Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

thomas_radstrom

Membres
  • Compteur de contenus

    1 554
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par thomas_radstrom

  1. Misaotra marina @ ilay sary ! tena tsara bé lé spegany !
  2. resaka réglages io fa j'en ai aucune idée du pourquoi Efa départ à zéro ny réglages-ko t@ io an
  3. Hitako nilay mihitsy t@ lé sary !!!! @ manaraka é !! zahay moa somary be adidy zay weekend iny (sady adidy notadiavina hihihihihi ) sady tena tsara zany organisation vaovao an'ny SRK zany !
  4. S2000 mandeha kokoa noho ny N4 (hatr@ izao aloha ) sauf @ lé spéciales be fiakarana ireny (joux verte, cote d'arbroz) izay ny N4 misy turbo no avantagé @ lé relance, fa globalement izany S2000 tsara kokoa noho ny N4
  5. Aza adino fa Soaf le "grand BTB Master" io a
  6. thomas_radstrom

    BMW e30 touring

    tsy dokam-barotra no ilaina am lah fa ny idivy ny entana e!!! Ka aleo dokafana rehefa tsy hividy kou
  7. thomas_radstrom

    BMW e30 touring

    E30 break ... rare zany an
  8. Tena tsy tafa bain fa tena serré be tampoka lé progany an ! @ manaraka é !
  9. Fa dé efa mi-grevy mihitsy vé ny ordi anaovan'lisany azy ao é ?
  10. io angé efa maka avance bé é nefa mety ho anay vao hikitika izany atao hoe kart @ 5 déc ...
  11. OK Tito (afaka atao hoe radizn fa tsy bedy zany ka ) Mety zoma hariva dé alaiko any le gvints @ izay mba tsy sahirana elà sabotsy mitondra azy (dia misy atao config koa ny alina)
  12. Inona no poste mba afaka handray an-dRadizina é ?
  13. thomas_radstrom

    Karenjy ...

    Lé nano io vé tsy tsofin'ny rivotra dé mivadika klé
  14. Ilay flèche kou mou zany tsy azo asiana intsony kou fa feo fotsiny ihany sisa Non lé flèche fotsiny tsy ilay note 3D ka !
  15. Asaivo entiny daholo ireo daba ireo fa misy maka foana ireo aty é hihihihi
  16. Motivation ka ! iny angé faute bête be-ko é
  17. Zà partant é ! mbola revanche an'i riry le gros t@ la 0.67s sady efa tsisy titre enjehina tsony
  18. hihihi Beels le champion du monde RBR aiza indray ny équipe @ herintaona ?
  19. Ny titre champion GrN efa tsy azo intsony fa mandresy an'i riry no tanjona
  20. Lé physic aloha hitako ça va ihany an, kely couple kokoa izy kanefa misy vovok'aina ihany. Mahafinaritra ny mitondra azy raha tsy hoe ovain-ndrizalahy ny physics @ herintaona
  21. thomas_radstrom

    V-MRC SAISON 2011

    Championnat portugais t@ 2009 natao realistic ... t@ 2010 rizalahy niverina dégats reduits Adinoko koa, fa en realistic tsy mila mandona zavatra akory dia efa "La température de l'eau est très élevée" an indrindra mihinana Fraizer Wells na Noiker à fond. Raha en realiste dia manaova réserve-na joints culasse maromaro Tsisy fy an'io zalahy an ... (miala tsiny radizina fa aleo tsy manona anarana eto eee)
×
×
  • Créer...