Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
TVN

TVN

Messages recommandés

Salut daolo,
Tahakantsika rehetra ato dia mankafy tanteraka ny momba ny fiara en général, ary ny rallye en particulier ny tenanay.
Ra tantaraina fohifohy alou d t@ fiandohana mbola bandy kely tany Fianarantsoa (fa tany bainay no niasa talou ela be) d le entiny baina mijery arrivée teo @ gare (zay zany no pc t@ zany), Andrianjafy, Maurice B, Alcazar no enjana t@ zany; d avy eo affecté tany @ toerana tsisy rallye; d avy eo niverina teto Tana d mba mingitrika t@ Terminal oe hijery rallye d eny @ liaison Ambohimanambola iny (tsy kôpe akory oe misy special zany alou t@ zany é, sady mandrirotra daolo ny rehetra tany anaty liaison t@zany), na Ampitatafika (mena s kely saofera d mangina tsy mandaza), na miaraka @ ao antrano eny @ digue;
D afaka bacc sady efa nanana permis vo nahalala spécial zany, zay vo mba nanenjika, t@ zany kou mou b slalom d nitombo teny iany ny fitiavana, d niditra club alou, d avy eo nanao copilote indray mandé tamina Golf1 (rallye Vakiniadiana III), cadeau mba azo t@ ray aman-dreny io oe vacances any an-dafy sa rallye, mazava be ny tokony ho valiny fa hatr@ zao tsy azoko oe ina nametrahana le choix. D indray mandé tsy miverina iny d lasa ndray alou nanao pointe teo @ CENAM sy teo Anosy.
D vita fianarana d lay passion mbola tao nefa tsy afaka d lasa nanao tuning ndray alou, namorona Madatuning t@ zany.
D nividy Golf 1 tany @ Hajia d nanomboka mba nanao foana @zay fa saingy abandon foana fa tsy ampy lé moyen @ préparation fa mianto-tena nefa vo nanomboka niary mi-bizna.
D avy eo niova vam mba oe milailay, d nisy fotoana navita nanao saison betsabetsaka, d avy eo nanambady sy niteraka d niova ny priorité téo @ fiainana, d lasa secondaire ny rallye, d'autant plus lasa tsy fiable tsony le vam refa noketrehana oe mba ho puissant koukou, d nefa enjana b le s lany fa le izy tonga d moteur foana no potehany, tsy ampy tsony ny caisse noire ; Ny kandra kou tsy maintsy assuréna tsara so d lany anaovana rallye eo fotsiny ny S.
D eo alou tsika zao. D eo alou tsika zao.
Fa mafinaritra lay site zalah a! Efa elaela iany no hita fa zay vo tapakevitra.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
cheerscheerscheers Tia Vam Namboarina cheerscheerscheers

Tongasoa eee!!!


lol!lol!lol!lol!
sur foana eeee!!!!!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tongasoa lesy a
Reveko mits refa mazoto manoratra lava B otranzao, maka fy mits za mamaky azy
Mazotoa fôna é, dé aza adino fa misy rallye tsy dia mila budget B zay, sady Revin'ny Bandy Rehetra lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tonga so6 ee

KGB MAX a écrit:
Tongasoa lesy a
Reveko mits refa mazoto manoratra lava B otranzao, maka fy mits za mamaky azy


+1

....de nankaiza le Oo=w=oO.......

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Milay koa le oe "Raha tantaraina fohihohy" nefa be inspiraka be leiry an! lol!lol!
Tongasoa ra-TVN!
le Oo=W=oO ngah moa ts le oe lasan'i Nerone very e? sa hafa mihitsy?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tonga soa lesy TVN. Au fait ça ve dire quoi si c pas indiscret TVN Question ?
Pour l'inscription rallye Total, mbola any aminareo v ry TVN?
Tonga soa e. bounce
P.S : Saod mbola misy pièce an lé golf 1 alo tavela any avarabohitra any é. (----) io an. afro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tongasoa lesy
Tsy maintsy eo foana ny sacrifice rehefa tia rallye an, ny anay aza tena namaky tirelire mihitsy vo nahazo an type I, mbola tsy nanana permis akory tam'ireny fa mbola boay kely

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Misaotra b d b zalah @ fiarabana tonga soa a Very Happy , d miala tsiny @ le soratra lava b fa mbola tsy zatra za ny tena marina e Embarassed , sms no mazatra nefa mety tsy ho voalaza ndray ny tiana tenenina.

