Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

bandygasy

Membres
  • Compteur de contenus

    42
  • Inscription

  • Dernière visite

Réputation sur la communauté

0 Neutral
  1. "T'as vu la cloture comme elle est belle "
  2. bandygasy

    Lasa i SIMBA! :(

    R.I.P Mahazo !!! Mirary fiononana ho an'ny fianakaviany!
  3. Misy video vitsivitsy ireto, alefa tsikelikely arakaraka ny upload vita : GGB
  4. milay zany e ary ny calendrier-ny saison hono ry zalahy manao ahoana ?
  5. efa boîte bloqué à 3 ve de mbola 3 è ihany ??? matoky anareo mitsam eee ! ka rehefa mipetaka indray ny boite pro-drive rahampitso de rahampitso hariva
  6. bandygasy

    "Rallye de Norvège 2009" - Rally Norway

    commentaire du directeur technique de ford WRT [url] http://fr.sports.yahoo.com/17022009/70/rallye-de-norvege-loeb-le-meilleur-meme-en-2cv.html [/url]
  7. Manohana anareo ry zalahy aaa ! Le sub koa tena manao aaa ! Dia manantena live misimisy avy aminareo eee ! farany : ASIOOOOOO !
  8. bandygasy

    Team So6 en deuil

    Bandygasy sy ny Madacox dia maneho ny fiaraha-miory amin'ny fianakavian'i hathor. Andriamanitry ny fiadanana anie hanome fiononana ho an'ny fianakaviany. Mandria ampiadanana ry rahalahy !!
  9. bandygasy

    540 en mini

    marcus ! t'es vraiment trop fort !!! comment t'as fait pour les phares, les calendres et les joints ?
  10. bandygasy

    CI master

    en tout cas, diet difficile à suivre pour le javascript:emoticonp('') so6 . difficile de se priver du et du N.O.S par contre, le sport c'est très très recommandé ne serait-ce que pour eliminer les toxines etc....
  11. tsy Randz iny kah! Ireny ilay tonga amin'ny fitenanana hoe "omby iray vala e tsy ilaozan'izay mamaraha! " fa nahazo carton rouge iny aloha! ato misy sary kely momba iny hetsika iny e : http://www.madacox.net/viewtopic.php?f=18&t=9
  12. ary adinon'la fa za angé niaraka t@ lisany ééé!! marina izany e! jereo ilay avatar
  13. za sy tsi2 no mbola nahita an'i nirina58 nanao essai teo amin'ilay piste efa fantantsika ny alakamisy hariva. resaka mise au point moteur kely fotsiny sisa tamin'iny. tena gaga aho hoe nisy blem i nirina58 vao niainga k'le! fa tena ratsy izany raha izany no tantara. tena efa crime ange izany ry zalahy e fa tsy zavatra hafa intsony e! Tsy ampoizina mihitsy ny olona mety ahavanon-doza san a! Fa ny hevitro aloha dia tsara ny mametraka plainte, fa sao mbola hitsy zavatra hafa tsy ampoizina eo indray !!!!!
  14. Nahafinaritra ny meeting MADACOX eee! Dia misaotra ny teamS06, focus, ASATANA3 fa nahafinaritra ny fiaraha-miasa sy ny fandavan-tena nasehonareo. Afa-po tanteraka izahay mpitia vw coccinelle, ka mankasitraka eeee!
×
×
  • Créer...