Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Soafikov

Run Arivonimamo 11 avril 2010

Messages recommandés

ahoana ry zalah ny pro @ io aaa ? Iza avy ny handeha dia tsara raha mba misy fiara iray lehibe irahany so6 rehetra dia mba manao coticota carburant ohatra.

Ny efa azo antoka zany dia ny AMA dia mi propose antsika hoe miaraka aminy eo @ emplacement misy an'ry zareo dia mba mitondra pig sy poulet5 hatono dia tokalah ihany koa

koa samia mba milaza eto eee ....

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

zay lou présent fa n blem todé famille dé ref any vo miaraka @ so6 gamba!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
poulet5 present fa mety tsy ho 100% eo @ so6 satria handray anjara @le fifaninanana ka mety ho sahirana kely tsindraindray prier
Kanefa kosa aza laniana ny thb + tokalah na dia izany aza lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Beel@bb@ a écrit:
Partant fa méty en famille kou dia on verra

+1

fa refa tonga any kosa tsy maintsy mamonjy ny so6

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
partance constance ambiance avec la sanss on pionsss. mety amiko daholo zé hatao. tsara tok arh amisy emplacment de première catégorie tsy voelingelina sady mahtia tsara devant but hihhihihihi

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
za partant fa dans les stands de Roadbook magazine avec les hôtesses ngamba fa mvezivezy eo e

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bigbang a écrit:
dans les stands de Roadbook magazine avec les hôtesses e
mahazo miaraka @lah ve? lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tito a écrit:
Bigbang a écrit:
dans les stands de Roadbook magazine avec les hôtesses e
mahazo miaraka @lah ve? lol!

Attends d'être majeur.Je te rappelle que tu arrives sous le menton de certaines encore. lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tito a écrit:
Bigbang a écrit:
dans les stands de Roadbook magazine avec les hôtesses e
mahazo miaraka @lah ve? lol!

hihihi bien sûr fa misy droit de "touchage" aloha aty amko si tu veux toucher!!
mdrrrrrrrrrr

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Big> Le hôtessen'lisany tam alatsinainy iny kosa misy efa tantine b an affraid

Tsy tena hoe stand en première ligne zany ny anao fa juste saika hametraka chapito anaty parc fermé zay mba abri an'ny dabanay izay milalao. Hisy stand 1 hafa kosa hipetrapetrahana sy pigtokalah fa mbola tsy hay hoe mahazo devant v fa arakaraky ny Runmada.
Bien sûr, misy ihany koa ny hôtesse, isan'ireo nandihy teo amin'ny Masay tam alatsinainy (eh oui, les absent ont tjrs torts) izay hikarakara manokana ny Mag Rallygasy sy ireo piloten'i AMA

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nerone a écrit:

hihihi tsy hotesse lty iny fa vadin'zo a
ptdrrrrrrrrrr

inona ary ty lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Partant tsara mihitsy e! d zay eo @ so6 fa hivezivezy eraky ny stand rehetra koa fa azo fixer-na ve hoe combien le coticota d aiza no point de départ?
mbola mi-negoce an'ilay boxer ihany koa amin'izao

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
TsitsiGalli a écrit:
Partant tsara mihitsy e! d zay eo @ so6 fa hivezivezy eraky ny stand rehetra koa fa azo fixer-na ve hoe combien le coticota d aiza no point de départ?
mbola mi-negoce an'ilay boxer ihany koa amin'izao

ilay izy zany aloha hatreto dia toa samy maka ho azy ny fandehanana fa dia samy mitondra S06 sy Nos angamba .... raha tsy hoe misy afaka manome sosokevitra ...

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Proposition ho an'izay mazoto,
voiture pour 6 personnes à 400.000 fmg essence inclus, ka iza no vonona?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
maraina ts afaka nefa raha aprem ve vao tonga any ts efa tara loatra?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nerone a écrit:
Big> Le hôtessen'lisany tam alatsinainy iny kosa misy efa tantine b an affraid

hihihhi....mampime lesy laisany reto lé!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rajoù a écrit:
maraina ts afaka nefa raha aprem ve vao tonga any ts efa tara loatra?

lol! efa manomboka mahazatra koh ity tsy fahafahan'là ty an

otrany ny fahazaran'lah makany Tsi/didy iany kou io kou

lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bigbang a écrit:
Nerone a écrit:
Big> Le hôtessen'lisany tam alatsinainy iny kosa misy efa tantine b an affraid

Tsy tena hoe stand en première ligne zany ny anao fa juste saika hametraka chapito anaty parc fermé zay mba abri an'ny dabanay izay milalao. Hisy stand 1 hafa kosa hipetrapetrahana sy pigtokalah fa mbola tsy hay hoe mahazo devant v fa arakaraky ny Runmada.
Bien sûr, misy ihany koa ny hôtesse, isan'ireo nandihy teo amin'ny Masay tam alatsinainy (eh oui, les absent ont tjrs torts) izay hikarakara manokana ny Mag Rallygasy sy ireo piloten'i AMA

hihihi tsy hotesse lty iny fa vadin'zo a
ptdrrrrrrrrrr

lol efa natahoatra ihany a satria hoe mamy no nanao casting d natahoatra an amin'ny gout an lery

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ka refa mandé jojox dia eo i tsi² dia refa eo i tsi² dia... tsy eo i jojox....

