Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

thomas_radstrom

Membres
  • Compteur de contenus

    1 554
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par thomas_radstrom

  1. Iangaviana ireto olona ireto mba hi-confirme ny adhésion-ny ao @ écurie TeamSo6 flat-out Madagascar (nataoko flat-out ihany fa inona moa ny maha-manager tsy mba hanao didy jadona kely ) 2528 - Iamkosmis 211 - Nerone 120 - fablide 990 - Soafikov 3747 - riry 555 - KGBMAX 4488 - errorist 7070 - M.n.R 1580 - emsics Mandeha ato : http://forum.rallyesim.fr/viewtopic.php?p=55204#p55204 Dia mamaly post hoe : "Izaho xxxx dia manaiky marina fa poulet" "Izaho .... N° .... dia mi-confirmer ny fidirako ao @ écurie Team So6 Flat-Out Madagascar"
  2. Aleo ilay liste-n'i riry no tazomina ka
  3. thomas_radstrom

    VOEUX 2011

    Tratry ny taona dia mba mandehana mora @ izay é
  4. tsy maintsy atao sondage indray angamba ty anarana ty
  5. thomas_radstrom

    V-MRC SAISON 2011

    Tena mbola tsisy S indray ao izao fa miandry kely
  6. thomas_radstrom

    voeux 2011

    Tratry ny taona é !!! dé mba ho maromaro ny hanao réel, dia ho misimisy kokoa noho ny t@ herintaona ny victoires au virtuel
  7. zà OK fa tsy mety tsony kosy angamba raha mbola manager satria efa manager ny écurie TeamSo6
  8. Ka toa tsy mety io fa lazain'olona fa alika eo ny poulet aza ef atsy fidiny
  9. Samy tratry ny taona daholo é Araka ny resaka omaly moa izany dia tsy dia "agressif" loatra hono ilay "Team So6 Madagascar" ka tsara ampiana mot "agressif" kely Dia ny proposer-ko indray izany dia "Team So6 Flat-Out Madagascar" Inona ny proposition-nareo ?
  10. OK efa ampy hananganana ny écurie aloha ireo Ny anaran'ny écurie indray dia : Team So6 Madagascar no proposer-ko, raha misy te hi-propose anarana hafa dia alefaso eto sinon tonga dé io no alefako any @ rallyesim.
  11. Manararaotra an'ity post ity aho mametraka ireto fanontaniana ireto 1) Ho tazomina ve ilay anarana hoe "chicken killer" sa ovaina 2) Misy mazoto hanao manager ve ? (raha tsy misy izaho mazoto foana) (Pour rappel le rôle du manager est de : intégrer ou "virer" des pilotes dans l'écurie, avertir les pilotes en cas de contrôle replays) Tonga dia mi-se manifester-va eto koa izay hiditra rehetra NB : Mba évolution kely par rapport @ 2010 : ireo izay tsy hilalao afa-tsy in-1 mandeha isaky ny 3 mois (ohatra) dia iangaviana mba hanome ny toerany an'izay "joueurs réguliers" (au moins mba milalao une fois par semaine minimum) - mba ahafahan'ny écurie miady points koa na dia samy aza Io milalao fotsiny fa tsy misy obligation de résultats, fa na kkk aza tsy quoi.
  12. Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana
  13. Joyeux Noël rizalahy dia samy ho tratry ny taom-baovao daholo é ! Et j'en profite pour vous remercier tous étant fils unique, vous êtes pour moi comme les frères que je n'ai jamais eu on ne peut pas rêver mieux comme potes Et gros bisous à tous ! (hihihi aleo ary rafotsy no manao ireo bisous fa sao dia mihivingivina eo Jojox )
  14. Joda ne semble pas très à l'aise au micro ou c'est peut-être la damoiselle "Cassandra" qui l'intimide En tout cas, l'interview a quelques passages hilarants (comme le fait de récupérer les adresses et les téléphones des filles ) En tout cas, il ne déroge pas à la règle : presque tous les pilotes d'exception ne sont pas doués pour les discours (ils préfèrent faire parler le moteur )
  15. thomas_radstrom

    Le futur WRC...

    Je crois pourtant qu'il n'y a rien d'inquiétant. Quesnel parait-il a déjà mis une DS3 "au chaud" pour le norvégien , et en plus il (Petter) se balade en DS3 ...
  16. @ herintaona séance zen, yoga et relaxation daholo alohan'ny manche Nations cup fa t@ inty KKK no tena nahavoa antsika fa tsy perfs pures
  17. Désinstaller-na jiaby jiaby hatr@ RBR dia fafana mihitsy ny répertoire dia izay vao installler-na indray ny RBR dia avy eo RSRBR 2011
  18. Tay bé fa taraiky taty ivelany é sady tsy nazoto intsony lé hanenjika spegany faramparany ... Hanao foana raha mahatratra session e , aleo 21h30 ihany raha azo atao
  19. Le Monte il faut que j'y participe un jour avec l'appui de mes chers frères d'arme du (côté $$$) Seuls les grands champions ont leur nom inscrit au palmarès de cette épreuve : Loeb, Makinen, Ogier (?), Hirvonen (?), Sainz, Auriol, ... (pour les "?" c'est pour demander si la personne citée mérite (déjà) le titre de "grand champion" )
  20. Ny mahafinaritra @ ilay tsisy rallye atao tsony kosa aloha mba afaka milalao jeux hafa é Mbola ho installer-na koa angamba ty "Bus simulator" ty dia misy "Apprenez le code de la route en s'amusant" koa ty
  21. ho avy rahariva é ! fa lé clio toa masiaka noho ilay deuxsaka an
  22. Merci Irina Andrinoa rehefa tsy kkk aloha dia efa tsara e Bon miondana GTR 2 tanteraka @ izay izao aloha mandra-piandry ny RSRBR 2011 dia miandry PS3 sy gran turismo 5
  23. Inona ary ty , zay aza en plein contest mahavita manolo entre 2 spéciales
  24. ben si tous les S2000 et tous les 4RM se vautrent ...
  25. Sady la Réunion tarmac an !
×
×
  • Créer...