Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

dadah-mrallye

Membres
  • Compteur de contenus

    676
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par dadah-mrallye

  1. Mahafinaritra mahita an'lisany e Tohizo tohizo foana fa milay Fotoam-bita tsy mahaleo ny sampona Ary ny adidy tsy an'olon-dratsy Ireo angamba no hamehezana ny tsy fahafahana Nefa atao sambo-balala main'andro e, tsy azonao anio , mbola ho azonao rahampitso
  2. dadah-mrallye

    petite fête chez N58

    Nilay be e Misaotra amin'ny fanasana
  3. PTDRRRRRRRRRRRRRRR hahahahahahahahahahahahahahahahahahaha Je ne suis plus ; pour les autres, Aube les a réglé vite vite Allez les Aidez-moi; Soutenez ma demande de supprimer mes autres comptes inutiles
  4. Oups Keski se passe J'ai cru voir un grand /célèbre nom d'un grand site/forum ; bienvenu à toi : Aube pour le moment dadah 158 est tout seul; lol même avec mon seul et unique compte je n'arrive plus à faire des sessions officielles ; .... Mais tu peux supprimer mes autres comptes 479 MaxAttack mon compte pour le championnat belge 801 kikiny là c'est pour la france cup 1 Fabynou pour le wrc 56 superrallyman juste pour les recos 927 Raulwrc championnat d'espagne 3 RALLYE50 france gravel 1012 Arno_f Hill climb 22 RallyeDam22 challenge ATAC je sors ===>
  5. Mba mahita détails marina mihitsy lisany ireto Fa ahoana no ahitana io marque io
  6. he he he Kizarazara no teny filamatra eeeeee I Mme Dadah no tena naka ny akamaron'ny sary jereo fa misy sariko aza eo Fa lisany mijery le sary koa aloha tena henjana e tena hita daholo I sunny ... Ny pneu Marc ... sns sns
  7. sarotra ny tsy hiteny sy hankasitraka e Miala satroka Mety be e mihitsy no tsy ampy ao amin'ny Fédé ao loll Le foto-kevitra hijorona hatramin'izay mihitsy no tena milay MAMPIVONDRONA Iza no tsy ao Pilote/copilote/mecano/passioné * vavy/lahy/ p.... asatana3/asacm/tmfr/fmmsam/acct/srk ho ela velona lisany e ; de ho ela velona ny (mpankafy rally iza marina moa ny tsy mahalala hoe misy an'izany zany na de tsy de manao pub loatra aza ...)
  8. Tiko be ilay formule na ny somary mitovy amin'iny ss vitsy timming hoan'ny olona mampiasa lalana sy hahafahan'ny passioné rehetra mankafy tsara no azo amboarina kely Raovina no mety hisy otran'iny na ss karazany 3 monja fa androsoana sy hiverenana fotsiny De ity koa Joda mitondra subaru ohatra Laza mitsu Mathieu sub Faly be 206 Mamy kely sub Mickael ford Louvel Xsara Sitraka sub mbola be ny tohiny marina Dani; Hery be; tax; Rila; gui2; Yrdan; Legah; zokin'i Xtof ; Davonjy; tena mbola bobaka be eeeeee samy manohy daholo e reo no tonga ao antsaiko aloha De samy haniry daholo hoe tsy hisy probleme mecanik daholo........ De hifanisa segondra na tapa-tsegondra de hanao asamarika, de hanao attack be daholo ; Matsirooo beee Inona no tsy tokony hatanteraka izany anefa
  9. Doublon kosa tsy lasa e; le manao reco azo ekena ihany Tsotra anie mba tsy ho doublon fa ouvreuse de ny SS farany ohatra atao abandon fotsiny e De tsy manimba classement aza mi loatra koa e ; mi fotsiny
  10. Tena miiiiiii @ RBR ; lisany kozy e le prochain tuto , ce sera "l'ajout manuel de temps de l'ss dans rsrbr"
  11. dadah-mrallye

    RALLYE DU BOINA #4#

    marina fa ny tenanay fa na de izany aza le retour au bureau amin'ny tsy antony kosa tena mampide dommage be fa tady efa ho zatra amin'ity "tsy fidiny ho ahy" ity mihitsy
  12. 'Lé sary haiko fa i Aina tsy fantatro! présenteo é TENA
  13. 64 km tena manaraka ny reglement kosa ve zany le 40 min de concentration à 100km/h moyenne
  14. dadah-mrallye

    VIDEO mustaselaka corde max

    tena loll aza hitako ka zao no maha farany ahy foana
  15. dadah-mrallye

    TROPHée Slalom VMRC

    tsy aleo atao fiara : Yogo nb ss : 15 ss : noiker ; noikerII; sikakama; news-bobs; joux plane surface : mix mod : fog
  16. Merci n58 et pour nous, la rencontre avec la polo grise...on pourra jamais l'oublier
  17. tena voafintina amin'ny ara-dalana tanteraka
  18. l tena mbola tsy voasokajy amin'ireo sessions roa ireo akory ny tenanay aleo aloha mba haka aina mihitsy
  19. dadah-mrallye

    SORTIE TEAM SO6

    Fetin'ny taranaka FA TE HANDEHA MAFY MIHITSY Enga anie ka hisy daty hafa
  20. @ manaraka mila miverifier tsara indray zany fa mandany andro fotsiny
  21. ekena e rehefa lasa poulet de ny skin sisa no hangalana tsirony lolll
×
×
  • Créer...