Marina Nérone oe tsy maintsy mi-sacr refa manao rallye fa mety le izy refa mbola celibat refa misy madama tena tsy maintsy caisse noire nefa le izy kou raim kely d lany d oaina b. Tadidiko mitsy ela t@ nividy any golf reny fa tena mbola bandy kely, za aza nanotany any Ice man oe sao d tsy milamina lty iny bandy iny fa so d manodina S baina sy bôfiny, tô tsy arahina olon-debe akory mividy vam nefa tsy CI tsy permis lol!

TVN lesy Irina diminutif ny prénom an'le bandykeliko fa-2 a, Tiavina prénom lery.
Mbola ao amiko iany alou @ty ny inscription Total, ao Bel'Air. Ndraso alou jerena ra mbola misy pièce golf sendra tavela ao @ korontana, nisy fotoana to pare-choc tadidiko hita tao fa ndraso averiko jerena vo malalaka kely.

Efa intéressé @ RBR ka, fa mbola manao comparaison de prix fa tô 299 euros G25 ao @ Grosbill, fa @ net misy 188 euros, fa tsy haiko oe aona tokony atao, sô d mba misy afaka manome conseil oe ary ohtra mora? Idea Fa le momo retour de force maita promo 88 euro, fa le poids g25 to 16kg donc tsy maintsy alefa fret d apiarahana volant hafa amidy mba hi-amortissiavana prix.

Tena miala tsiny zalah fa otrany tsy mety fohy mitsy ty kôzy ty an?! Wink So d lasa RA B OA OA eo surnom klé lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

surrrr les ra bé wawa a lol!
ela iany zao no namorona ny surnom anla an lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!

Na RABELAOLAO (RA TSY DISO ZA MPITENY @RADIO TALOU zay bandy zay) KOU AZA TSY KOI KA lol!lol!lol!lol!lol! ;

Na RABELALAO (sady efa hiaraka hi-RBR @ lisany zao atsy ho atsy) lol!lol!lol! fa @ zay fotoana zay mety ho lasa Ra-VTN (Ra-vôtany) lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
Na RABELAOLAO (RA TSY DISO ZA MPITENY @RADIO TALOU zay bandy zay) KOU AZA TSY KOI KA


sady nareo zany ngamba mijery andro mits nisafidy hoé andro manan'tantara (10 août) no anomboka iditra eto an lol!lol!lol!lol!lol! vazivazy an
lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Sady eto kou za vo mandinika ra-KGB fa ny heure nidirako omaly nanaovana présentation t@ forum t@ 0:00 an! lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
TVN a écrit:


Efa intéressé @ RBR ka, fa mbola manao comparaison de prix fa tô 299 euros G25 ao @ Grosbill, fa @ net misy 188 euros, fa tsy haiko oe aona tokony atao, sô d mba misy afaka manome conseil oe ary ohtra mora? Idea Fa le momo retour de force maita promo 88 euro, fa le poids g25 to 16kg donc tsy maintsy alefa fret d apiarahana volant hafa amidy mba hi-amortissiavana prix.


g25 lesy no tsr raha tena mila sensation elah...sady precis tsr izy no mamizana tsr refa vita ny spégany !!!!!!!!( mila massage mintsy aveo !!!! lol! )..concernant le prix alony leiz tsy an-jaza e!nefa raha mila zvt tsr d ila faut payer le prix fort!!..raha hividy @net elah dia tsy maintsy par payement en ligne par carte bancaire no tsotra indrindra dia anjaran'ry zalah no mi-livrer ny colis eo @ adiresy omen'la ( adresy any an-dafy mazava hoazy !!!! lol!) dia ilay 188 euro io mbola miampy frais de port dc eo @ 200 euro eo zany no alohan'lah.
Fa tsr mintsy alony ilay initiative hoe asina volant afa alefa miaraka aminy e!! sady toundé misy prenneur daholo eo !!!!! lol!lol! ..sahona raprèèzz????hihihh..
Zay fa dia mavità be ra TVM a!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

TVN lesy Irina diminutif ny prénom an'le bandykeliko fa-2 a, Tiavina prénom lery.
Mbola ao amiko iany alou @ty ny inscription Total, ao Bel'Air. Ndraso alou jerena ra mbola misy pièce golf sendra tavela ao @ korontana, nisy fotoana to pare-choc tadidiko hita tao fa ndraso averiko jerena vo malalaka kely.

