Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Fred1302S

Membres
  • Compteur de contenus

    84
  • Inscription

  • Dernière visite

Réputation sur la communauté

0 Neutral
  1. Raha tsisy zany ny sampona dia entiko eny GG pour le 200m, version 140ch fa tsy hiketrika be loatra fa handray anjara fotsiny Dia hitondra 325iX stock koa zahay
  2. Fred1302S

    Remise des coupes MRC RSBR 2008

    mahafinaritra kosa ny ambiance an'ny teamSO6, amin'ny 2009 indray e ! Fred
  3. top chop = toit rabaissé pour améliorer l'aérodynamique, tapahina zany ny montant dia découper-na sur mesure ny fitaratra inch pinner et SSB = noms de 2 voitures très célèbres dans le monde vw, ohatran'ny hoe Golden Gun. Inch Pinner : anglisy SSB : amerikanina
  4. top chop inch pinner ka sarotsarotra ny manao azy !! ohatran'i SSB : SuperShitBox no tena mety eto amintsika
  5. Fred1302S

    RUN 2008

    hitako mihitsy fa ny moitié an'ny sary nalain'i Michigan dia vw ary ny ambony dia hotesse
  6. Fred1302S

    vidéos de coccinelle

    henjana be ny 3ème an'ilay BMW Supra, efa very 4-5 voitures izy sur 200m fa demi-voiture sisa eny amin'ny arrivée
  7. ity indray mba misy topic natao ametrahana vidéo de coccinelle, zay hitantsika fa mahafinaritra. Pour commencer zany dia ity ny run préféré-ko tamin'ny 05 oct teo : Golden Gun vs BMW concept Ary ity kosa pour les amoureux du so6 control : Fred
  8. efa somary limite ilay treize deux rehefa dinihana amin'ny fo tsy miangatra, aleo indray old lady no hanaovana azy
  9. Misy manana jantes toles origine ohatran'ity 4 ve nareo en 5x205 ?
  10. nisy bandy zay tamin'ny herinandro henoko hoe mivarotra 1303. 50millions hono. Tsy niresaka tamiko izy fa ilay olona niteny tamiko no nolazaiko hoe mety ho lafo loatra zany. Raha mi-intéresser an'i Eric lay izy dia ampitaiko ny hafatra.
  11. Fred1302S

    Fred

    Aza manahy fa efa nataoko anaty valopy ato ilay izy, raha sendra mandalo eny amin'ny galaxy aho dia antsoiko Eric
  12. Fred1302S

    Fred

    aza tara fa maraina ny qualif d hariva 1/4final 1/2 final sy final fa tsy hay hoe aiza no ho todintsika tsy tany aho kah, efa daily stinger aho zao amin'ny mise au point
  13. tongasoa présenter-o kely ilay 1200 raha mety e
×
×
  • Créer...