Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

dadah-mrallye

Membres
  • Compteur de contenus

    676
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par dadah-mrallye

  1. Tafiditra eto ihany za ny farany tantara lava be fa @ maha organisateur : Tena mbola surprise daholo reo 50/50 Mandroso tokoa ny fikarakarana I nerone moa zany de niantso ahy direct mihitsy hanao 0; de efa niezaka ihany ny nilaza sy nampahafantatra tamin'ny club, omaly alina aza tsy efa tamin'ny 21h 30 tany vao vita ny fivoriana , fa zay koa le manahirana amin'ilay sponsor ngeza e , mila contre-partie ngeza be koa, de hisy 000 sy 00 sy 0 de eo no hipoitra ny resaka hoe iza no mitondra ; sponsor manana préference /club manana ny azy koa / ny tompona fiara koa hanana ny azy/ ny public spectateur koa hanana ny azy (i JODA) Surprise tamin'ny gazety teo koa zao Hanao i Nashemy + Jimmy (ASACM/ASACM) ary tena hi-attack amin'izay vitany mihitsy hono izy zay aloha fa amin'ny harivan'ny fara-fisoratana anarana mifankahita de amin'ny special rehetra de amin'ny animation maro isan-karazany Da fety be da fety be
  2. milay be fa nanana tsy salama ny tenanay de tsy afaka mihitsy e manaraka indray fa misy fonds milay be kosa kaikaeo amin'ny circuit acct amin'izao
  3. ary otran'ny mampilaza zavatra tsy azo zany le voadona fitombenana an
  4. dadah-mrallye

    Rallye FMMSAM

    Tsy de misy ambara firy e Felicitations hoan'izy 3 mitsam podium milay ka ny rallye indray mazava aloha hatreto fa mety setup hoana tarmac le setup-ko ao mdrrr matoa scratch 2 fois tamin'ny rally schol II Manaraka izay dadah moa zany de vitesse automatique hatreto De ny fahitako azy aloha hatreto de tsy milamina le update lava ity fa manova zavatra , manajary manao manip kely foana aloha vao tafiditra amin'le tena reglage na de tsy misy kasihana aza, ny fomba hijerevana azy moa zany de rehefa ligne droite à fond reny de mipasse jusk'a firy ny vitesse; dommage be le omaly fa sendran'ny le miblock eo amin'ny 5 ème lery; natao hoe tsy de noraharahina iny nefa mampiova zavatra ihany satria miova ny conduite lasa miandry tara be zany va manao ny inscription de njaynjay tara lotra, de lasa manintsy daba aloha na mivadika, na mandona oul de zay no zava niseho raha jerena le temps Chirdohead II (vao nanomboka grrrrr) de niampy 30 sec satria niantso assistance interdite aiza ve ka eo amin'ny le gauche 90 (rouge) faharoa io de hivadika 0/100 tamin'ny reco zany nivadika zany eo; tt droit angaha avy eo falstone II (faharoa) niampy 30 sec indray ary amin'ny faram-parany ary misy gauche 1/4 zay de misy lavaka amin'ny sisiny de eo moa zany ny team so6 no mijery de tsy haiko possible i Ari vatanen angamba iny mipetraka aty aloha be iny de vokasika kely fotsiny (mety rivotra aza) de tonga de nivoa-dra be nahatsiravina mihitsy de natao zay nodina fa valaka be mitady le tena vitesse mafy be , mafy ihany le plastik an'le momo fa hitsaka tsy miala mafy be eo foana, amin'io koa de ny mahagaga fa tsy haiko ny tena réel fa le saina ve mihevitra fa rehefa hitsahana farak'izay mafy be le pédale de mety handeha mafy be le vam
  5. dadah-mrallye

    Rallye catalunya 2008

    tsy daccord e I solberg ve raha omena Focus de ho resin'ny Loeb amin'ny subaru
  6. dadah-mrallye

    Rallye FMMSAM

    izy mitsam (mody eo mody eo) efa nilamina ve aloha le rally school II sa inn no fika mdrrr hanenjika ny session farany ihany koa aloha na de hijery temps fotsiny aza fa misy tsy milamina le update 2.4.0 io aloha e de hiezaka hanao rallye TVN
  7. dadah-mrallye