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nerone a écrit:
Bigbang a écrit:
Nerone a écrit:
Big> Le hôtessen'lisany tam alatsinainy iny kosa misy efa tantine b an affraid

Tsy tena hoe stand en première ligne zany ny anao fa juste saika hametraka chapito anaty parc fermé zay mba abri an'ny dabanay izay milalao. Hisy stand 1 hafa kosa hipetrapetrahana sy pigtokalah fa mbola tsy hay hoe mahazo devant v fa arakaraky ny Runmada.
Bien sûr, misy ihany koa ny hôtesse, isan'ireo nandihy teo amin'ny Masay tam alatsinainy (eh oui, les absent ont tjrs torts) izay hikarakara manokana ny Mag Rallygasy sy ireo piloten'i AMA

hihihi tsy hotesse lty iny fa vadin'zo a
ptdrrrrrrrrrr

lol efa natahoatra ihany a satria hoe mamy no nanao casting d natahoatra an amin'ny gout an lery

hihihi kozy v
ary so iany lery fa tsy teny sinon mety duel izy sy zo mdrrrr

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
lol efa natahoatra ihany a satria hoe mamy no nanao casting d natahoatra an amin'ny gout an lery

Les uns les préfèrent jeunes et fraîches, d'autres les préfèrent matures ... lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ahoana iany ny plan radem? Misy point de depart ve sa samy mandé samy mitady ?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Les engages - Le parc... Twisted EvilTwisted Evil

Citation :

Liste des pilotes courant pour la première manche du championnat :

1 COCCINELLE 2,3L SC3 ANDRIAMAHARO FREDERIC
2 FORD SIERRA COSWORTH PR1 CHAN YU TIEN
3 VW GOLF II VR6 TURBO PR1 RAKOTONIRINA PERCY
4 FORD COX COSWORTH PR1 SANJAY SUNNY
6 PEUGEOT 205 S16 SC5 ANDRIAMIADAMARY MAMINIRINA
7 PEUGEOT 205 S16 SC5 ANDRIMABELOSON RIJA
8 PEUGEOT 205 S16 SC5 RASOLONDRABE TREMA NIRINA
9 BMW M3 3,2L PR2 RASOLOJAONA TAHIANA
10 PEUGEOT 205 S16 SC5 ANDRIANAIVO ANDRY
11 TOYOTA SUPRA PR2 RANAIVO TIANA
12 GOLF II TURBO SC8 RANAIVO ANDRY HERINJAKA
14 PEUGEOT 205 1,9L SC2 RAKOTOMAVO TAHINA
15 PEUGEOT 205 1,9L SC2 RAMANANTSALAMA RILA
17 PEUGEOT 205 S16 SC5 RALAINIRINA RAKOTOELINA MAMITIANA
18 SUPER 5 SC5 RAZAFINDRAMANANA RIJA
19 PEUGEOT 205 S16 SC5 RASAMISOA NAINA DAVIDSON
20 PEUGEOT 205 T8 SC8 RAMANANARIVO JOHN
21 PEUGEOT 205 T16 SC8 BALLY
22 PEUGEOT 106 S16 SC4 TEDDY
23 GOLF VR6 TURBO PR2 RINDRA
24 PEUGEOT 306 T16 SC8 DANNY
25 GOLF VR6 TURBO SC8 DIDIER
26 CLIO S16 SC5 TOVONEN
27 GOLF T16 SC8 POUTL
28 NISSAN T16 SC8 NAINA
29 PEUGEOT 205 S16 SC5 ANDRY LABORA
30 POLO GTI T20 SC8 RAVOAVAHY RADO
31 PEUGEOT 309 1,9L SC2 RAKOTOVOAVY JAONA
32 SAXO VTS SC4 RAFANIRIANTSOA JEAN
33 VW COX SC8 RANDRIANARIVO KENLEE
34 FORD 1,6L SC7 ZO ANDRIANINA
35 GOLF I SC2 ANDO
36 SAXO VTS SC4 LIONNEL
37 PEUGEOT 205 S16 SC5 MAHEFA

Source: runmada

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ary aiza daholo lay Skyline, Mitsubishi sy Subaru hita mi-parade eto am tanana reny é?!!!! Sa .....................

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Beel@bb@ a écrit:
Ary aiza daholo lay Skyline, Mitsubishi sy Subaru hita mi-parade eto am tanana reny é?!!!! Sa .....................

toa sur invitation amin'ny "open" ono eee Rolling Eyes

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Izy vé no mi-invite sa izy no invitena?!!!
Tsy aleo toundé manao fotsiny?Tsssssssssssssssssssssssssssss

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...