Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

thomas_radstrom

Membres
  • Compteur de contenus

    1 554
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par thomas_radstrom

  1. zà pour vert et noir, dé commande rose ho an-drafotsy
  2. Mampihomehy koa lisany reto ka lé pédale natao embrayage t@ lé volant fôpla amidy eny @ Conforama ireny dia efa valaka indray izy izao fa tsy nahatanty (ilay accélérateur no atao embrayage). Manana 4 pédales izany ialahy au total dia ilay iray farany afaka atao "frein à main à pied koa" (fa bonne chance ny tongotra manenjika an'izany ) Donc valaka ilay pédale dia niverina tsisy embrayage indray izao ny Momo-ko sady zà tsy te-hi invest 300 000 fmg hividy volant sy pédale fôpla tsony ... Ny sarin'ny cockpit alefako eo ihany fa zà tsy manana appareil fa raha misy mandalo ato @ tanàna no araraotina (sady ny ahy irery ny playseat no misy arceau an )
  3. Inscrits @ forum rallyesim io ry bain
  4. thkid>Mila miandry création du 2è écurie lesy fa misy nombre maximum (izay efa tratra) manko isaky ny écurie. Hetsiketseo marina io zalahy a !
  5. Falifaly emsics fa mitarika tsika an
  6. thomas_radstrom

    Rallye Lohataona

    Nahafinaritra iny rallye iny ka ! henjana bé daholo ny adva ! félicitations sahady ho an'i Irina izay tena mbola lany haiky tanteraka aloha izahay izao hoe ahoana no ahazoana azy !
  7. thomas_radstrom

    ASatanA le BLOG

    Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana
  8. ty Beels ty tena tsss... tsy misy fanajana raiamandreny mihitsy Au fait, ohatran'ny normal ihany raha 250$ ny freins raha tena pièce na simulateur pro ilay izy, ny Force Dynamics aza 20 000 $
  9. thomas_radstrom

    Rallye Lohataona

    Irina> kiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii (jojox ô !!!! rehefa manao leg 3 angé Irina mba tapao lé courant @ lé rallyschool ô !! zay an !!! )
  10. thomas_radstrom

    mtady seza

    Raha mitady seza na PM na vice-PM na ministre ise dé misy
  11. thomas_radstrom

    Rallye Lohataona

    leg 2 terminé, tena sadique en plus d'être psychopathe mihitsy no nanao ilay roadbook fa tena vita matavy mihitsy ny pneus, en plus en 2RM et je vous laisse imaginer ... En plus tonga dia medium fog @ lé pneus efa vizana ! trop an ! Vitsy dia vitsy no mbola nandalo, indrindra en 2 roues, izaho sy ragra no nifampitady tao. Mandeha be daholo rizalah ! (Irina iangaviana mba hitondra 106 N1 ô )
  12. thomas_radstrom

    Rallye Lohataona

    ny tsy hain lah d zao :izahay tsy sarotiny fa Mr le fusée Irina mbola handray depart ao aorina ao !!!lol Irina koa vé 2RM ? ooooooouuuuuuuuuuuuuuhhhhhhhhhhh
  13. thomas_radstrom

    Rallye Lohataona

    Vita ny leg 1 fa i Sandbach sy Nomenabryan tsy mi-lache mihitsy Mba avelao zà hijanona eo aloha rizalahy a !!!
  14. Ben oui kou, ohatran'ny hoe pédale de frein an'i Loeb na Schumacher, tsy ampiasaina fa asiana socle dia atao haingotrano ao @ salon ...
  15. thomas_radstrom

    skin 2011

    Tsitsi> mety hitovy vam izany tsika mitsam fa mbola mi-solliciter daholo ato ny constructeurs : Ford, Suzuki, Mitsubishi, Peugeot tsy afaka nanao essai ny daba rehetra koa nefa ... Ilay Clio Williams koa mbola en cours de négociation be @ assistance fa efa sarotsarotra ny mitady pièces @ taonany, nefa ilay pilote mpigidragidra daba bé Subaru efa najanona fa efa be izay vita taminy izay Citroen C2 S1600 koa nomen'ny usine fotsiny fa après essai tena tsy mety @ lé lalana eto @ tanàna Mety mbola hitohy ihany ny essai @ ity semaine ity, io indray izao misy fax tonga avy any @ ralliart mi-insiste be hanaovako essai an'ilay Evo9
  16. Vitaina miaraka @ io ilay PK 29,5 dia vitaiko koa ny record-n'i Joda
  17. Efa niverina @ laoniny ny toe-draharaha fa dia misaotra antsika rehetra Nahazo motera vaovao ny fiara, efa natao essai ary efa hamonjy spéciales @ zay
  18. zà big tsy maintsy ho avy any fa efa considérer-o ho inscrit an
  19. thomas_radstrom

    Pack Upgrade Pc

    carte mère fotsiny tsy mety ve ?
  20. socket LGA 775 dia impérativement DDR2, ny systeme ampiaisaiko XP Manana angaha elà ? nefa efa saika androany hariva aho izao no hividy !
  21. ce n'est pas la fin du monde non plus hein (2012 aza efa @ herintaona ) Lé t@ contest iny tsisy dikany fa contacteur radiateur niala fotsiny iny fa t@ ity tena nitsonika mihitsy ny pistons ! tsy maintsy manolo moteur (tsy vita en pleine spéciale zany) Misaotra @ fankaherezana e ! Vetivety io ka, au plus tard @ herinandro ambony, sinon manao Lohataona any @ prez aho
  22. pilote foana na dia aza dé raha misy fanomezana tanana ilaina afaka manao foana ! Fa ny spons ve tsy tsara koa ireny mpivarotra matos eto @ tanàna ireny ? (concept, mad+, ...) mifandraika @ zavatra amidiny manko ny matos ampiasaina
  23. Napoakan'ny varatra ny carte mère-ko alina dia tsy afaka milalao aloha izany mandra-pahazo carte mère vaovao. Haverina @ laoniny farak'izay haingana indrindra ny toe-draharaha. Misaotra é
  24. Beels a, omen'ialahy ahy zany lé S an'i Prezy
×
×
  • Créer...