Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

dadah-mrallye

Membres
  • Compteur de contenus

    676
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par dadah-mrallye

  1. dadah-mrallye

    Jeux

    http://www.rallyesim.fr/forum_rlsm/index.php http://rsrbrlive08.uni.cc
  2. dadah-mrallye

    rencontre ce 11/04/08 à 22h00

    ojyy fa taiza daholo; mety natahotra le orana saika ho avy be iny kosa angamba za zalahy isany tena tsy afaka hainareo ihany fa ny vadiko vehivavy ary ny zaza mbola tsisy
  3. Momo ka de misaotra mialoha e
  4. Azavao hoe ny tian'ny Mpanoratra hambara Saode misy config minimum vaovao indray (Ram/processeur/ Graphique) ? de le maj 1.08 ve? no mahatonga izany Ka raha mijanona 1.07 ve mety haninona? De iza ihany no hanome le setup e Ny ahy aloha volant e; fa tena manapôka mihitsy ny manette an Oh fotsiny ry Peno no mahita 05 47 amin'nyNewsbobsII Efa safosafoina daholo ity hazo rehetra ity Efa manisy frein à main Efa miretrograde mihitsy mba hisintona kokoa le vam Fa eee mbola tsy ho tratra mihitsy zany latsakin'ny 6' zany De iza ihany no hanome setup e
  5. Tena o zalahy an Tondé de tondé de TONDE paritazeo le passion e Alefaso mail na mp le setup e (lolllll) De arahana tsar araka io; mety samihafa koa zany ny setup mipetraka ao amin'ny WRC06_gravel sy ny focus06_gravel Aza misy mandefa eo anie fa akatoko any ity site forum ity lollllllllllllllllllllllll
  6. Tena sode misy afaka mamaly io tokoa fa saika mitovitovy amin'io ihany ny olana e Manao sauve de misy anarana; de apetrany ary amin'ny fichier savegames ary le setup sauvé Miisa telo 3 ihany anefa le ligne azo hanaovana sauvegarde de possible mihitsy le izy mifanindry , efa hita ihanay aloha le atokana anaty dossier hafa zay tsy ilaina de zay ilaina no ajanona ao de hitany fa le Setup ilalaovana androany hita fa somary nahatsara zavatra raha tiana hilalaovana ny ampitso de jerena daholo le details ao anatiny fa de mitovy zao ; lalana le omaly natao ihany no atao ; de miova le izy tonga de tsy controlable intsony ; maty misy zavatra tsy tokony atao ve? ohatra tsy mahazo miovaova fidirana na le manao live de manohy Original game indray avy e tsy haiko e Satria zany zao rehefa championnat ve afaka tonga de micharge setup sa mila manamboatra foana aloha de iny
  7. Maty ny pilote raha tratran'izany co-pilote zany Masao tsar zalahy an milay ka, eh ny tenanay moa de tsy ho afaka e rehefa hitanareo any ny setup milay de mba alefa so eto e Fa tena kobo aloha fa ankoatran'ny mbola fahavendranana amin'ny ankapoben'ilay rallye , hita ve fa colin 2 no mba filalao e; de tena misy hidiran'ny mihitsy le setup ; otran'ny nikotrana setup za tato ho ato izay fa to mahazo 10; 20; 30 segondra be mihitsy I beelaba koa efa nilaza mazava fa lery mihitsy no namboatra ny setup ny 207 s2000 an'ny syphield Ny ahay aza setup efa sauvegader-na zao androany mety tsara; hilalaovana ny ampitso atao charger vao miainga de mivilivily be tsy controlable Ary zalahy manao manette mora mahay an Mbola mla fahazarana daholo ny zavatra rehetra; Fa le colin 2 natao tamin'ny clavier aza waaa mahavoa + 1 minute amin'ilay volant Hiezaka e De bonne ambiance lisany rehetra fa masaka kosa zany
  8. De iza amin'izy roalahy sisa tsy mbola teto I Peno; sa hafa mihitsy koa; otran'ny possible hisy betsaka an'izany ve? Ny roalahy aminareo (raha le haiko) manko efa eto e Fa na iza aloha na iza tonga soa daholo e betsaka tokoa izay vaovao tafiditra forum izay nohon'ity RBR tsy mampatory ity
  9. Sode fantako aloha le peno e Sode sode andriamp fin de spéciale on est pas mort c'est cool milay ka fa mbola lavitra be ny ezaka Tsy hanaiky mora koa anie reo efa ela nilalaovana e HEnjana ihany fa zao ve vao hatory
  10. Ny tenanay to tena hianatra ho tonga amin'ny spé rehetra aloha de zay fa raha le diff tps de tena tsss; ^mety misy steup mila hay koa angamba e; fa gaga ihany za amin'ny inter sasany fa tena efa manomboka tsy araka intsony ny mijery ny lalana fa mbola misy ecart 10-20 sec ; mba omeo setup moa e pneu amort freins differentiel fotsiny anie
  11. dadah-mrallye

    Bravo pour le forum ! !

