Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

irina

Membres
  • Compteur de contenus

    1 359
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par irina

  1. irina

    RALLYE TOTAL 2008

    Iza lesy io liva kely io ry Mikkah fa tsy kopy izahay an . Entiny lery amin'io rallye io zany v ? Ka ry mpanao baolina isany (geraldo, renaldo, rivaldo, ronaldo...) to mbola tsy apte hanao rallye mits lo zao . Ny kapiteny mits no mbola tsy mahay manetsika tenda fa mbola misy micro fractures mbola tsy sitrana atramin'izao. Tena giravy ihany ry zalahy lé mivadika amin'ny dava raha tsy manao casques sy harnais an. Lasa ny passion mits no simba b. Prudence ihany ary.
  2. tonga soa fa d asa mits iza no mba ho dimbiasany ialahy aminay rehetra ireo izao?
  3. irina

    sary insolites na crash

    Aoka lesy ra mikkah fa saod soratany ry zalahy aminy vato b eo ny nomerao ny fiara an rahitsapeta sy irina zé vo hoe fahatsiarovana ratrizay mits.
  4. Misy sigle v lé 4 phares an'ialahy any antrano? Saod hatakalo mantsy? Mbô homeo jiro any ra andovw satria ra ataoko ny compt e dia misy jiro..... , 6 au moins any an trano + jiro kely afovoany 6 zany. Azo atakalo ko v? Aleho hita any amin'ny meeting zany e. Ory zalahy an, efa nahazo invitation daholo v ny type 1 é? Mbo samia miteny ny tary izay mba voazara an'ilay carte d'invitation é? Ny ahy izao dia mbola tsisy satria vo omaly vo mba nahazo ny cartes ho zaraina. Tany fianarantsoa za tamin'iny herinandro iny dia nisy an'ilay mena kely tena mbola d'origine iny mits lé FC iny ny num an lé iz fa tsy nety hitako mitsy ny tompony avy eo . Jantes ASA d misy kit BBS iny lé iz. aleo amin'ny manaraka é.
  5. ilay minibus misy soratra rallygasy iny anié ry zalahy dia efa mety é. Sa mila anakiray asiana team so6 ko laisany zany. Ny tena tsara aloha dia mipropose minibus ireo zé manana mba au moins dépenses carburants fotsiny no atao coti. En plan B angamba voa mitady minibus hofaina. Sosokevitra ihany io an. Ny "Asio saut" dia tena betsaka tokoa any anaty ss fa ny hevitri ny mpiazakazaka no miteny tsara amin'ny toerana tena mety tsara. Marina zany chèf Soafa an.
  6. Misy sary mba hitako tao antrano lesy ito d mba nalefa ato an . Ny golg 1 an irina sy rajou ireo. Any amin'ny meeting no mihaona e.
  7. irina

    sary insolites na crash

    inty ndr1 ao ambalavao mihintsy. Midika fa milay b ny rallye tany amin'iny toherana iny tamin'izany andro fahiny izany an. Ny bar avy ko lasa rallye ny anarany . Milay sa ahoana?
  8. irina

    sary insolites na crash

    Ty ry zalah misy sary tamin'izany andro izany. Dongombato tany ambalavao tsieni paris an. Entre ambalavo sy ihosy no nahitako anio vato io. Fidinana hifatrarany izay tsisy frein na tsy tafavily a droite intsony raha avy any ihosy ho any ambalavao. Ankafizo é.
  9. Tena voa herinandro tsy nahavita namaky² tato za lesy ry zalahy dia tena 12 pejy sahady nbo lasa lé. aleho angamba dia amin'io meeting antsika io ny fotoana fa tsy hisy fotoana intsony hamalina sy hanomezana sosokevitra intsony ka. Ary anga misy M11 type 1 ho avy any ry zalahy? Tena tsoriko fa fanina mits za mamaky an lé forum fa bobaka b sahad ny kozy ato . Ekena ry izy mianakavy zany ireo kozy rehetra ireo an.
  10. refa endrasana kay tonga ihany ra bary. Tonga soa e.
  11. Tonga soa ry golf kely an. Any amin'ny place ex bamboo zany no fotoana zany e.
  12. Ampiko kely ny fanazavana momban'io carte de visite io. Izany hoe homena an'izay tompona type 1 sendra mifanena eny andalana io dia ny numéro contact an tsir1 r1 no soratanareo eo. D mazava hoazy fa ny num anlé tary ko mba alaina fa tsy hoe iz ny endrasana ihantso an. Tonga dia version imprimable carte de visite io format io an. Alefaso ny commentaire ry zalah an.
  13. ialahy ko lesy mbo rangitina d lasa maranitra b eo . sangy² reny fa aza raisina ho tena izy an.
  14. Reketinintsika zany lé am 21 ry zalah an. D i Ari manomana anarambositra ho an'i tsir1² satria tena mpanakanto mits lery amin'io taranja r1 io . Ny fotoana dia ho tazonina alahady hariva manomboka amin'ny 2 h 00 eo ampefiloha zany. Alefaso ny inscription ato am forum zany . Za ho tonga.
  15. Ary raha ataon'laisany fihoanana sady mijery rallye éé!! type1+so6+rallye= fety bé Réefa mihazakazaka lé type 1 anakiroa ireny voa forcénay andeha amin'ny vovoka ny fiaran'i ra kirikou sy ra andovw io é. Metry amiko lé 21 (efa eto indr1 za amin'io ka)
  16. Aléo ty communiqué ty mits no impriména ry boom dian'izao d aseho an'i patro anay an. Tondé hafaka tsis blèm.
  17. Sady misy halokaloka kay eo . Ry zalah austin ko eo foana no manao fotoana. Tsy koa ka . Fa raha tena tsy hafaka ny tenanay amin'io daty io d mety v raha ahemotra 21 après-m. Ny blèm anié d sûr fa misy mety tsy ho hafaka foana d aleo aloha izay vory d halefa ihany ny sortie d sary mipetraka ho an'ireo tsy nahatratra é.
  18. Misy 1 eo ambodifilaho eo maintso kely iny ny lokony. Fan ny karos efa mila vérifiena tsara. To misy à vendre no hitako. Fa nisy rouge bordo zay ko mbola milay fa tsy taza²ko intsony tatoato.
  19. irina

    Les photos old rallygasy

    Slaloom tetsy ambanin'i fasambazaha tetsy anjanahary taloha io lesy ra Nér1 an . Zao io toherana io efa lasa feno trano b d b. Zany mahatonga an lé pilo tsisy kopl.
  20. ilay an'i ra rado fotsy mipetraka ery am mauzolée ery v no tiany ialahy tenenina? ilay lasa jantes fotsy b iny? Ar ny an'i ry zalah concept ahoana?
  21. irina

    Les photos old rallygasy

    ireto ry zalahy misy sary efa old génération rallygasy fa ho fahatsiarovana ny ireo zoky taloha an. Travers ana 504 hors trajectoire de 305 Lancement karenjy vita gasy nanao rallye des pistes ampiho ny sary oatran'ireo raha misy any ry zalahy an.
  22. mety lé eo am Sarafi ka sy lé miodina by pass. Fa lé 14, miezaka ny ho tonga fa mety avy an'i tany lavitra zay amin'io andro io d mbola Sinon lé carte ho avoaka amin'ity semaine ity d haseo ato ny bikany.
  23. ho avy tsy ho haingana ahoana ndray lesy rehefa manao sortie laisany dia manaraka avy lavitra koa zany ny liona (peugeot) manao am'soaf ééé Aléo lisany maka sary sy mibata plots raha misy kilalao ataon'i ra andovw.
×
×
  • Créer...