Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
checkp0int1

Salut salut é

Messages recommandés

Arabaina tonga soa aty an-tanindrazana zany amin'ny alalan'ity forum ity e!!
dia manantena ny fandraisana anjara mavitrika ôtran'ny ary @ le forum ary ambadika ary koh Wink

Milay be le Malagasy Powaa an!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tonga soa Checkpoint Wink

Mahafinaritra e! Tohizo

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tongasoa eto @ pig land le Toulousain!

Revin' Bandy Rehetra
Bandy Mirevy Western

Tena Be Revy reto Bandy Reto kah!!! lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
sali sali tonga soa e! bandy mirevy western zany toundé miaraka am santiag sy steatson? a partir d'aujourd'hui mon pote, je te baptise l'homme qui fait des saisie plus vite que son ombre ..
tonga soa ny akama !

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Inona mou zany fa d arabaina enao manana biby adala B Malagasy Power tonga eto @ti forum ity makafokamakafoka
Mety drift-ena tsara ngamba zany e36 3l zany an QuestionQuestionQuestion
+1 ndray zany ny akaman'mister Boum
(Boum Miodana johnyWalker)

lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Ary ela ty ra boum ty ny Saut rehetra mihitsy an!! lol!lol!

Boum SAUTE tous ce qui bouge
ra za ny otran la ry mikah dia afenina reo avatar reo fa i Boum koa anie mahay misaute NOS e! za no nanovako an ilay avatar-ko mstyl be iny fa i boum il tire plus vite que son ombre (tire moa zany sa saute???)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tong soa e manantena détails de présentation an'ilay E36 3L zahay. Firy moa ny consommation an'izany ? tiko ho hita raha viable aty amin'ny tanàna izy en tant que daily ?
Fred

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fred1302S a écrit:
tong soa e manantena détails de présentation an'ilay E36 3L zahay. Firy moa ny consommation an'izany ? tiko ho hita raha viable aty amin'ny tanàna izy en tant que daily ?
Fred


hi hi hi, pour une eventuelle ketrika hafa koh ve?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tonga soa é, so dé mba tokony makafoka ery amoron'garonne fa samy eto @ la ville rose ihany silly

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mc Crash a écrit:
Tonga soa é, so dé mba tokony makafoka ery amoron'garonne fa samy eto @ la ville rose ihany silly



cheers zay etsy amoron'ny IKOPA é!!

lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fred1302S a écrit:
tong soa e manantena détails de présentation an'ilay E36 3L zahay. Firy moa ny consommation an'izany ? tiko ho hita raha viable aty amin'ny tanàna izy en tant que daily ?
Fred


Ilay ///M angé tsy dia misy tantaraina firy satria full stock be, na carosserie na moteur é, ny carosserie moa izany dia ijanona amin'izao fa ny motera noha asa. Sinon concernant ny conso manao 10 lédala en mixte dia 8.5 rehefa autoroute ary eo amin'ny 12-13 eo rehefa ville foana (ce qui est rare); dia mazava ho azy moa fa rehefa misotra ny 6 paps dia mty ho anao 25 any Very HappyVery Happy (ce qui est souvent le cas ) lol!
Raha ny point de vue ana manokana aloha dia tsy mety raha atao daily é, satria c'est une caisse qui n'est n'est pas faite pour rouler à bas régime, (manjary encrassé ny moteur Very Happy ). Ny usage -ko aminy dia week end ihany sy rehefa mi-voyage, ny olona rehetra fantako aty manana ///M aloha dia mitovitovy amin'izay daholo.

Citation :
Tonga soa é, so dé mba tokony makafoka ery amoron'garonne fa samy eto @ la ville rose ihany


MP envoyé

Citation :
Ka lisany any Finda ary ra-Mc tokony hanao team So7 ah!!!


Aleo team ravin So7 é petardpetardpetard

Citation :
tonga soa Check a, efa renay ny lazany le golf tamzany an! Gasy Powaa reprezent any zany


Nga moa lesy ilay golf nisy lazany firy fa mba natao teo izay nety

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Efa ela ela indray tsy teto dia mba mi post sary kely satria depuis dia nosoloina moteur un poil plus puissant ny ///M. Dia raha toa ka dia asiana gestion programmable. Raha tsy hafa po moa izany dia ho ita eo ny tohiny

Dépose du moteur d'origine


Ancien moteur déposé et nouveau moteur inside


Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ary toa mbola immat aty @ tanana lty???? Sa moa ela lé hoe "kofa mipetraka ary dia Tonga aty" loooooool

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

dia ahoana mahafapo ve lay izy? Very Happy nampiakarina 3.2l zany?tokony asina topic manokana ao am presentation et prepa vehicule ty an! Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
M.n.R a écrit:
dia ahoana mahafapo ve lay izy? Very Happy nampiakarina 3.2l zany?tokony asina topic manokana ao am presentation et prepa vehicule ty an! Very Happy


Efa ça va ihany ka, fa tsy maninona raha mbola ampiana RazzRazzRazzRazz .
Inona moa no ho présenter-na eo, tsy misy ho ambara firy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

mba présentation en photos an lay daba, évolution an lery avant après, ny ketrika majinijinika, etc...fa bon ra ampy ny ato am présentation perso dia mety io ka!hihi Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...