Tena mety amiko raha hita izany parechoc zany dia raha avant koa ilay iz. Mba miréserve sahad za zany ra mety e.
Raoviana indr1 vo mba hilalao TVN amin'ilay daba ohtr amin'ilay sary hitako io e? Arrowafro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Merci Dodanen @ lé info b d b a, ra ny tena tiko alou @ le volant ra possible @ zay intéressé d manomé vola aloha d @ zay tsy lafo loatra tonga eto sady bandy akama samy passioné zao v d hifampaka tombony é, Wink . Ra za manko no mi-avance vola d manjary tsy maintsy maka tombony d manjary
Embarassed be za satry fantapantantsika ny prix miainga any nefa za tsy maintsy manao prix magasin.
Ny efa acquis alou @ zao:
- misy bandy atokisana any afaka mividy sy mandefa (ny blèm kely fotsiny mbola tsy nandefa frêt avy any lery, donc ra misy connaissance tsika hafa kou any oe efa mpandefa d vo maika tsara) ;
- misy cousin stewart afaka mitondra ny S gratuitement fa ny prog miainga makany no mila anontaniana; Sinon to 3% hono frais alainy bandy hafa ra mampitondra S; Ra maita bandy hafa mou tsika voamaika tsy manina satry le miandry prog kou ndraindray ela b.
- Ny poids volant en général hita ao anaty net d maka marge kely fotsiny.
Ny mbola tsy acquis:
- adresse fandefasana sy prix d'envoi;(ra misy manana info d alefaso d asaina ataon'le bandy any confirmation)
- dédouanement: ny tena tsara alefa sous-forme effet personnel @ zay mba moramora sy tsy d compliqué nefa tsy maintsy mafantatra douanier mba afaka mi-appuyer antsika, ny poids colis max 50kg. Ra tsy zany d compliqué b fa mila facture, d avy eo déclaration, d BSC, mila matevitevina satry mila tsindrina daolo reo.
Donc en résumé, ra manao commande groupée d samy mandefa vidiny sy envoi, d avy eo refa tonga ny entana d zaraina famoahana.
Zay manana info d mba balançeo eto, d zay intéressé ko alefaso ra misy proposition hafa.
Reo ny prix itako fa ra misy hafa mora d vo maika milay b
cheers
Ra misy maita fika tsotsotra hafa kou d alefaso Rolling Eyes

Irina a, efa mangidihidy mafy mitsy mba te hilalao é Crying or Very sad , efa miezaka mafy mintsiny fa enga anie é bounce

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:
tonga soa TVN a! mazotoa miatantara an! ( ToVoNen ve no dikany?)


hita mits ialahy fa kamo mamaki ny tantara mithy ataony TVN. Sa RNM? no tsara lol! Efa oe anaran'ny bandikely ny lery io fa tsy Tovonen anla zan. Sleepafro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Efa somary tara kely fa to,ga soa ra TVN cheerscheers

TVN a écrit:

- misy bandy atokisana any afaka mividy sy mandefa (ny blèm kely fotsiny mbola tsy nandefa frêt avy any lery, donc ra misy connaissance tsika hafa kou any oe efa mpandefa d vo maika tsara) ;
- misy cousin stewart afaka mitondra ny S gratuitement fa ny prog miainga makany no mila anontaniana; Sinon to 3% hono frais alainy bandy hafa ra mampitondra S; Ra maita bandy hafa mou tsika voamaika tsy manina satry le miandry prog kou ndraindray ela b.


Exclamation misy msg ao amin'ny MP nareo Exclamationcheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Azafady lesy Ari Vatanen (lava b kou le anarana an! lol!lol!lol! ) fa ezahana ho fohy @ manaraka a Laughing
Io voalazan'Irina no izy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Aona akobony Ra-Hirvo any Moumoussy lol!lol!lol! ? sa Hirvo=Mouomoussy?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

salut ra TVN, tongasoa eto é.
Tsaroko tsara mihintsy iny golf iny, boite 4 dia nisina boite 5 sy pompe ana golf mavomavo Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
salut ra TVN, tongasoa eto é.
Tsaroko tsara mihintsy iny golf iny, boite 4 dia nisina boite 5 sy pompe ana golf mavomavo

