Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

thomas_radstrom

Membres
  • Compteur de contenus

    1 554
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par thomas_radstrom

  1. thomas_radstrom

    Le futur WRC...

    Dans ses discours Petter a l'air d'apprécier plus les Citroen (qu'il juge plus performantes) que les Ford - mais les C4 coûtent certainement plus chères et si Ford peut le soulager côté finances, il risque bien de changer d'avis ... Donc au final on n'est sûr de rien
  2. thomas_radstrom

    sary rallye tama

    Zany ny pro de la video zany
  3. zà tena tsy tafa zalahy fa amusez-vous bien ! (kamo be hibata matos nefa raha hilalao @ matos hafa tena ho savolaina be satria efa réglé be daholo ny ahy ato ny volant, ny joystick atao frein à main, ny compteurs, sns) ilay laptop mi-saccade be @ RBR dia tsy mety ...
  4. thomas_radstrom

    sary rallye tama

    Merci Hents a ! miakatra grade master mihitsy ialahy fa tsy simple tsony
  5. thomas_radstrom

    sary rallye tama

    fa tsara marina zany spegany zany an, style rapide-étroit tena milay mihitsy ...
  6. thomas_radstrom

    rallye tama

    Félicitations Max !!!! sans surprise kosa angamba e ?
  7. thomas_radstrom

    Jante Alu amidy

    aza sacrifier-na letsy ny daba fa efa ho avy ange dadabe noely e
  8. thomas_radstrom

    rallye tama

    Nerone moa manao ? lery koa ve tsy afaka mandefa sms ? na dia zay résultat fantany fotsiny aza ?
  9. thomas_radstrom

    Rallye Tamatave...

    Ka nôoossséééé à fond ange reo en fin de journée de diso daholo ny temps alefany e
  10. thomas_radstrom

    SESSION RBR

    fa aiza moa ilay nem boulette ho anay mipetraka aty Suede ?
  11. zà partant foana na entre nous na any @ fmmsam
  12. thomas_radstrom

    Jante Alu amidy

    ho soloina ve ? fa raha ho ataon'ialahy jantes tole manko tena mankarary fo ny hijery azy @ izay manjary tsy bogosy kely tsony ...
  13. Ilay tableau naodina mihitsy fa diso ka , lery mi-indiquer 100 nefa ny tena vitesse 90 ! D tsy ny aiguille ve no namboarina fa ny tableau no navilana??? iny indray no tsy hitako kle ahoana lty ny manamboatra ilay aiguille ?
  14. thomas_radstrom

    Pb notes

    aaaaaaaa ny femme ange mety amintsika homme foana e indrindra moa fa v2 ???? 2ème version, version améliorée zany !!!!! esssyyy aoka fotsiny Asa efa hivoaka atsy ho atsy ve ny femme v3 ? (des jambes plus longues, une poitrine plus large, des hanches plus fines ... )
  15. Aiza marina Doda e ? malahelo an'ialahy letsy zahay a !!
  16. Ilay tableau naodina mihitsy fa diso ka , lery mi-indiquer 100 nefa ny tena vitesse 90 !
  17. fa inona no tsy hitiavan'ialahy an'io ? vw ihany ange lty io e
  18. thomas_radstrom

    meilleur temps?????

    mangataha replay an'i maximum attack na i stekam na i beels fa na izany aza tsy évident a !!! mila retarder-na au max ny freinage (iny le tsy haiko mihitsy sady en + koa le momo tsy mety an'izany ), dia travailler-na tsara ny trajectoire, ny relance koa tsy mahazo mitaraikiraiky fa tonga dia asiana vao azo asiana ... Ny réglages koa ilaina mba ho en confiance tsara ianao mitondra ilay daba ...
  19. aoka lesy le !!!! ialahy ve @ reny "je lève" izahay efa tafantsangana eo @ accélérateur mihitsy (KKK mihitsy aza no niafarany)
  20. falstone io fa raha noiker ilay à fond de 180 iny angamba tonga dia KKK
  21. Nefa ianao à + de 100 avec camhack et juste avant virage ... Simba mihitsy ilay rallye du Var kle
  22. thomas_radstrom

    Pb notes

    latsaka ahy kle
  23. andeha haka retirety angaha ialahy kle ???
  24. Deu bonjour JP sy Coca zany hoe .... Ka zà ange nitondra S2000 fa tsy 2RM e ! sa ahoana ihany ny fandehan'ilay kozy ?
×
×
  • Créer...