Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

thomas_radstrom

Membres
  • Compteur de contenus

    1 554
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par thomas_radstrom

  1. tsy aritro kely na HS aza : lé eric "dozi" moa zany mpi-NOS be kou ?
  2. thomas_radstrom

    FOOT T6

    strataka : Ony goal dia tsy sahy mandaka bôl mafy rizalahy - catcat attaque dia tsy sahy mi charge rizalahy, ny ambiny rehetra en défense daholo manao ligne horizontale lava be fotsiny fa tsy misy mihetsika
  3. thomas_radstrom

    Cherche et vendre

    TU sa 1.9 GTI o!!! ny 1.9 GTI manko XU mba mody kopy psa ihany ny vag an! Aza afenina intsony fa fanatique-na peugeot ialahy
  4. ohatrinona par kg moa zany ny an lery dé mandeha foana koa zany izy ?
  5. On vous soutient les gars
  6. thomas_radstrom

    FOOT T6

    PDD dia atao an kamely
  7. thomas_radstrom

    Rallye reunion

    Efa miha manakaiky antsika ihany zany S2000 zany
  8. thomas_radstrom

    A vendre PSP

    Hosoloina angaha sa tsy tiana intsony ?
  9. Tsy maintsy vidiny ve ny entana sa mety hoe efa voavidy ny entana dia mitondra fotsiny lery ?
  10. thomas_radstrom

    Pour nos gagnants

    passpartojo KKK ????
  11. 1 0=3D 801 kikiny Citroen C4=20 WRC 2009 A 8W 42:59.79 +00:00.00 +00:00.00 -03:08.67 2 0=3D 1350 erbe Subaru=20 Impreza WRC 2008 A 8W 43:36.03 +00:36.24 +00:36.24 -02:32.43 3 0=3D 592 manta400 Citroen C4=20 WRC 2009 A 8W 43:59.27 +00:59.48 +00:23.24 -02:09.19 4 0=3D 1978 Kobe Ford Focus=20 WRC 2008 A 8W 44:36.17 +01:36.38 +00:36.90 -01:32.29 5 0=3D 54 thomas_radstrom Ford Focus=20 WRC 2009 A 8W 46:08.46 +03:08.67 +01:32.29 +00:00.00 6 0=3D 9575 Bytes Peugeot=20 206 WRC 2000 A 8W 53:58.98 +10:59.19 +07:50.52 +07:50.52 7 8 1580 emsics Ford Focus=20 WRC 2009 A 8W 59:58.50 +16:58.71 +05:59.52 +13:50.04 8 7=20 101 Nico4711 Citroen C4=20 WRC 2009 A 8W 61:16.31 +18:16.52 +01:17.81 +15:07.85 9 0=3D 833 eray_wrc Citroen C4=20 WRC 2008 A 8W 86:35.22 +43:35.43 +25:18.91 +40:26.76 10 0=3D 2749 IRINA Ford Focus=20 WRC 2008 A 8W 98:31.00 +55:31.21 +11:55.78 +52:22.54 Résultat farany t@ passage-ko ilay eray_wrc koa toa kkk Ireto ny réglages-ko (COPIER-no ny valeur fa aza ampiasaina ireo fichiers raha tsy Focus 09 no entina) http://good.net/dl/pjzp2w/misc/FOCUS9nation.zip/info Inty koa misy réglages globaux C4 08 (tarmac), peaufiner-na kely fotsiny fa dans l'ensemble ça va : http://good.net/dl/pjzp2w/misc/C4.zip/info Farany : tsy dia ratsy ny adhérence, ilay thick fog be @ ilay pribram r fotsiny no masay fa tsy ahitana n'inon'inona.
  12. zà mbola tsy inscrit donc "transparent" @ points Mbola tsy hiady championnat @ ity
  13. Barrette mémoire DDR2-667 512 Mo (pour PC fa tsy portable) 30 000 Ar VGA-BOX (pour jouer à la playstation I,II,III, XBox, etc sur son moniteur de PC) 80 000 Ar
  14. ça va io e , mitandrina tsara fotsiny peklo , si ça se trouve mety ho betsaka ny kkk @ adva @ io roadbook io Izay mila réglages teneno fotsiny ny daba dia OK
  15. thomas_radstrom

    News - Rallye 2011 - IRC

    Arai il est plus à l'aise sur la terre
  16. gravy marina zany sakamainty t@ ty zany fa zà koa abandon leg 3 ! Nanoroka azo in-2 be izao tao Kaihuavara II (tokony nanao reco an'io spegany io koa aho ) dia ni-chauffe, dia mafy loha be koa tsy nety nanao car repair fa "tonga io e" tonga tokoa ilay izy fa .... 1 km avant arrivée joux verte no tongany farany ... Alefa Nari9 a ! zà maka an'là !!!
  17. Mampatahotra ange nareo mandaka UC zany klé
  18. Ahoana koa zany, tonga dé maty teo tsisy n'inon'inona ve ? tsy nisy surtension na varatra nipoaka akory ?
  19. Ary ho halaza eran'ny Madagasikara ihany i Beels raha izao an !!!
  20. ntsika afaka foana e, sa tsy mahazo manao intsony ?
  21. Nilay iny ka, sady sambany mba nitondra coupe nody Titô a , aty amiko lé vitrina an elà aaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa
  22. zany an, ary tsy kopy mihitsy raha tsy efa vita an hihihihi Félicitations zany kou, Evo 9 no tête de cortège ?
×
×
  • Créer...