lol!lol!lol! Ie, iny mintsy. Fa souvenir t@iny golf iny an clapclapclap. Le gof mavo nangalana an'iny kou ary toa otrany elaela iany tsy tafarina an.
Ny pompe @zany maty foana, hay kay reservoir mi se décomposer, ny total vidina pompe efa niotra lavitra vidina vam:lol!: lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
TVN a écrit:
Citation :
salut ra TVN, tongasoa eto é.
Tsaroko tsara mihintsy iny golf iny, boite 4 dia nisina boite 5 sy pompe ana golf mavomavo

lol!lol!lol! Ie, iny mintsy. Fa souvenir t@iny golf iny an clapclapclap. Le gof mavo nangalana an'iny kou ary toa otrany elaela iany tsy tafarina an.
Ny pompe @zany maty foana, hay kay reservoir mi se décomposer, ny total vidina pompe efa niotra lavitra vidina vam:lol!: lol!lol!


misy hira zay taloh fanao r'efa mba milalao hoe
pompier, pompier ta...... ralena aaa!

fa nenlà zany taloh raha vô misy tsy milam le vam tonga d hoe!
pompe e! pompe e!! ta.... ralena aaa!!!
lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Boum ooo mba handefa sary tsy mist To.... nge azafady eee !!! hihihi

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mikkah a écrit:
Boum a>>> Firy zao ny TOTALy -na sary any @lah??
makafokamakafoka



lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ela miteniteny momba ny pompier io ra-Tsi2 fa ndray mandé za sy Hirvo ndé hanao slalom teny Lazaina d maty teo @ le fiakarana Stade Ivandry alou, d avy eo velona kely ndray d tonga teo @ le fiakarana ambassade Russie ndray d maty fanin-2, d naka sisiny d ouz le polisy miambina teo oe aza atao eo @ devant eo fa ampiakaro kely, d nanosika ndray alou zay sy Hirvo, d efa samy kôpy oe le pompe ndray zay, d ouz Hirvo oe aleo ovaiko kely ny polarité d avy eo averina normal, tsy aiko zay nataon'lery tao ambany tao fa tampoka teo tonga d afo b tao ambany golf, fa sou iany fa nisy extincteur, saika lasa lavenona teo ny fiara lol!lol!lol!. Tsy maintsy oe nandé nody nefa ny inscription efa vita:( SadSad. Souvenir souvenir é clapclap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

salut ra TVN, efa mba mandeha tsara am zay v ny fiara fa nifanena tamiko tery antanimenakely omaly andeha hanao essai e?
I ra Mana ko mba asaovy miditra ato amin'ny forum fa bandy akama efa mpigitrika foana mpijery rallye taloha i lery iny.
Rehefa vita ny rallye an. Mba mizara ny ambiance makafokachaise any anaty cockpit zany ialaisany. afro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
salut ra TVN, efa mba mandeha tsara am zay v ny fiara fa nifanena tamiko tery antanimenakely omaly andeha hanao essai e?
I ra Mana ko mba asaovy miditra ato amin'ny forum fa bandy akama efa mpigitrika foana mpijery rallye taloha i lery iny.
Rehefa vita ny rallye an. Mba mizara ny ambiance makafokachaise any anaty cockpit zany ialaisany. afro


Salut Irina,
Ok fa zaraina eto ny ambiance refa vita rallye:bounce: bouncebounce.
Enga anie mba ho tonga hatr@ farany @zay mba b tantaraina é lol!lol!lol!. Irina v le nitondra Berlingo sa Kangoo moa iny? Satry ozy Ra-mana oe bandy akama nibosy tao @ Inscae iny.
Miala tsiny fa elaela vo voavaly fa somary sahirankirana @ préparation drunkendrunkendrunken

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ra misy fotoana lesy ela ra TVN dé lé prépa avant rallye koa mba tantarao eto iany a, sa aoana? ra misy fotoana an EmbarassedVery Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ay ve ra-Mana Insc le copil an'TVN e? bandy akama koa iny ka!sady bandy mpananiany!sambatra leiry leaza a! lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Félicitations alou ho an'ny équipazy TVN-Mana e.
Naika ho teneniko houe TVN-Mana Tody ........ atramin'ny farany ka. lol!
Réefa vita ny arozazy d mba tantarao kely ato ny ambiance tao anaty cockpit tao e. studyscratch

afro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Misaotra zalah @ fiarabana a! D faly mafantatra membre vitsivitsy ao @ team so6 kou é: Soafahana, Tsitsi, Ari Vatanen, Ra-Prezi, d Le ray tena tsy tadidiko fa tena miala tsiny.

