-
Compteur de contenus
1 554 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par thomas_radstrom
-
-
-
-
-
-
-
-
-
Onboard ACCT Ivato Madagascar by Soafahana
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de Raddoo dans Photos - Videos
-
Abandon leg 1 sur Newbobs pfff Hitanareo lé gauche moyen tsy azo couper-na fa misy vato be iny ao @ lé trajectoire ? hé bien isaky ny mandalo eo normalement juste maka corde "mini" fotsiny, fa t@ inty diso mafy loatra ny nidirana teo @ lé virage dia ni-dérive be ny vodiny dia lasa corde "maxi" ilay corde "mini", ary ilay vato tsy ni-pardonne tsony ... Ny hany fiononana fotsiny dia on est de + en + rapide sur la terre (pour un pilote tarmac qui conduit au Momo ), any Jordanie indray manarina é ...
-
-
Tsy izaho no mitady fa bandy akama izay andeha hiasa sy hipetraka any @ sisiny. Maika be fa @ herinandro ambony izy dia lasa donc raha tsy mahita avant an'izay dia efa mety tsy possible tsony na koa tsisy "budget" tsony Na vaovao na bonne occ' mety daholo fa mba bon état fotsiny dia mba 3,5M fmg max raha G25, dia 4,5M max raha G27 hono.
-
-
-
-
-
-
Bon vita ny rallye ... Course presque sans histoire. Leg 1 ohatran'ny rigide loatra ny suspension tao Prospect Ridge dia ni-saute be sy départ en tonneau t@ lé nids de poule be dé bé reny, fa soa ihany fa voa -récupérer in extremis "Amintsika ny vintana" 2ème passage saika ni-assouplir an lé susp fa nieritreritra indray hoe sao dia hiova be ny comportement an'ilay fiara dia naleo nijanona t@ izao ihany. Nandeha mora fotsiny t@ lé nids de poule Leg 2 1er passage Noiker II nandamina fa vao nifoha ! (andro @ 8 maraina no manao session fa matahotra courant tapaka rehefa hariva ). Mineshaft ao misy an'lé lolo manipy tampoka dia vao maika koa nandamina. Harwood Forest II koa mbola bongo ny maso dia nandamina koa 2ème passage Noiker efa manomboka nifoha dia namely temps de référence (recos), Mineshaft mandamina foana sady mi-guetter an'lé lolo Harwood Forest II bien réveillé @ zay dé temps de référence koa. Fin Leg 2 15s no écart-ko @ Andrinoa eo aloha eo @ Punto S2000, NORIZA extraterrestre be etsy aloha etsy Leg 3 novitaina zoma alina ihany fa tsisy fotoana weekend. Niezaka namely mafy mba hanenjehana an'i Andrinoa fa tsy sahy naka risque be ihany koa nefa. Joux Plane ça va ça va na ni-frôle talus kely ihany aza. Diamond Creek 2 nopetahana à fond partout fa temps moyen ihany tsy haiko ny antony (réglage de boite angamba ), fraizer moa temps moyen koa fa matahotra rehefa tonga @ lé miolakolana be akaiky arrivée iny Bilan Noriza no gasy mitarika, dia Andrinoa eo alohako avec 1s47 d'écart, dia miandry ny fusées gasy ambiny sisa !
-
-
-
-
-
-
-
MISY G25 ATY AMKO ô!!!!
thomas_radstrom a répondu à un(e) sujet de passpartooj dans Petites annonces