Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

irina

Membres
  • Compteur de contenus

    1 359
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par irina

  1. Raha nisy collectionéra teto am tanana d anisany 1 ny fianakavian'i Nirina58 . Na pilotazy na préparation d tao am zalahy daholo. Ka mety tsy mahita intsony ra nirina58 an . Aléo cox ihany kalongany Ao fa hitadiavana ary ialahy é.
  2. Vonona daholo v ny vam fa ho reketina anié lé rencontre diany izao mafana izao ny vy é? kirikou> alefaso ny appel any amin'ny bandy akama d andaho amzay Ari> réef tsy vita ny 4 corps d andao atosika fa maika b Andovw> tondé ialahy foana no sampion fa aléo ialahy ihany no milalao irery eo ka. Zahay spect fotsin efa miketrika an lé sortie lesy ny aty fa ho avy tsy ho haingana ka.
  3. Ka ny sortie ho atao anié am lalana tapis é. Réfa vita ny mpanao rally an lahery voa makany laniera ny sortie d lery rery no alefatsika any. Ny tena mety d manao oatran carte de visite kely misy contact mba hiantsohina ireo type 1 velona tampoka eny andalana Oatran betsaka ihany ry zalahy izao no mitsangana mandeha any ka. Alefaso ny sosokevitry laisany ar.
  4. Salut ry zalahy an. Merci ra kirikou nanao an lé rubrik vw Mk1 an . Tena mety lé mifampitafa² ato kanefa tsisy oatran'ny mifanena ihany mba samy mifankahalala. oatran ra kirikou zao hitako ninana gilasy tetsy honey omaly d tsy sahy nankeny za fa tsy nitondra type 1 . Na lé échange d'expériences az réef tafaraka iny no tena tsara . Ny solution ko lo d izao é. Ndaho resencéna daholo ry zala manana type 1 d mba hafaka mi organisé sortie kely miaraka. Ny blèm ko aloha bdb am zao é. Train av, boîte, seza, lakilé tapaka ... Sa ahoana oz laisany?
  5. irina

    andovw

    D....O...L hazavao ny akama ry zalahy an.
  6. irina

    Rajoù

    o rajou a mety ho raikitra ihany ny sortie vw mk1 sy cox raha izao ny mitohy an . Saod tsara ketrehina ihany lé pro d masahana avy eo. Mbola misy mk1 matoritory ihany hono any fa izay tratra antso d asevo mivonona é.
  7. irina

    andovw

    Aléo ar fa ho ketrehina izay proposition zay . Ary toa efa betsaka sahady iz zany? Hitatsika eo ny hanaovana az é.
  8. irina

    andovw

    tonga soa ra andovw an. Tena sady miarahaba no mihondrika ambany am lé fikelezana vita tam lé type 1 é. Ary ela ty b passion mits an ? Sady manafona pièces fotdiny kay . Lany tamingana mits ny pièces type 1 dorizaka kay ao amin'io vam io daholo zany. Milay é. Ndaho amzay hiaraka hivoaka zany . Anao défilé 26 juin v no tian'i laisana sa ????
  9. irina

    kirikou

    masaka b ra kirikou a . Mety ho asiana rubrik type 1 angambany ato i recenséna ireo zay mbola tsy tratra antso d mba manao sortie kely miaraka. Sa ahoana? Za voa naika i kozy hoe ar aiz ra Ando kay lery ko io ao ambadika io . Milay zany ka. entr (), iz lé rallyman manana type 1 ko lé. Mba invitéo ko iz mba hitafatafa ato é.
  10. mba ho ento lesy ry ari i timon am samedi d mba misy type 1 efatra no mba alaina sary an Sa mbola tsy vita ny 4 corps? Mbo maka sary daholo d samia mieritreritra ny anarana atao am ry type 1 avy ary é. Timon zany efa misy. Pumba ny ataoko anarany ny ahy zany.
  11. irina

