Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

dadah-mrallye

Membres
  • Compteur de contenus

    676
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par dadah-mrallye

  1. dadah-mrallye

    championnat RBR gasy

    Ary le gasy be fo kely daholo an Jereo tsara ihany aloha zay voasoratra sao mba fifanalana efa mahazatra fanao any anaty forum ihany e sao de hisy ho tonga fofona hamali-botana any eo raha tsy izay moa de samy mihezaka mitsara azy ireo amin'ny Karatra e (mbola gidraa koa anefa zany / ) !
  2. dadah-mrallye

    championnat RBR gasy

    Tena otran'ny degany be zalahy le hianatra conduite vam anakiroa samihafa Tady ho kivy sahady ny tenanay Le focus amin'ny wrc manahirana ny setup sy ny maitrise Ny mrc mbola karohana zay vam mba milay sy mandeha mafy, mirepondre amin'ny accélération/frein; sy tsy maizina ny fitaratra na tsy misy contre-soleil mainty be antsasakin'ny parabrise ; mbola jerena setup koa Mampiasa coco be le habitacle koa miova , miova daholo ny repère Aza hitako ka hanao choix ihany hoe MRC sa WRC
  3. Kirana a Fanina mihitsy Ahoan io nirina58; aleo io no entina amin'ny manche sisa , io ve hety ho simba lolllllll;
  4. Tena za no ve kaika Ireo ny sary e
  5. dadah-mrallye

    championnat RBR gasy

    Sali sali, Re tonga soa Efa nofafako daholo ny login rehetra taloha ; ny avatar efa notehiriziko ;fa avereno amin'izay ny enregistrement
  6. Trop henjana lisany Milay be Le hankook ve tsy efa bf-goodrich
  7. dadah-mrallye

    Jovenna 2008

    Aza ny namanao no hifaninananao fa ny temps ana ES tsara vitanao omaly : [Marcus] Félicitations Dani & Fidi
  8. dadah-mrallye

    Jovenna 2008

    No comment aloha hatreto fa sao miteniteny foana
  9. dadah-mrallye

    sondage jeux rally kely

    Sode misy championnat koa zany le Reto aza efa tsy araka intsony aleo mihitsy aloa izany hiafina any
  10. dadah-mrallye

    Jovenna 2008

    http://www.moov.mg/sport.php?articleId=380499 tse tse
  11. dadah-mrallye

    sondage jeux rally kely

    Colin 2 Tena tantatra lava be mihitsy Colin 2 sy za kozy e FA ny temps vitako tamin'ny clavier sy ny ataoko amin'ny volant zao amin'ilay colin 2 aloha de tena misy 60sec de diff e tsy azoko mihitsy mbola lasa saina mihitsy za hoe sao mba zany koa ary ity RBR ity Nefa tena le simultaion no mba efa tiana hiainana de tsy mandinika clavier izany intsony
  12. Gluuup Kenda rora mihitsy za
  13. dadah-mrallye

    Jovenna 2008

    Loll ka io zalahy ny resaka participation @ rallye eto amin-tsika hatramin'izay Ny tsy hanao no milaza fa hanao Ny tena manao tsy milaza mihitsy hoe hanao Io aza mbola aleo miandry ; SS amin'ny zoma maraina mihitsy vao hita hoe iza no tena mirotsaka ao anaty Spécial iza daholo moa le hoe hanao Subaru 10 ( citroen saxo t4 xsara 206 sa sa vw type4 Vazaha betsaka (tsy misy vazaha mihitsy amin'ity...) tmfr folo be zao tamin'ny herintaona amin'ity jovenna ity to 3 sisa angamba Hiandry foana e
  14. dadah-mrallye

    Jovenna 2008

    Aleo mihitsy hisy sakay kely otran'izao ka lolll Za efa mazava e Laza Cri Nashemy/dani/Mickael/ Mathieu sy guigui mbola ho jerena aloha mdrrr Tsy hakijery daba simba
  15. dadah-mrallye

    championnat RBR gasy

    Trop trop Tena ho voaroka amin'ny asako ihany angamba raha izao no ataon'lisany loll Ecurie Championnat gasy (mrc) Championnat wrc MRC tena izy De mety ho voaroakan'ny vadiko koa mdrrr Milay e, Atao aloha ze vita Mangataka mba hahazo fotoana malalaka
  16. hihihi tena mila mihittsy e Fa ratsy fittontona mihitsy le datin'ity Jordanie ity asa na ho tafa na tsia
  17. dadah-mrallye

    Jovenna 2008

    loll Fa tena le daba nitarika azy koa aloha tena misenina be e R16 efa valabalaka feno mastika izay zalahy no nitarika le subaru faran'izay fiara matanjaka indrindra eto mada lol
  18. dadah-mrallye

    LIVE RALLYGASY

    Tsy misy teny mahalaza azy intsony e Tena Tsara be sao mahalatsa-dranomaso Eh fahiny tokoa raha mba nitady information momban'ny rallye zany e; mipenipenina mihitsy e!!!!!!!!!!!!!!!!! Asina cartographie kely amin'ireny tanana tsy mbola nandehanana ireny zao no mba partager-ako ; otsan'ny hitako misy ihany ao amin'ny PDT ao masay koa fa tsy mety mandeha le smilies keliko ireto Milay e, mino ah fa ny temps efa milaminaa daholo raha izao fandehan'ny liste des engagés zao His>jereo kely le soratra engagés fa lasa emgagés
  19. dadah-mrallye

    Jovenna 2008

    Mba alefaso hoe ny Grille horaire Mister His ; otran'ny tsy mbola hitako manko
×
×
  • Créer...