    Tonga soa beelabba (henjana ihany le pseudo an )
  12. dadah-mrallye

    Rallye de Suède 2008

    Sarotra hoan'ny Ekipa Ford ihany anefa izao tranga izao Satria mety hisy fifaninana Masina amin'izy roalahy ka mety hisy hanao faute; nefa ny faute kely amin'ny rallye de tonga de hampiova tanteraka ny laharana amin'ny championnat Fa sur za fa tsy ho ela de hoferana ny fahafahan'iray amin'izy roalahy ireo ataon'ny Ekipa (Sady hoan'ny Ekipa : ny championnat constructeur mandeha alohan'ny championnat pilote; sous contrat e...)
  13. dadah-mrallye

    Calendrier MRC

    De ho vola-kakafotra ve?
  14. dadah-mrallye

    Monte-carlo 2008

    Pas de temps des inters sur les anciens sites
  15. Mampiady hevitra sa mampiady fihevitra le Celica aloha raha le sary naseho tamin'ny RTA 13intense de le an'i Mija misy soratra be Gascom iny tsy hay intsony na le 1205 no efa lasan'lery na le taloha ; fa efa eo ampelan-tanan'i Garage tolone sy Fossy moa izy zao ka mety nisy fivoarana hafa kokoa Miandy e Ampefy zany no fofona re fa asa
  16. dadah-mrallye

    Félicitations

    HAHAHAHAHAHAHA Sotra betsaka e De eto moa zany vao afaka ihany koa Fa (eh niova 20% ny TVA 18% e) Ny miarahaba sy mamerina ny arahaba ho antsika rehetranahatratra ny taona sy mirary soa hoan'ny taona 2008 samy ho tanteraka zay fanirina e Hoan'ny Rallye moa de mba ho taona hampangitakitaka sy ho feno spectacle ka hampisy sary na horonan-tsary hatao tsiaro any aoriana e
  17. dadah-mrallye

    www.rallygasy.tk

    Copilote Super article
  18. dadah-mrallye

    Calendrier MRC

    Za tena tsy dakor e Aleo hitovy daholo ny rallye e; amin'izay Club daholo no mikarakara, manjary misy fofompofona tsy fitoviana Sady Ny rallye boina koa anie no tena henjana indrindra e; preparation, budget, condition; de somary lasa mamofompofona fiangarana, indrindra hoan'izay kely sosy sady lasa calculable indray ny championnat fa tsy hoe mandeha daholo ny rallye de mikoty daholo ny point de hita eo zay mandresy Hevitro ihany anefa iny
  19. dadah-mrallye

    Calendrier MRC

    sotsa e Fa le hoe Coeff 2 kosa aloha le Boina
  20. Salama daholo indray e Nahafinaritra tsotsotra kosa aloha le omaly e De teo koa zany no nahalalana raha tsy misy ny sampona , fa to hirotsaka ao anatin'ny 4Rm koa i Kopela (to namoaka Subaru milailay iny lery ) mbola ho ela tokoa vao 2008
  21. Efa hitako mivoaka ao amin'ny rallygasy.tk ao le grille six Fa amin'ny maha mpikarakara mivantana moa de efa ambara sahady fa misy miova io zavatra io efa nolazaina hatarmin'ny reunion d'info lasa ES miisa 11 fa tsy 12 Tsotra ihany le modificaton ka Ny zoma tsy misy fiovany Ny alahady koa tsy miova Ny asabotsy no tsy misy anio ES4 io le Ambohimizana Ny antony de be loatra ny lalana mahitsy no lavitra loatra koa ny liaison no mifoha maraina loatra ny mpijery de ny ora amin'ny ES manraka izany de tsy miova fa io ES05 io noraisina "fa amin'ny maha tour de tana azy moa de zay no niandohan'ny hevitra hoe ampiodinina an'Antananarivo" ny fivoana faharoa sady farany de tsy misy le ES09 Io Ampangambe io fa lasa SS eo amin'ny PC izy io ny ora koa de tsy miova izay e fa mety hahazo ny tena grille tena marina ihany rallygasy fa ambara-pa aloha de zay
  22. dadah-mrallye

    Rallye Total 2007

    Félicitation à Mathieu & Teddy Champion Rallye Total Fmmsam 2007 "Champion MRC 2007" en passant bravo hoan'ny rehetra Ny organisateur ny sponsor " " Ny mpandray anjara rehetra Ny mpijery snsn Milay hoan'ny Dani-Fidi : M11 Willy-Keke première participation / arrivée+ De ny fivoarana teo amin'ny hery be koa milay e vivement Rallye Tour de Tana (Asa tana3) Défi hoan'ny sasany Combat be hoan'ny G louvel (FMMSAM) //Mickael (TMFR) vice-champion 2007 vivement 2008 koa ee
  23. dadah-mrallye

    www.rallygasy.tk

    MILAY BE efa reko sahady ny ho tohiny e masaka be e am-pitiavana tanteraka
×
×
  • Créer...