Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

thomas_radstrom

Membres
  • Compteur de contenus

    1 554
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par thomas_radstrom

  1. Napoakan'ny varatra ny carte mère-ko alina dia tsy afaka milalao aloha izany mandra-pahazo carte mère vaovao. Haverina @ laoniny farak'izay haingana indrindra ny toe-draharaha. Misaotra é
  2. Beels a, omen'ialahy ahy zany lé S an'i Prezy
  3. Jereo hoe afaka mi-surfe @ IE na izay navigateur par défaut ve elà e
  4. Efa namaly ny rallyesim fa efa niova daholo ny statuts (dia efa membre de l'association rallyesim koa) an'ireto olona ireto : riry, emsics, Soafikov dia moi-même évidemment. Misy partie-ny forum lasa accessible koa, fa mandefa MP any aminareo i Aube.
  5. Zaran'là tsy nataon'i lery toy izao aza io : 1) Rallye Sa Majesté Beelabba 2) Rallye son excellence Gaston 3) Rallye Son Eminence Justin ....
  6. Manakaiky ny st-valentine e nefa au fond ... cela n'a rien à voir ...
  7. Ireto avy ny olona efa nanao dons : 5€ -> RIRY 5€ -> EMSICS 10€ -> PREZ 5 € -> THOMAS TOTAL : 25 € Efa lasa any ny dons ka dia miandry ny mises à jour ny statuts sisa Dia mamporisika ny hafa mbola tsy nanao fa tsy hoe faly milalao RSRBR 2011 sy manapotika vam fotsiny dé tsy mba mahatsiaro akory ireo olona be dia be fotsy volo nanao io zavatra io, avy eo mbola bé critique sy be wawawa bé rehefa
  8. tsy mahazo connexion io ry Tsitsi a, vérifier-o ny Internet Explorer na izay navigateur par défaut an là
  9. Io zany ny tsotra indrindra dia tsy mampiasa réglages mi-passe passe @ mods be dia be (ohatra hoe reglages gravel entina tarmac sns sns), dia tsy mampiasa réglage iray ho an'ny fiara mihoatra ny 1 (ohatra hoe réglages C4 07 entina C4 09, sns) dia tsy mampiasa an'ireny logiciels fanaovana réglages ireny (RBR Car Setup, sns). Donc tsy maintsy atao tanana daholo @ izay ny réglages rehetra, dia averina copier-na tanana koa.
  10. Tadiavin'ialahy handray avion mihitsy Fablide ????
  11. thomas_radstrom

    Monté carlo

    Marine iany io fa nampihinanin'i thomas daholo isika amin'ilay Joux verte MC anakiroa Ny problème an'ilay pneus cloutés tsy mahazo atsasaky ny spegany akory dia lany ... donc tsisy adhérence tsony mihitsy avy eo
  12. thomas_radstrom

    Monté carlo

    Leg 3 terminé dia DA 1 sur Mineshaft (tao ihany koa no hany spéciale azo ni-attaquer-na dia namono tena tokoa, saingy ni-frôle talus dé natsipin'ilay talus tany anaty hantsana ) Soa ihany fa tsy kkk dia mba afaka nanohy an'ilay "tortue drift party" t@ ilay mod monte-carlo farany
  13. thomas_radstrom

    Monté carlo

    Mitana ny pneus tarmac na mod mc aza : ilay "hauteur de jambe" ataovy zéro.
  14. Misy 50 euros disponibles ao afaka anaovana dons rallyesim ho an'izay vonona. Mihoatra an'izay angamba aloha ny aloa raha mandoa daholo ny rehetra fa izay tsy tratran'io dia @ manaraka indray. Ny cours 13000fmg ihany fa raha misy te hanao 15000 na 20000 tsy olana mihitsy Dia miandry aho izany.
  15. thomas_radstrom

    Monté carlo

    Pour le tarmac en bad cond normalement tu n'uses pas tes pneus, donc on peut attaquer tout le temps comme un malade mais gare à la glisse, car le mouillé, ça glisse ... Pour les mod monte-carlo, il vaut mieux mettre des pneus tarmac wet et régler la hauteur de caisse au plus bas possible pour que la voiture reste collé au sol, et bien sûr, rouler à 50 km/h sur le verglas. Pour moi, trop prudent sur le leg 1 et vu que le leg 2 il n'y a pas moyen d'attaquer, on reste quelque part au milieu du classement. Mais difficile de monter le rythme sans risquer le KKK ... Pour le leg 3, on va juste terminer sans faire de fautes (et espérer que ceux devant en fassent )
  16. thomas_radstrom

    skin 2011

    Non, tsy mety io ka ! mangataka ny tenanay mba 106 N1 no entin'i Noriza
  17. thomas_radstrom

    Toutes les photos

    c'est un tourbillon??? J'aimerai pas faire le paris-dakar...tu te sens tellement seul sur la route! On n'a qu'à emmener quelques 3 lames
  18. Ity olona ity dia mbola tsy ni-confirme foana sur rallyesim : Nerone (211) Ka rehefa tsy mi-se manifester izy io ato ho ato dia ho soloina omena olona hafa ny toerany. Aleo hanao masiaka mihitsy mr le manager
  19. tiko bé fa saingy mbola mangetaheta be noho i Andros
  20. Mba kozio ry bain rehefa misy LAN GTR 2 a (mbola ady sy tolona be vao mahazo 2ème temps en qualification contre la machine fa milay lé milalao ka)
  21. thomas_radstrom

    GT5 5 (Avis et impressions)

    aaaaaaaaaaarrrrrrrrrrrggggggghhhhhhhhhh Tsara izy zany klé Mbola miandry entana é !
  22. Mila mitady manager dia manangana écurie iray vaovao fa efa feno ny 10 pilotes. i Focus koa izao tsy tafiditra, feno 4 ny pilotes+Manager dia efa azo atsangana ny écurie
  23. thomas_radstrom

    IRC - Monte carlo 2011

    Euh je crois qu'il sera 100 fois trop tard ...
×
×
  • Créer...