Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

dadah-mrallye

Membres
  • Compteur de contenus

    676
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par dadah-mrallye

  1. dadah-mrallye

    Team So6 Zen : Inscription

    Lolll otran'ny hoe BETA diso tsipelina kosa io e sendra nisy S tafasotrika fotsiny sady mba mitovy feo ihany le ALPHA sy BESTA mdrrrr
  2. dadah-mrallye

    Team So6 Zen : Inscription

    aleo rangaha atao BESTA sa ahoana
  3. dadah-mrallye

    Team So6 Zen : Inscription

    Vao nanaiky i Dodanen de mazava hoazy koa zany e Hiditra amin'ilay 2ème liste fa le "Beta" kosa tsy mety amin'ny toetrako e Tsy ho henatra mihintsy manko (rehefa valabalaka) reo alpha reo handrabiraby ny 2ème hoe BETA..kolaka BETA..rehy BETA..kalaza BETA..vy BETA..YYYYY- mbava e Mbola maro ny liste fa tsy aleo ve mitady anarana hafa De efa zatra tsy de misy formalité be loatra koa fa de on joue comme on aime e 158-Dadah Ny sur de wrc / mrc no hatao Ny taramac mila mahita réglage sy feeling miainga tsara vao mazoto Ny S2000 tsy mety amin'ny volant MOMO NY Gr N mahatsemboka fotsiny Ny vam efa hiodinan'ny loha aloha de wrc- Focus 06 (Apombo) na le C4 (Apombo ) mrc- Rehefa hitako fa mety le EVO9 de iny fa na hiverina amin'ny EVO7 skin hita eo raha te hanova Physic ; reglage ; sns hita eo koa raha hikaroka (sady efa nolazako teto fa za manan fika hijerena ny réglage ao anaty replay, nefa ary amin'ny site des records ny tchek ary feno replay bobaka be) Fa mety ho sarotra ihany ny handresy anay aloha e maika fa mbola hiditra eto reo mbola tsy voasoratra any anaty team hafa Fablide; steakam; maximumattack; chekpoint; dadoutek iza koa le mpanao session publik efa henjana be ireny Mihetsika Mr Manager le grand Dodananen mikotikoty an'ireo loll
  4. dadah-mrallye

    Championnat d'afrique!!!!!

    Sali sali indray aloha Tena enga anie ho hevitro za samirery aloha ity e Fa raha vao mampiditra Pdt Fédé sy Ministra (Fanjakana) izany de; tsy maintsy misy idiran'ny resaka championnat national (Mada) ; donc raha ny fahitako azy sarotra be amin'ireo entité roa ara-dalana ireo no hitsofoka mivantana sy miseho ary mampiasa ny fahefany, satria zay no antony hisian'ny championat national sy anaovana azy ara-dalana sy hampisy lanja azy hitondra ny titre hoe champion de Mada; fa resaka fahalalana sy fampiasana ny anarana sy ny titre ministra any ambadika angamba no mety azony atao Ka ny champion aza tsy te hanao koa tsy aleo ze te hanao no alefa sy tohanana Mirary soa sy fahombiazana foana e
  5. dadah-mrallye

    Souhaits 2009

    Samy hahazo izay iriany daholo o
  6. dadah-mrallye

    Mety Mahasoa

    Tena efa tsy mitovy intsony ny FIFAninana
  7. dadah-mrallye

    Noel Noel

    Misaotra antsika e De ombana manana avokoa ireo; firariana soa sy fahombiazana, fifaliana ary fahasalamana hoantsika rehetra ireo hiampita any amin'ny ankohonan-tsika sy ny fianakaviantsika rehetra koa, amin'izao tonon'andro ny fankalazana an'ilay tena fitiavana rano fotsiny izao Joyeux Noël e De manaova fety masaka be sy sambatra daholo
  8. Missié dadah oo, nous avons passé le cap du 10.000ème message posté sady mitontona tsara am'lé fety rapitso io ann!!! (D teneno ndray hoe 10.000ème post fait par un utilisateur unique ndray hoe no izy ) Lol raha izany anie de anahy irery ny Mrallye e lol Nefa Partageons les partages no slogany Ka samy tompony daholo de samy tompom-pety daholo e Soa marina fa tonde niaraka amin'le rahampitso an de efa atao rahampitso zany ny fety hoan'izay rehetra tompony tonga any Fa eto no hisaorako amin'ny maha admin creator master ahy an'ireo membre actif sy ireo invité rehetra namelona an'ilay site Forum Mrallye ka naha tonga azy amin'izao ; MISAOTRA BETSAKA Lava tokoa ny lalana fa vitsy anefa ny asa amin'ny fandaminana natao satria mahatsapa-tena ary mahay mifanaja daholo ny eto na de libre amin'izay tiany atao aza ny antsika Manantena ny hitohizan'ny fiarahana sy ny fifanajana e Dadah Admin
  9. dadah-mrallye

