-
Compteur de contenus
676 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par dadah-mrallye
-
-
RALLYE DE TANZANIE [MATHIEU & TEDDY EN AFRIQUE]
dadah-mrallye a répondu à un(e) sujet de henintsoa dans arc
Manakasitraka an'lisany Mathieu-teddy nitondra avo ny sainam-pirenena malagasy mbola hitohy ho lasa lavitra kokoa e Jereo tsara ihany zany resaka Mecano: manimba boite zany Zany vam, vao avy nivoka parc de réparation maty moteur zany lehibe ihany manko le enjeu amin'io e "Na malina aza hono mifehy hazo tokana e" -
FRANCE///Rallye Terre de Langres
dadah-mrallye a répondu à un(e) sujet de thomas_radstrom dans V-RC Old
fintina: vam: A8 : Mitsu evo9 leg1: mbola lavitra ny niveau ny tenanay , mbola tsy hita le lalana mahitsy, fa zay foana moa ny tanjona mila tonga 49 ème tany leg2: stratégie kitapo latsaka , Général : 29 ème A8 : 6 ème tsy haiko na mbola nisy session iray tao aoriana tao aloha e stekam , latvalaza, dodanen no tao aloha tao sisa Mila mi-assure arrivée letss ny raha vita -
-
RALLYE DE TANZANIE [MATHIEU & TEDDY EN AFRIQUE]
dadah-mrallye a répondu à un(e) sujet de henintsoa dans arc
-
RALLYE DE TANZANIE [MATHIEU & TEDDY EN AFRIQUE]
dadah-mrallye a répondu à un(e) sujet de henintsoa dans arc
-
RALLYE DE TANZANIE [MATHIEU & TEDDY EN AFRIQUE]
dadah-mrallye a répondu à un(e) sujet de henintsoa dans arc
-
-
-
-
-
-
Lava loatra loll zatra le session officielle tonga de tsy miova le vam kinanjo teo amin'ny tanner de niova ho azy tao le vam loll mety nijery zavatra hafa angamba de nidina ho azy tao le choix vam de lasa evo8 de mbola nadio ny reglage tao de mbola nanao ny reglage zay mba tadidy teo aloha de efa tapitra koa anefa ny canyon avy eo de aleo mihitsy aloha namorona le session "fikasana snif" mba ahitana ny temps tamin'ireo ss ire amin'ny evo9 session isak'alina mampivoatra isan'andro
-
-
-
-
-
Exclusivité Team SO6 Zen
dadah-mrallye a répondu à un(e) sujet de Dude1111 dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
Exclusivité Team SO6 Zen
dadah-mrallye a répondu à un(e) sujet de Dude1111 dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
-
-
IRC/// Rallye Monte-Carlo 2009
dadah-mrallye a répondu à un(e) sujet de thomas_radstrom dans V-RC Old
-
Exclusivité Team SO6 Zen
dadah-mrallye a répondu à un(e) sujet de Dude1111 dans RBR (Richards Burns Rallye)
Hita mihitsy fa tomponandraikitra ny Manager Tsy misy kihanina daholo reo Fa miankina amin'ny fotoana tokoa aloha no hanaovana ny Championnat hafa zany e Ka betsaka anie ny championnat hafa no tsy afaka mampiasa WRC e donc tsy maintsy GrN zany fara faha amboniny na de ny IRC koa aza Donc mazava iny Fa na de izany aza de marary andoha loatra amin'ilay Point e; satria raha ny membre ato amintsika aza efa hita soritra fa hahazo isika lollllllll ; fa le championnat MRC sy le WRC kosa aloha mba tokony hiezaka mafy mba ho tafapetraka tsy de lavitra loatra anireo WRC 08 Ny ahy zany aloha hatreto ny MRC (ambony indrindra) A8 iny : evo9/evo7 Ny WRC : c4 client na focus 06 Ny championnat hafa sy ny IRC (tsy mety amiko mihitsy le s2000 amin'ny le tsy misy embrayage ny Momo) ny grope N koa mitovitovy amin'izay ihany sao mamalaka ahy fotsiny satria tena efa mahatsemboka mihitsy fa tsy ao mihitsy le temps; eo angamba no mety hanandrana 2rm ve? de in no vam tsara anefa ? de mbola tsy maintsy hanao test maro isan-karazany; nefa misy ef a zatra be koa anie ry zalahy reo e tena tactikement aloha zany za ; mbola tsy de tena any zao fa de mandeha jolie fotsiny aloha (du -) ny semestre voalohany; sady zahay anie ka manambady ; no miasa miaramamelona ny tokatrano e ; no mbola tsy maintsy manao adidy amin'ny fianakms; de i RBR mandeha milamina eny zay aloha fa sao lasa poete daolo ny Zen -
-