    Reco Mrc

    Otran'ny tady hampihomehy le live sy le update lava tsy misy fiafarany ity an (otran'ny tady hampiova zavatra zany le izy) reglage efa somary mba efa nahitana irany iny otran'ny miova zany le fiara otran'ny mba efa niainga tsara iny , lasa otrany kofona lava zany
  8. dadah-mrallye

    RALLYE TOTAL 2008

    Le règlement qui tue à chaque fois le vrai sport
  9. dadah-mrallye

    Reco Mrc

    Iza aloha le resaha eto e Fa raha jerena anie le temps ao lolll asian'lisany 2 à 3 sec au kil ny tenanay e
  10. DADAH 034 11 052 37 032 07 205 58 dadahgasy@yahoo.fr
  11. Hitovizana e fa ny ahy aza mbola pire fa le falstone II le note 3D izay tena mbola hiankinan'ny fitondrako, de tena diso be de mila tadidina tsianjery le lalana nefa rehefa misy very kely de bye bye daholo ny tsianjery
  12. dadah-mrallye

    TVN

    De mba tantarao kely aloha le Vol teo vontovorona Efa point stop mbola à fonds Naika vita teo i Mavo be
  13. dadah-mrallye

    rallye total 2008

    laddy trois lames fa iza indray e
  14. dadah-mrallye

    Decès de Tonton Karl

    Mirary fiononana sy fankaherezana hoan'ny fianakaviana
  15. dadah-mrallye

    rallye total 2008

    le devant but aloha efa no comment eh mdrr fa ny tena mahalatsaka ahy de le hoza-pe ery aoriana ery
  16. dadah-mrallye

    RALLYE TOTAL 2008

    Félicitations Laza - Solohery Super organisation FMMSAM / TOTAL Bravo à tous les concurrents ; assistances; supporteurs, fans, club, officiels, team ; ny mpitia rallye fotsiny koa (ville + ambanivohitra) Mankahery zay nanao tsy nambinina sy tsy nahomby e noho'ny olana maro isan-karazany. Prochaine RDV :: Rallye SICAM Tour de Tana 2008 Asa tana 3 1- Laza - Solohery 2h 43' 38'' 2- Mickaël - Fafah 2h 48' 10'' 3- Sitraka -Teddy 2h 57' 11'' 4- Dahery - Haingo 3h 01' 25'' 5- Hery - Solofo Rakotondrabesa 3h 02' 08'' 6- Gus -Nitro 3h 05' 22'' 7- Mija- Mana 3h 06' 26'' 8- Patou - Mika 3h 12' 38'' 9- Freddy - Yachine 3h 20' 19'' 10- Gui-gui-Bone - Yando 3h 21' 02'' 11- Bera - Fossy 3h 27' 00'' 12 - Tax - Boom 3h 30' 45'' 13- Jano -Tina 3h 42' 11'' 14- Njafan - Mamisoa 3h 49' 45'' 15- Ralax - Solofo 3h 56' 47'' 16- Livakely - Olivier 4h 03' 11'' 17- Luc - Naina 4h 28' 26'' 18- Pattie - Damaria 4h 35' 38''
  17. dadah-mrallye

    RALLYE TOTAL 2008

    Laza - solohery ss rallye total madagascar 2008 ext
  18. dadah-mrallye

    RALLYE TOTAL 2008

    Nilay ka fa vo ss3 de efa firy sahady no tafajanona de ho firy ihany no ho tafa @'ity rallye lava be ity 15/33 ny pronostic ko i His Master moa nanome 20/33 ankoatra izay kdo kely laza-solohery ss rallye total madagascar 2008
  19. dadah-mrallye

    RALLYE TOTAL 2008

    Amin'ny mha club asatana3 an'i Yrdan de ; ny vaovao zany de any amin'ny MRC 2009 indray izy vao hifanina noho'ny antony arak'asa
  20. dadah-mrallye

    RALLYE TOTAL 2008

    Hoan'ny Asatana3 sady miandry ny liste complete Laza -Solohery Mitsibushi A8 Dani - Fidi Clio M11 Rila - Nono Subaru A8 Tax - Boom Clio N3
×
×
  • Créer...