Citation :
De mba tantarao kely aloha le Vol teo vontovorona
Efa point stop mbola à fonds
Naika vita teo i Mavo be

Ny tena marina zany d tsy hitanay mi-tsam mitsy le panneau jaune fa otrany gaga b Rolling EyesRolling EyesRolling Eyes zany za naita le panneau rouge tampoka teo @ gauche-ko, d aleoko alou nasina iany na d QuestionQuestionQuestion b d b aza ny tao an-tsaina, sa talou efa tratra le erreur mijanona eo @ vol, gaga b naita le officiel nanao signe oe moramora fa trop tard na d niezaka ni-freine iany aza, fa misy sensation iany kou kay le manao freinage be an lol!lol!lol! .

Ny tao anaty cockpit alou nafinaritra é, samy niezaka ni-apprécier fa efa elaela iany naniry hi-courrir Very HappyVery HappyVery Happy .
Tao Antaramanana retour (dernière ES) no nisy argue kely, fa very ny note nanomboka teo village Ambihidrandrina, d mi-annonce note za oe jereo fa tokony misy anzao d nefa tsy mety hitan'lery zay teneniko, d farany leo b d nanontaniko oe fa aiza zao ny repère hitan'ela, d ozy lery oe goudron Masindray, d aleo niandry fa sao d vo maika shangai b, d raikitra ny argue mandra-patonga tao Masindray, refa après stop vo hita fa kay nisy page niraikitra tao @ note.

Ny frayeur affraidaffraidaffraid ndray nisy ananki2, ny ray tao @ ES7 (retour Ankadivory), misy descente 5è à fond mandalo sapin zay, d avy eo gauche 4 anaty village, d nakorisa ny vam mi-serré corde, hay kay misy dongona tany miditra ao @ tananan'oul fa tsy tao anaty note, d juste tafiteny za oe "lasa tsika" ShockedShockedShocked niainga sur 2 roues celica fa tafiarina iany t@ accélération, d ozy za oe "tsy lasa ndray ka" sady nimé zay mi-tsam:P RazzRazz .
Ny faha-2 Es15 Sambaina, ao @ lé anomboka an'lé descente mahazo pont fanaovany Mathieu spectacle mlay b iny, misy rapide b zay iny ao ambony ao d avy eo manomboka midina d ni-annonce lery oe "Gauche4", d tonga mafimafy, voa afaka an'lé Gauche tonga d Droite 3 affraidaffraidaffraid sady vato b @ extérieur, teo lery vo oe /D3 lol!lol! , fa à 1m près tout au plus d nifangaro t@ vato tao drunkendrunkendrunken , fa t@ zay tsisy niomé tsony fa tonga d tsemboka palepalepale , ngamba kou taty amiko lay coté saika niankina d zay no natonga an'lé tsy ankimé lol!lol!lol! .

Fa ny regret kely t@ iny rallye d lé 32km aller, za otrany mbola tsy tadidiko nanao es lava b zany d tsy hitako mitsy rythme ho atao, d niresaka zay mi-tsam oe aona fika itondrana le rythme, d nanontanintany bandy vitsivitsy (za alou tsy hi-kôzy oe iza an lol!lol!lol! ) d zalah nikôzy oe tsy zakany vam zany ra asina daolo fa tsy maintsy mi-gérer, d zay ny no narahana sillysilly , hay ka ry lerony manisy b tsy misy manala zany chaisechaise, minitra misimisy mintsy no very tao an??NoNo , tonga d kivy b SadSadSad fa tonga d tataka b ny adva direct vitsivitsy, d t@ retour mba namely kely, fa efa trop tard é.

Fa en général alou nilay b ny ambiance é clapclapclap , sady mba tonga iany enfin Very HappyVery HappyVery Happy .

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

yé za klou nahita oué tena nikotrana b mits ra TVN nandritrin'izay fotoana maro tsy nilalaovana izay satria tena sahy sahy b manao dingana lehibé lol!
Nefa mba nidébute tam golf 1 ihany kou.
Mety mba mahay oatran'ialahy kou zany izahay any ahorina any. lol!
Milay b fa tohizo é. clap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...