-
Compteur de contenus
676 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par dadah-mrallye
-
-
-
RALLYE DE BOENY Point d’interrogation Des rumeurs circulaient au sein de chaque club hier, concernant soit le report, soit l’annulation du rallye de Boeny, troisième manche du championnat de Madagascar qui devrait se disputer dans la ville des Fleurs du 14 au 16 août. A vrai dire, tous les férus de la discipline seront fixés ce jour sur la tenue ou non de cette manche. Les membres du club Team Mika Faniry (TMF), organisateur de cette virée depuis trois ans vont donc débattre sur ce sujet aujourd’hui. Joint par téléphone, l’un des responsables du club a préféré attendre la décision prise à l’issue de cette session pour donner de plus amples explications. Le suspense est de mise. Andry Rabeson / les nouvelles
-
Pilotage !
dadah-mrallye a répondu à un(e) sujet de Laza dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
-
-
-
-
-
-
Allez vos commentaires ! Ny ahy aoha ploof tsy 50ème akory ; na de tsy ni kkk aza mety tsy ho 35ème akory de tena mankany amin'ny fijaliana mihitsy (lamosiko aza tena narary mafy mihitsy le habitacle-ko koa tsy au point tsara Tena hejana le 19 spegany Fa tena mbola mila mikotrana be e; ampiasana daholo zao fika rehetra zao style joda; style laza; style mathieu; style hery be; efa nadramana hatramin'ny style Madame terrinen sy Ry dahery fa tsy hay e, Sode misy lalana manitsy aza indraindray Le setup koa mila lalaovina tsara sy hay tsara ny fombany fa ...... config: Matos : P4 3G CG : 256 mo Volant Momo Boite semi-automatique Vue Capot (Camhack)
-
-
-
-
Ny tsara arakiny lazainy Hents dia hoe rubrique présentation voiture de rallye/prépa sns! Section pilotage, sy ny hafa mbola afaka atao aotr'any hoe daba run koa (misy cox an'i Fred azo tonga dia présenténa ohatra)! malalaka be eo. Dia manova rubrique betsaka koa @ structure an'ilay site: makany @ échange technique kokoa. Section Rdv sns ho an'i jerena spéciale, indication parcours sns Comment concrétiser? [/quote] Andraso ary e Ny manampy rubrique aloha azo atao foana iny omeo ahy fotsiny le titre tokony hanaovana azy hoan'izay rehetra manampanirina mdrrr, diniho tsara tokoa aloha hoe atao rubrique sa sujet any anatina rubrique fotsiny Le rubrique voiture/préparation/téchnique iny zao azo ampiana Ny coté RUN tena hialako tsiny hi hi hi fa efa misy forum gasy milay be izay ao runmada miresaka momban'ny run de tsy de hilay loatra raha ho zarazarana ny hevitra any, tsy hoe tsy tiko asina run ato fa fitiavana tsotra izao ny ezaka ataon'zalahy ao amin'ny runmada e Section RDV : iny azo atao ao amin'ny rubrique jeux fa atao annonce na post-it fotsiny angamba Spéciale/point spéctateur/sns : iny ampiarahana amin'ny sujet rallye mrc isakin'ny mivoaka ny parcours malalaka be le forum ka izay tianareo efa habitué mihitsy na le titre ireny aza misy mahita inspiraka hafa de aza misalasala fa teneno e sode omeko fahafam-po ihany; ze te hanao modérateur koa afaka miteny; misy acces vitsivitsy azon'ny modérateur atao manko, ohatra ny misupprimer/mi editer sy mamorona post-it/annonce hatreo aloha fa sao sepotra eo za
-
-
-
-
-
eka eka par experience amn'ny fijerena rallye lollllllllll Za tsy mipetraka raha tsy eny akaikin'ny le toerana mety hisy manao film reny iza daholo moa no hitako teo ambany maso mdrrr Toto legah Anders Titou I mathieu koa saika saika fa Ny mahay mahay foana tsy pilotage fotsiny fa ny fialana amin'ny erreur sy ny famerenana ny vam amin'ny lalana ; lol otran'ny le manao RBR ireny lery Epingle droite miakatra (eo amin'ny dobon-dramiangaly e; ss ankadimanga-ambatomanga zay tsy mahalala) de somary lasa aloha loatra le izy (otran'ny fanaoko amin'ny Joux verte loll) de dalot no niandry azy teo fa tsy nidona; de le calme, le maitrise, le reprise à la normale , otran'ny tsy nanao faute lery (dommage ny segondra fotsiny no miampy)
-
Iza no afaka manome ? raha tsia Iza no afaka miconfirmer le hoe raha vao repêchage de 1/2 points no azo? raha eny Izano afaka manome izay rehetra repêchés tamin'ny manches roa efa vita? Eo soafahana an; otran'ny RBR MRC e Tena mila fantatra ihany manko iny 1er : 100 points 2e : 80 points 3e : 60 points 4e : 50 points 5e : 40 points 6e : 35 points 7e : 30 points 8e : 25 points 9e : 20 points 10e : 15 points 11e : 10 points 12e : 09 points 13e : 08 points 14e : 07 points 15e : 06 points 16e : 05 points 17e : 04 points 18e : 03 points 19e : 02 points 20e : 01 point
-