    RSRBR2009

    pff tsy mety amiko e zay no mba maha virtuel azy afaka mba mipetraka amin'ny placen'ny henjana enao Fa de zao zany de lol no hahazo ny vam milay de ny sisa mitsako vanjo amin'ny vam tsotsotra elite + vam milay contre ampobo + vam kely tanjaka de inn fa tsy ho izay foana no hiverimberina eo mandrapaha-fatin'ny rallyesim de inn no maha elite sy vam milay azy raha natao ho resin'ny apombo ry zareo fa bon ze tiany io e manraka zay ataony eo rehefa hamorona championnat otran'ny rallye force an'i JBmarcu21 ve za tsy hanandray anjara ao lisany e
  10. dadah-mrallye

    ANTSOINA NY TEAM SO6

    fizarana alphabeta angamba omena an'iza ny V ny R ny Q ny P ny D ny N Ny Xhi...
  11. Tsara kosa koa merci letss a Fa azo hitadiavam-bola hoan'ny Team marina io a Za aloha mila anio sady ny install-ko koa tsy haiko na mety na ny CG no faible mety excuze koa zany Fa mila asina RSRBR08 sy ny add-on rehetra sy ny MAJ rehetra de voa maika tena tsara raha misy RSRBR09
  12. dadah-mrallye

    ***olana g25***

    Tena vokatra marina ny paison'Antsirabe lolll Paiso rakena sa paiso metilay sa abricot sa peta-korina sa valdo sa fon'omby sa paiso gasy
  13. dadah-mrallye

    ANTSOINA NY TEAM SO6

    Tena miala-tsiny zany za zalahy fa de tsy de afaka hanao firy an'ilay somizou raha nivoka kidaona izany Mamy ny mipetraka any antrano eo anivon'ny ankohonana sy ny fianakaviana koa
  14. dadah-mrallye

    RSRBR2009

    loll Mc crash Inn koa no tsy maha marina izany letia koa mbola miandry amin'ny Team Momo foana ve (tena tsy misy hifandraisany de A-z le izy e ) tsy hino mihitsy elà hoe izao ve de izy ;
  15. dadah-mrallye

    RSRBR2009

    ary otran'ny tsy mbola mahita réglement championnat WRC 2009 za
  16. dadah-mrallye

    RSRBR2009

    His> Loll mbola mety eo ampanamboarana kosa angamba ry zareo le resaka WRC08 io fa tsy hoe adieu C4 07 Hijaly indray za hisafidy Sub08 sa C408 loll raha ny fitiavana hatrizay aloha de le Sub no mampite hitondra izany e ny endriny zany Fa hita eo raha tsaratsara ny temps azo aminy ; mbola miankina amin'ny réglage koa nefa
  17. dadah-mrallye

    RSRBR2009

    OUI OUI POURQUOI POURQUOI ?
  18. dadah-mrallye

    RSRBR2009

    M12 anie zalahy ka mbola mety atao matanjaka noho'ny A8 e nefa amin'ny 2009 to mbola misy M12 aty amintsika inn koa no ilain-tsika ze f2000 any de ahoana koa io coeff 2 io; miady eo zahay asatana3 sy ny fmmsam a
  19. dadah-mrallye

    ***olana g25***

    Sarotra ihany ny andray anjara amin'le resaka nefa vao maika sarotra be le tsy mandray anjara Amin'ny le hoe miara ory amin'izay ory loll Fa lisany reto ve zany no exception qui confirme la règle Fa to tady hiakatra mihitsy manko ny pourcentagen'ny fitarainan'ny G25 amin'lisany so de fetsifetsy kosa de mody hoe be blème reny g25 reny de tsy mividy intsony ny team Momo amin'izay tsy maharaka an'lisany intsony miara ory fotsiny e de mahereza Zao lasa tsy misento g25 za
  20. tsara anaovana antsonjay mihitsy le reto Na hanaovana didi-kofehy lehibe Mba handefa ny *.lsp wet wet wet amiko fa tsss inn re no fika e
×
×
  • Créer...