    Fred

    Miresaka motera sy afainganampandeha foana ialaisany. Fa mijanona v lé fiara avy eo ry zala? Fanontaniana ihany lé hoe manao aohana ny freinage?
  12. irina

    kirikou

    Tandremo so madama lé micody fara fa ataony rafotsy maivoka eo ialisany an. Eo vo voan'ny fanontaniana d hoe Team so6 in akian . Ouaina b . Sa ahoana ra kirikou?
  13. tonga soa ra check an. MPANAO POINTE?
  14. tonga soa lesy ry bandy gasy an.
  15. irina

    RALLYE TOTAL 2008

    lé gosy sy droity hita ihany rajou an. Fa raha sendra croisement voa loza . Hoe aiz no aleha? Milay kosy ireny ka. Kely sisa d averina indr1 ireny ka.
  16. irina

    kirikou

    Sali ra iza moa iz teo fa sarotra tadidy ko lé pseudo an ialhy teo . Kokorico v sa ??? Ay kirikou. Antsohy daholo ireo akama MK1 rehetra bainà fa ho reketintsika am zay ity club ity fa ela loatra ka . Zany ra Ari, ry Nerone, ry Nari9, ry rajou...an. Masaka b lé siège baquet an. Antsohy r'zala ry kirikou an. Bonne 6x
  17. irina

    Rallye FMMSAM TOTAL

    Tondé mba hasio aperçu kely ra his mba anomanana pro ana fijerena marina.
  18. irina

    RALLYE TOTAL 2008

    Lé 1.6 resahiny lisany v lé type 1 é? Sa vam hafa? Zay lé ataoko hoe rehefa tsisy ny pression d manaonao foana. Na mahavita tsara b, dia oaka izay, Na mahavita ratsy b dia ................. oaka izay koa. six é.
  19. J'ai entendu dire qu'il y aurait des slaloms organisés par l'ACCT à partir de septembre pour les cross kart et les voitures. Confirmation sefo.
  20. irina

    RALLYE TOTAL 2008

    Aza adino ry zalahy fa ilay ho entina ko anié ka mila hianarana e . Surtout sur le siège de droite d'une mitsu. Saod hoe mahafinaritra b zany ho entina izany fa tsy mahazo mitraka ny loha satria tsy mahita lalana fa migorisa sy manao so6 ny ady eo .
  21. +1 am lé migorisa². ataovy poinsa daholo aloha lé vam d hita eo e. Saod kakoo indr1 no voa farany eo. Inscriveo foana lo zay é. Fa milay lé ambiance. tsara ange lé kangoo e Aleo aloha miditra park de rep kely lé kakoo fa tsy ampy prépa. Lé 309 nefa tena ho préparer b +1 am lé inscris é!
  22. irina

    De Anders/Veroo

    Aleo ho tonga ra henits fa iz izao no any am zao. Mijery rallye du boina hono iz.
  23. irina

    TVN

    hita mits ialahy fa kamo mamaki ny tantara mithy ataony TVN. Sa RNM? no tsara Efa oe anaran'ny bandikely ny lery io fa tsy Tovonen anla zan.
  24. irina

    TVN

    TVN lesy Irina diminutif ny prénom an'le bandykeliko fa-2 a, Tiavina prénom lery. Mbola ao amiko iany alou @ty ny inscription Total, ao Bel'Air. Ndraso alou jerena ra mbola misy pièce golf sendra tavela ao @ korontana, nisy fotoana to pare-choc tadidiko hita tao fa ndraso averiko jerena vo malalaka kely. Tena mety amiko raha hita izany parechoc zany dia raha avant koa ilay iz. Mba miréserve sahad za zany ra mety e. Raoviana indr1 vo mba hilalao TVN amin'ilay daba ohtr amin'ilay sary hitako io e?
  25. irina

    TVN

    tonga soa lesy TVN. Au fait ça ve dire quoi si c pas indiscret TVN ? Pour l'inscription rallye Total, mbola any aminareo v ry TVN? Tonga soa e. P.S : Saod mbola misy pièce an lé golf 1 alo tavela any avarabohitra any é. (----) io an.
×
×
  • Créer...