-
Compteur de contenus
676 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par dadah-mrallye
-
Rallye SICAM - ORANGE 8ème Tour de Tana (AsaTana3)
dadah-mrallye a répondu à un(e) sujet de checkp0int1 dans mrc Old
Tafiditra eto ihany za ny farany tantara lava be fa @ maha organisateur : Tena mbola surprise daholo reo 50/50 Mandroso tokoa ny fikarakarana I nerone moa zany de niantso ahy direct mihitsy hanao 0; de efa niezaka ihany ny nilaza sy nampahafantatra tamin'ny club, omaly alina aza tsy efa tamin'ny 21h 30 tany vao vita ny fivoriana , fa zay koa le manahirana amin'ilay sponsor ngeza e , mila contre-partie ngeza be koa, de hisy 000 sy 00 sy 0 de eo no hipoitra ny resaka hoe iza no mitondra ; sponsor manana préference /club manana ny azy koa / ny tompona fiara koa hanana ny azy/ ny public spectateur koa hanana ny azy (i JODA) Surprise tamin'ny gazety teo koa zao Hanao i Nashemy + Jimmy (ASACM/ASACM) ary tena hi-attack amin'izay vitany mihitsy hono izy zay aloha fa amin'ny harivan'ny fara-fisoratana anarana mifankahita de amin'ny special rehetra de amin'ny animation maro isan-karazany Da fety be da fety be -
-
Asina Fety Be Rehefa tonga 100 ny membres eto @ forum
dadah-mrallye a répondu à un(e) sujet de KGB MAX dans mrallye
-
Tsy de misy ambara firy e Felicitations hoan'izy 3 mitsam podium milay ka ny rallye indray mazava aloha hatreto fa mety setup hoana tarmac le setup-ko ao mdrrr matoa scratch 2 fois tamin'ny rally schol II Manaraka izay dadah moa zany de vitesse automatique hatreto De ny fahitako azy aloha hatreto de tsy milamina le update lava ity fa manova zavatra , manajary manao manip kely foana aloha vao tafiditra amin'le tena reglage na de tsy misy kasihana aza, ny fomba hijerevana azy moa zany de rehefa ligne droite à fond reny de mipasse jusk'a firy ny vitesse; dommage be le omaly fa sendran'ny le miblock eo amin'ny 5 ème lery; natao hoe tsy de noraharahina iny nefa mampiova zavatra ihany satria miova ny conduite lasa miandry tara be zany va manao ny inscription de njaynjay tara lotra, de lasa manintsy daba aloha na mivadika, na mandona oul de zay no zava niseho raha jerena le temps Chirdohead II (vao nanomboka grrrrr) de niampy 30 sec satria niantso assistance interdite aiza ve ka eo amin'ny le gauche 90 (rouge) faharoa io de hivadika 0/100 tamin'ny reco zany nivadika zany eo; tt droit angaha avy eo falstone II (faharoa) niampy 30 sec indray ary amin'ny faram-parany ary misy gauche 1/4 zay de misy lavaka amin'ny sisiny de eo moa zany ny team so6 no mijery de tsy haiko possible i Ari vatanen angamba iny mipetraka aty aloha be iny de vokasika kely fotsiny (mety rivotra aza) de tonga de nivoa-dra be nahatsiravina mihitsy de natao zay nodina fa valaka be mitady le tena vitesse mafy be , mafy ihany le plastik an'le momo fa hitsaka tsy miala mafy be eo foana, amin'io koa de ny mahagaga fa tsy haiko ny tena réel fa le saina ve mihevitra fa rehefa hitsahana farak'izay mafy be le pédale de mety handeha mafy be le vam
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
Félicitations Laza - Solohery Super organisation FMMSAM / TOTAL Bravo à tous les concurrents ; assistances; supporteurs, fans, club, officiels, team ; ny mpitia rallye fotsiny koa (ville + ambanivohitra) Mankahery zay nanao tsy nambinina sy tsy nahomby e noho'ny olana maro isan-karazany. Prochaine RDV :: Rallye SICAM Tour de Tana 2008 Asa tana 3 1- Laza - Solohery 2h 43' 38'' 2- Mickaël - Fafah 2h 48' 10'' 3- Sitraka -Teddy 2h 57' 11'' 4- Dahery - Haingo 3h 01' 25'' 5- Hery - Solofo Rakotondrabesa 3h 02' 08'' 6- Gus -Nitro 3h 05' 22'' 7- Mija- Mana 3h 06' 26'' 8- Patou - Mika 3h 12' 38'' 9- Freddy - Yachine 3h 20' 19'' 10- Gui-gui-Bone - Yando 3h 21' 02'' 11- Bera - Fossy 3h 27' 00'' 12 - Tax - Boom 3h 30' 45'' 13- Jano -Tina 3h 42' 11'' 14- Njafan - Mamisoa 3h 49' 45'' 15- Ralax - Solofo 3h 56' 47'' 16- Livakely - Olivier 4h 03' 11'' 17- Luc - Naina 4h 28' 26'' 18- Pattie - Damaria 4h 35' 38''
-
-
-
-
-
-