika an rallye rallye rallye foana To re koa manko fa tsy hisy koa ny rallye fmmsam ; de asa aloha .... -
IN MEMORIAM "Gaston, John, Romain et Naina"
dadah-mrallye a répondu à un(e) sujet de Laza dans mrc Old
+100000000000000000000000000000000000000000000000000000000000 Raha tsy izany tokoa de sanatriaviana ve? fa otran'ny matimaty foan ireo mahery fo an'ny fitiavana Rallye, raha hitanondrika sy hiravoravo tanana Mino aho fa tsy sanatria tsy ho pretexte ny fahafatesan'izireo fa tena alahelo feno fanajana sy fitiavana azy ireo ahafahana manafoana manche amin'ny championnat ; amiko aloha minoa za fa raha afaka hanontaniana ny hevin'izireo any de ozy izy rehetra hoe : tohizo zalahy ny revin-tsika an rallye rallye rallye foana To re koa manko fa tsy hisy koa ny rallye fmmsam ; de asa aloha .... -
Le monde du rallye malgache en deuil.
dadah-mrallye a répondu à un(e) sujet de dadah-mrallye dans mrc Old
Tena latsaka ny ranomasoko e Mandry ampiadanana letss Naina aaaa Mirary fampionina tanteraka hoan'ny fianakaviana rehetra ; indrindra ny rahalahiny Ando fmmsam passionné koa; Ny Reniny tsy nitsahatra nanohana azy Mandry ampiadanana daholo zareo an Fampiononana feno hoan'ny fianakaviana rehetra Naina:::::::